Joba:Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy @ Atra?

1. niryna ( 14/10/2008 04:41)
Mahavariana ny tantaran'i Joba raha efa namaky an'io tantara io hianao.Izy dia olona marina sy mahitsy ,olona natahotra an'Atra ka nifady ny ratsy.
Olona nanankarem-be ary nanan-janaka folo (fito lahy sy telo vavy).

Andao ovaina kely ny resaka amin'ity indray mitoraka ity.
Vakio ny tantaran'i Joba 1 http://baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&toko=1&dika= sy Joba 2 http://baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&Toko=2&dika= [b]dia fanontaniana fotsiny omena
any amin'ny farany vao samy mamaly sy mandinika ny valiny isika

Fantatr'Atra ve i Joba fa tena olona marina ? maninona no navelany alai'ny satana fanahy izy ?
Maty avokoa ny zanany folo,ny hareny rehetra ritra avokoa ,ny biby fiompiny rehetra ripaka ary izy dia feno aretina.kanefa izy dia mbola nidera Azy ihany.

Ny vadiny no nametraka fanontaniana azy rehefa niantra taminy avokoa izao fahoriana rehetra izao manao hoe Mbola mitana ny fahamarinanao ihany va hianao ? Joba 1:10
Fanontanian'i Joba Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Atra fa tsy ny ratsy koa?
Fa angaha satana afaka manala ny aintsika ? satria hoy Atra tamin'i satana hoe Indro eo an-tananao izay ananan'ny rehetra ;fa [u] ny tenany ihany no aza aninjiranao ny tananao .Dia nivoaka satana niala teo anatrehan'i Jehovah .[b]Joba 1:13

***Tsara ho fantatra: na dia namaivay aza ny fahoriana nahazo an'i Joba dia tsy mba nanota teo anatrehan'Atra izy fa vao maika nidera Azy

Joba dia mbola velona efam-polo amby zato taona taorian'izany fahoriana nianjady mafy taminy izany ary mbola niteraka fito lahy sy telo vavy izy ary notahian'Atra izy ary niverina taminy avokoa ny hareny mihoatran'ny tamin'ny voalohany Joba 40:12-17 =D

Mahalasa fisainana ilay tantara ,alefaso ary ny fanontaniana fotsiny an ! :D
(l)niryna
novalian'i vivisexy ny 01/11/2008 18:39
2. xxx ( 14/10/2008 15:05)
Tsy azoko hoe inona no tena tianao lazaina @ ilay lohaevitra na ny fahasambarana azon'i Joba na ny fifikirany @ Atrafa ny fanontaniana hapetrako @ yrina dezao inona no atao hoe olontsambatra na @ izay te hamaly azy koa tsy maninona ?
3. niryna ( 15/10/2008 02:35)
niryna:

Andao ovaina kely ny resaka amin'ity indray mitoraka ity.
Vakio ny tantaran'i Joba 1 http://baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&toko=1&dika= sy Joba 2 http://baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&Toko=2&dika= [b]dia fanontaniana fotsiny omena
any amin'ny farany vao samy mamaly sy mandinika ny valiny isika

Fantatr'Atra ve i Joba fa tena olona marina ? maninona no navelany alai'ny satana fanahy izy ?
Maty avokoa ny zanany folo,ny hareny rehetra ritra avokoa ,ny biby fiompiny rehetra ripaka ary izy dia feno aretina.kanefa izy dia mbola nidera Azy ihany.

Ny vadiny no nametraka fanontaniana azy rehefa niantra taminy avokoa izao fahoriana rehetra izao manao hoe Mbola mitana ny fahamarinanao ihany va hianao ? Joba 1:10
Fanontanian'i Joba Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Atra fa tsy ny ratsy koa?
Fa angaha satana afaka manala ny aintsika ? satria hoy Atra tamin'i satana hoe Indro eo an-tananao izay ananan'ny rehetra ;fa ny tenany ihany no aza aninjiranao ny tananao .Dia nivoaka satana niala teo anatrehan'i Jehovah .Joba 1:13


alefaso ary ny fanontaniana fotsiny an ! :D
(l)niryna

xxx a io no tiako ho tenenina .
samy mametraka fanontaniana avy ao amin'io Jaoba 1 sy 2 io isika ka dia avy eo samy milaza ny heviny sa tsy mety izany ?


:D
4. roli ( 29/10/2008 12:37)
(l)Miarahaba antsika indray .Fanontaniana hapetraka:
Nahoana no mbola nalainy devoly Fanahy JOBA?
Moa va ANDRIAMANITRA afaka mamela ny heloky ny satana?
5. vivisexy ( 01/11/2008 18:39)
slt
ny fakampanahy d avy am satana fa ny fizahan toetra d avy am andriamanitra
eto d ts mazava amiko na fakampana na fizahantoetra no nahazo an i joba
fa ra ny hevitro d fizahantoetra satria noferan andriamanitra ny satana ts haka ny ain i joba ary andriamanitra d nirehareha tam satana ny amn ny joba mpanompony satria natoky azy hatram farany
lesona azo sotomina izay maharitra hatramin ny farany no hovonjena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1004