mangataka ny tononkiran'i ifanihy

1. Delphi ( 22/10/2008 04:51)
sao dia misy manana ny tonon'ilay "etsy ho tantanako indry" an'i ifanihy ianareo mpitsidika ato, azafady indrindra e! tena ankasitrahana raha mbola asianareo ny tonon'ilay "ho tia tsy ho toy ny ety an-tany, ho tia na faly na tomany" an'i mickael koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074