Fanadinana sarotra

1. Bita ( 22/10/2008 08:52)
Nisy mpianatra 4 tena nahay tao @ ity lakilasy iray ity tao Antananarivo ary izay fanadinana nipoitra dia 20/20 foana no azon-dry zareo. Tsy nifangala tahaka ry zareo akory fa tena nahay mihitsy. Hanao fanadinana famaranana ary ry zareo ny alatsinainy ho avy ary dia tsy dia taitra noho ny mpianatra hafa. Sendra nahazo fanasana anniversairen'ny namany izy ireo ny sabotsy ary dia nanapa kevitra fa handeha any Antsirabe. Ary hiverina ny alahady. Tonga tany Antsirabe ary ry zareo ary tena nifety ary nimamo aza. Tonga ny alahdy mbola nasain'ilay namany hihinana sakafo atoandro vao mandeha mody ary dia nanaiky ry zareo. Ary dia nhinana ary mbola nisotro ihany koa. Rehefa mamo ry zareo dia tsy nisy afa nitondra fiara ka nilaza hoe andao hatory kely adiny 3 tsy lavitra Antananarivo akory tongatsika any am-pianarana vao maraina ary tonga dia any mivantana. Kanjo sady tsy nisy namoha ry zareo no tsz tafafoha ary dia tsy tratra ny fidirana ary dia nanapakevitra fa hitantara fa vaky pneu teny an/dalana ka mbola nanao pneu teny an/dalana ka tsy tratra intsony.
Satria tian|ireo Prof ry yareo satria mahay dia nanaiky ny hanalan/dry yareo fanadinana andro hafa. Nanao famerenana tsra ry zareo ary dia vonona tokoa.
Tonga ny fotoana tonga ara-potoana ry zareo ary dia samy nahazo efitrano iray avy hanalana fandinana satria 4 fotsiny sisa.
Tonga ny examen,> nojeren-dry zareo 4 arz samy faly fa hoe mora 120 ny fitambaran ny isa azo nojerena ny voalohany Math> Log 2x-1 mora be hoy ry zalahy 20 sur 20 tao ambadika ny pejy. Fanontaniana azahoana 100 point. Ny pneu ankavia sa pneu ankavanana no vaky?
:roll: :roll: :roll: Iyy 4 dahy samy nihoatra loha............Raha manampahaiyana izy 4 firy no novaliny? Miankina amin|io ny fahafan/dry zareo
novalian'i endrika01 ny 01/11/2008 17:28
2. caprio ( 22/10/2008 17:29)
de samy namaly avy izy 4 we:tsy fantatray ny valiny fa ilay chauffeur no nanolo azy tao fa zay natory :-D :-D :-D
3. tsiambaratelo ( 29/10/2008 00:55)
Bita:

Nisy mpianatra 4 tena nahay tao @ ity lakilasy iray ity tao Antananarivo ary izay fanadinana nipoitra dia 20/20 foana no azon-dry zareo. Tsy nifangala tahaka ry zareo akory fa tena nahay mihitsy. Hanao fanadinana famaranana ary ry zareo ny alatsinainy ho avy ary dia tsy dia taitra noho ny mpianatra hafa. Sendra nahazo fanasana anniversairen'ny namany izy ireo ny sabotsy ary dia nanapa kevitra fa handeha any Antsirabe. Ary hiverina ny alahady. Tonga tany Antsirabe ary ry zareo ary tena nifety ary nimamo aza. Tonga ny alahdy mbola nasain'ilay namany hihinana sakafo atoandro vao mandeha mody ary dia nanaiky ry zareo. Ary dia nhinana ary mbola nisotro ihany koa. Rehefa mamo ry zareo dia tsy nisy afa nitondra fiara ka nilaza hoe andao hatory kely adiny 3 tsy lavitra Antananarivo akory tongatsika any am-pianarana vao maraina ary tonga dia any mivantana. Kanjo sady tsy nisy namoha ry zareo no tsz tafafoha ary dia tsy tratra ny fidirana ary dia nanapakevitra fa hitantara fa vaky pneu teny an/dalana ka mbola nanao pneu teny an/dalana ka tsy tratra intsony.
Satria tian|ireo Prof ry yareo satria mahay dia nanaiky ny hanalan/dry yareo fanadinana andro hafa. Nanao famerenana tsra ry zareo ary dia vonona tokoa.
Tonga ny fotoana tonga ara-potoana ry zareo ary dia samy nahazo efitrano iray avy hanalana fandinana satria 4 fotsiny sisa.
Tonga ny examen,> nojeren-dry zareo 4 arz samy faly fa hoe mora 120 ny fitambaran ny isa azo nojerena ny voalohany Math> Log 2x-1 mora be hoy ry zalahy 20 sur 20 tao ambadika ny pejy. Fanontaniana azahoana 100 point. Ny pneu ankavia sa pneu ankavanana no vaky?
:roll: :roll: :roll: Iyy 4 dahy samy nihoatra loha............Raha manampahaiyana izy 4 firy no novaliny? Miankina amin|io ny fahafan/dry zareo



Sarotra be marina leu fanadinana kou:-D:-D:-D
4. endrika01 ( 29/10/2008 01:04)
Dia valiana wé,tsy ny pneu havia,na havanana fa izy rehetra=))=))=))
5. borona ( 30/10/2008 11:16)
mba azvao we ny maha :ny pneu efatra azy no indray vaky. :oops: :-D
6. endrika01 ( 01/11/2008 17:28)
borona:
mba azvao we ny maha :ny pneu efatra azy no indray vaky. :oops: :-D
=))tsotra,amzay tsy tratra ny lainga:-D:-D:-D ,tonga de mahazo salanisa be satri tena K.0 nefa tonga ihany:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804