PATTY, Ttire: NOSTALGIE
1. Lantotiana
(
17/10/2008 07:57)
Miarahaba anareo
Manoratra sy mamangy anareo namana rehetra ny tenako
Aty Italie , izaho mianatra, lANTO NO ANARAKO
Mba mangataka hiran'ny Patty mitondra ny lohateny hoe : NOSTALGIE
Sy hiran'ny TARIKA RALAZA mitondra ny lohateny hoe NY LALANTSIKA ROA
Misaotra anareo mialoha ary mametraka veloma finaritra hoanareo rehetra aty antanin-drazana
veloma! :-*
2. ni81
(
17/10/2008 08:34)
Misaotra anareo mialoha ary mametraka veloma finaritra hoanareo rehetra aty antanin-drazana
veloma
ny any ivelan'ny tanindrazana izany tsy mba atao veloma! :oops:
3. xxx
(
20/10/2008 00:44)
[any Italie ianao ka tsy tonga dia anontanio an'i Patty any .
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0074