rano

1. kelly13 ( 02/10/2008 16:18)
miarahaba,

aôna kay ny ataonareo refa le idiran'ny rano ny sofina refa manao douche? mandreraka b mantsy fa za tratra fôna

misaotra ô!
novalian'i kelly13 ny 17/10/2008 20:14
2. ratonga ( 02/10/2008 16:21)
atongilana fotsiny ny loha é mivoka wazy ny rano ry kelly ah!! :-P
3. ni81 ( 02/10/2008 16:23)
Atongilana ambany ny loha (ankavanana, na havia) dia pehina @ felan-tanana eo @ sofina hivoahan'ilay rano, dia toy izay koa raha toa ka ny ankavia.
4. kelly13 ( 02/10/2008 16:24)
ountssss, efa nataoko fa tsy mandaitra
5. ni81 ( 02/10/2008 16:25)
Ny ahy izay no fanaoko fa mety koa
6. kelly13 ( 02/10/2008 16:30)
za mihevitra oe sao d ny lavatsofiko no lalina b lôtra d tamàna b le rano :roll: :roll:

une fois kou za ande hatao opération d le manao douche avec bétadine etc... nitsofohan'ilay rano mitapy ny sofiko fa marenindrenina makamo b za niditra bloc d nony tany @ salle de reveil d ôtran'ny tsy nisy le rano! :roll: :roll: mahavariana
7. kelly13 ( 02/10/2008 16:31)
hay, saika adinoko, nanao io atongilana d pehana @ tanana io aho ndray mande zay fa ôtran'ny atidohako ray manontolo no nihotsakotsana! d lasa ny saiko aveo oe sao d kely atidoha aza za ty, mdrrrrrrrrrrrrrr
8. booboo ( 02/10/2008 16:31)
sady mitongilana iny no pehina² @ fela-tanana dia sady mi-sautesaute koa kah :°) :°)
9. ni81 ( 02/10/2008 16:34)
Dia tapeno @ ilay bouchon kely eny @ pharmacie ireny indray ary alohan'ny hanao douche e :lol: :lol:
10. kelly13 ( 02/10/2008 16:37)
ô retaka ry kala ni81, tsy ahavatra an'izany aho isan'andro ka :lol:

booboo>ka tsy ho teraka ho azy eo v za ra izany? :-D :-D
11. ni81 ( 02/10/2008 16:44)
ô retaka ry kala ni81, tsy ahavatra an'izany aho isan'andro ka
:-D Ka io no hevitra hitako fa mety ankoatran'ilay nolazainay sy booboo ary lésola zao koa. :-D :-D
12. nomenjara ( 02/10/2008 18:07)
ny ahy aky izao ry kelly dia ny sofiko hidiran'ny rano foana de sokirina avy eo, tamitysemaine ity tena loza raha vao nifoha dia fanina be niodikodina otran'ny hikarapoka hay nanao effet-ny tany am sofina tany lay raha dia tonde nande doc ny marainan'io
13. ratonga ( 02/10/2008 22:58)
kelly13:

hay, saika adinoko, nanao io atongilana d pehana @ tanana io aho ndray mande zay fa ôtran'ny atidohako ray manontolo no nihotsakotsana! d lasa ny saiko aveo oe sao d kely atidoha aza za ty, mdrrrrrrrrrrrrrr




=)) =)) =)) soa ihany fa oul-kafa no niteny an'izany fa i kelly ihany :-D :-D :-D
14. vale ( 03/10/2008 06:49)
Ny mahavoan,ny rano ny sofiko indray rehefa milomano, de ataoko an'ilay atongilana koa, de misy miala ihany alou an, fa tsy tena miala tanteraka, de avelako any, farany maina angamba na tsy aiko fa tsy misy intsony avy eo.
15. kelly13 ( 03/10/2008 17:09)
ratonga>io ndray ra vanivany hahahahahaha! ka marina nge io lazaiko io e :-D :-D :-D
16. niryna ( 04/10/2008 01:54)
nomenjara:

ny ahy aky izao ry kelly dia ny sofiko hidiran'ny rano foana de sokirina avy eo, tamitysemaine ity tena loza raha vao nifoha dia fanina be niodikodina otran'ny hikarapoka hay nanao effet-ny tany am sofina tany lay raha dia tonde nande doc ny marainan'io


aangaha tsy misy ireny cotton kely fisokirana sofina ireny any ?
raha misy peroxyde koa dia atetehy ny sofina dia miandry eo amin'ny roa minitra eo dia asiana indray ny iray,sady manadio ny sofina ilay izy no manala ny loto vokatr'ilay rano mijanona ao anaty sofina.
17. ainaheri ( 04/10/2008 03:29)
Raha tsy tiana tapena ny loha,d atongilana no sady misôtisôty !!! Angah kosa refa oe tapéna d oe velesina mafy ee hahahaha,tandremo sao miankarapoka ao anaty douche @ zany an lol
18. sakaizakely ( 05/10/2008 08:39)
ary za tsy mba manao an'izany na milomano na maka dosy :roll: :roll: :roll: :roll:

sodé mba tsisy lavantsofina ary za ty, sa sode le atidoha mits no misy intsony de mikoriana oazy ao anatiny ao ny rano de otran mba mavesavesatra zany le loha :-D :-D :-D :-D

() ho avy eo njay ramisvomanga sy belavakorona hanao xxx
ka za hirarà
:-P :-P :-P :-P
19. sakaizakely ( 05/10/2008 08:45)
nareo ve tsy mbola nanao examen orl le asiana rano 1/2 l ny sofina tsirairay, ampifandimibiasana mafana mangatsiaka... rehefa hi verifier ny équilibre de l'oreille interne ? somary otra badeninn zany am volou tratry ny pression, fa tsy maharitra ela le izy,
de tsy mila mitongilangilana zany manala azy fa mikoriana any anaty any iny de éliminé any am tsy haiko tsy haiko any, fa tsy mila récupérer-na akory
zany oe raha ny tokony o izy de tsy tokony gênée raha misy rano sendra tafiditra any am sofina
mety misy olana kely angamba matoa misy ny gêne

tsy haiko klou fa za kou tsy misy atidou :-D :-D :-D :-D
20. sipagasy ( 05/10/2008 17:21)
hihih izay ihany ny tsy hahaizako milomano, fa tena tsy laitrako raha vao tongan'ny rano ny sofiko klehhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2266