idée KDO

1. tslem ( 22/10/2008 07:06)
Inona kay no tsara atao fanomezana(@ anniversaire) ho an'olona enimpolo taona,vehivavy,mba toroy hevitra hoe zah izay mahita?

Misaotra betsaka!
novalian'i tslem ny 24/10/2008 09:29
2. ni81 ( 22/10/2008 07:36)
Ka ny andro izao efa mihamangitsy ka raha Pull over ohatra? :)
3. ni81 ( 22/10/2008 07:37)
Na akanjo mafana hafa e!
4. tslem ( 22/10/2008 07:43)
Misaotra ni a! fa saingy izao: any Dago ilay olona kah! :)
5. ni81 ( 22/10/2008 07:54)
Hay ve e! ka raha any dia misy ahazoana manome azy koa @ ilay emadex iny sa inona moa?
6. sakaizakely ( 22/10/2008 08:44)
ny sarin'ny zanany sy ny zafikeliny atao anaty cadre tsarabe + ranomanitra
7. ni81 ( 22/10/2008 08:55)
ny sarin'ny zanany sy ny zafikeliny atao anaty cadre tsarabe + ranomanitra
tsara ny hevitra fa dia alefa poste ve? Be mantsy no very entana ka sao dia manjavona any fotsiny e!
8. fahamarinana ( 22/10/2008 11:04)
:arrow: io emadex lazain'ny ni io tokoa,na mandefa voninkazo amin'ny interflora fa tonga any (ny vidiny aloha dia somary lafo ihany )...na koa mandefa vola olona atokisana dia any no mividy azy hialana amin'ny entana very etsy sy eroa sy mba ho tonga ara-potoana. (l)
9. ni81 ( 22/10/2008 11:07)
Zà ry fahama tsy mba matoky poste intsony mihitsy kou! Sary sy ttasy firifiry no tsy tonga @ zay handefasana azy akory! :roll: Ny vola aza tokony hoe tonga 10j efa 1 volana aty aoriana vao hita!
10. karinah ( 22/10/2008 11:15)
izaho koa efa very sary tamin'ny poste, tsy atokisana aloh aee!
11. veromahefa ( 22/10/2008 11:29)
lamba fitafy vita amin'ny landy raha mitafy lamba ilay olona, eo amin'ny 35.000Ar eo zao no vidiny.
12. ssendra ( 22/10/2008 16:52)
tslem:

Inona kay no tsara atao fanomezana(@ anniversaire) ho an'olona enimpolo taona,vehivavy,mba toroy hevitra hoe zah izay mahita?

Misaotra betsaka!

raha izaho aloha indry dia vola no alefako e! dia izy no manao izay mahafinaritra ny fony aminy, ny olona any dago mantsy lmatetika dia vola aza no tiany amin'ilay fahasahiranana, izaho rehefa mande dago izao tsart mahatonga vondalana zany tsony fa omeko enveloppe kely de faly izy rehetra, efa mora any ny akanjo ny sokola sy ny rehetra any efa feno am grande surface....


13. tslem ( 23/10/2008 06:53)
Misaotra indrindra anareo retra retra t@ torohevitra fa dia misy hodinihina tsara ireo hanapahana hevitra ny tokony ho alefa :-* :-* :-*
14. booboo ( 23/10/2008 16:20)
ilay truc Emadex io koa hitako tsara. Tsy mitovy loatra @ poste hoe mandefa entana ny principe n'ilay izy fa aty no aloha ny vola fotsiny dia misafidy ilay truc tianao hatao cadeau dia tonga dia raha efa any an-toerana ihany no livrer-ndreo.
bouquet sy coffret choco na resto pour 2 any @ Colbert :°)
15. tslem ( 24/10/2008 09:29)
booboo >>>misaotra ihany koa an :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719