Compte bancaire Nicolas Sarko nisy nampiasa

1. ainaheri ( 22/10/2008 04:40)

Araka ny loharanom-baovao; nisy nampiasa nanaovana abonemà telefonika ny kaonty bankairan\'ingahy filoha,tsy fantatr\'ireo piraty fa azy(Sarko) ny kaonty nampiasainy!!

Zay no mandreraka @ itony informatika itony!!
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 07:27
2. fahamarinana ( 22/10/2008 05:55)
:arrow: mba henoko tokoa iny...fa toa mbola tsy tratra ry takaka hono aloha! Tena ny rehetra mihintsy no ho tratra rehefa tonga ny loza fa tsa mifidy lohan'olona intsony e.
Ny ahy na dia io fampiasana carte bleu io aza efa maharikoriko ahy ndraindray :( (l)
3. sakaizakely ( 22/10/2008 10:08)
tratra kou

bandy congolé roa lahy zany no nanao azy

te hanao aminy eo moa kou, minan fatiny zany zao fa tsy amelan'i Sarko mitsy
raha vo sans paps toundé direksio Orly :-D :-D :-D :-D
4. kelly13 ( 22/10/2008 10:42)
le compte nanaovany abonnement telephonique no nampimé ahy, ra mba oe nanaovana credit hakàna trano na zvt mba goavana e, tia kely tsss
5. fahamarinana ( 22/10/2008 11:29)
:arrow: kelly : :-D masiàka zalahy be kibo zato...
sakaiza :hay efa tratra hono ? dia samy manefa ao zany aloha rehefa manao ny tsy rariny. (l)
6. ainaheri ( 22/10/2008 15:37)
kelly13:

le compte nanaovany abonnement telephonique no nampimé ahy, ra mba oe nanaovana credit hakàna trano na zvt mba goavana e, tia kely tsss

Kraky iany ry lerony nahazo ilay MDP fa ny nahasanana azy ilay nandoavana abonemà hihihi,maninn ra zvtr be valera no novidina d samy niala,tsy nampiasaina tsony!!


7. ni81 ( 23/10/2008 07:27)
Kraky iany ry lerony nahazo ilay MDP fa ny nahasanana azy ilay nandoavana abonemà hihihi,maninn ra zvtr be valera no novidina d samy niala,tsy nampiasaina tsony!!
ka izay ilay hoe misy farany raha jiaby e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0949