Tompo ô , ekeko tsotra izao
1. Noue
(
10/10/2008 07:32)
tena mba tiako loatra ity hira ity dia mba zaraiko anareo eto eeeee :-* :-* (l)
Tompo ô ekeko tsotra izao
ity antosnao miangavy mitalaho
fa ny fotaky ny fahotako
no italahonao mba ialako
Tompo ô ekeko tsotra izao
fa tsy fantatro akory
F'hay ny fiainako rehetra d'efa ho very
o !ry Tompo ô
Tsy afoinao hiosom-bovom-pahotana hianahana
'Zato tenako misalasala
tsy foinao ho latsaka an-davaka
ka hitomany fa nekenao mba ho tiana
ka narovanao hatrany hatrany
feno hafaliana ty foko fa manana Anao
Be fitia tsy mahafoy fa manoro raha toa tsy mahay
fa raha tsy noho izay fitiavanao ahy
'zay angamba, d'efa very aho
d'efa very aho tahak'izay
Tompo ô ekeko tsotra izao etc.....
http://www.dailymotion.com/playlist/xkvus_couleurdusoleil_hira-gasy/video/x3ent1_ekeko-tsotrizao-glr_music
Tompo ô ekeko tsotra izao
ity antosnao miangavy mitalaho
fa ny fotaky ny fahotako
no italahonao mba ialako
Tompo ô ekeko tsotra izao
fa tsy fantatro akory
F'hay ny fiainako rehetra d'efa ho very
o !ry Tompo ô
Tsy afoinao hiosom-bovom-pahotana hianahana
'Zato tenako misalasala
tsy foinao ho latsaka an-davaka
ka hitomany fa nekenao mba ho tiana
ka narovanao hatrany hatrany
feno hafaliana ty foko fa manana Anao
Be fitia tsy mahafoy fa manoro raha toa tsy mahay
fa raha tsy noho izay fitiavanao ahy
'zay angamba, d'efa very aho
d'efa very aho tahak'izay
Tompo ô ekeko tsotra izao etc.....
http://www.dailymotion.com/playlist/xkvus_couleurdusoleil_hira-gasy/video/x3ent1_ekeko-tsotrizao-glr_music
novalian'i Noue ny 10/10/2008 14:49
2. fahamarinana
(
10/10/2008 07:41)
:arrow: merci e...tiako ihany koa.Nohiraina tamin'ny choralie tamin'ny 2 taona lasa zay... (l)
5. Noue
(
10/10/2008 09:30)
ratonga:tsy hatsikana kosa io eeee fa meditation! mampatsiahy ny tantaran'i moïse eeeee
:-D :-D :-D mampimé @ voloany tokony nalena any @ hatsikana :°)
:)
6. cutie
(
10/10/2008 14:33)
ny ahy ty no tena tiako @ hiran'i Ndriana Ramamomnjy :)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/andriamanitra%2Bfitiavana/video/x547ju_andriamanitra-fitiavana-ndriana-ram_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/andriamanitra%2Bfitiavana/video/x547ju_andriamanitra-fitiavana-ndriana-ram_music
