Bagagites tao Roissy

1. ainaheri ( 01/10/2008 18:23)
Tsy vao indray mandé fa mateti-piavy otran'ny sotrokely,t@ 2006 ny nahatratrarana farany d zao ndray,ary tsy ho hisy fiafarany satria zay maha-olombelona;tsy mahatohatra ny fakampanahy!!!Mino ve nareo fa eto frantsa irery no misy mangalatra otran'io??? http://afp.google.com/article/ALeqM5gjZ-M3DHxDR3ADONRJyeion7zLGQ

Miala tsiny @ teny vahiny
novalian'i booboo ny 24/07/2009 21:18
2. fahamarinana ( 01/10/2008 18:41)
:arrow: vieforce : ka raha ireto :Des ordinateurs, camescopes, ipod, iphones, parfums, traveler chèques, bijoux kosa aleo manaraka anaty bagage à mains mba ho sur kokoa...fa mazana ihany tratran'izany kty.Mino aho fa misy koa any an-kafa na any amintsika aza angambany,sa !!:( (l)
3. lemenakely ( 01/10/2008 18:41)
ainaheri:

Tsy vao indray mandé fa mateti-piavy otran'ny sotrokely,t@ 2006 ny nahatratrarana farany d zao ndray,ary tsy ho hisy fiafarany satria zay maha-olombelona;tsy mahatohatra ny fakampanahy!!!Mino ve nareo fa eto frantsa irery no misy mangalatra otran'io??? http://afp.google.com/article/ALeqM5gjZ-M3DHxDR3ADONRJyeion7zLGQ

Miala tsiny @ teny vahiny


Tsy frantsay izao ireo mpangalatra fa soit maizina soit tavaratra ,izay tratra aleo faizina


4. fahamarinana ( 01/10/2008 18:48)
:arrow: aiza kosa no dia ho maizina sy tavaratra daholo! misy frantsay kosa fa ny tamin'io no tsy haiko aloha... (l)
5. ni81 ( 01/10/2008 18:50)
fahama a! Ny zavatra anatinaty tavoahangy koa izao efa misy fetrany ny azo atao bagage à main fa tsy maintsy atao anaty valizy hatramin'ny nahabe ny mpampihorohoro! :)
Tsy frantsay izao ireo mpangalatra fa soit maizina soit tavaratra ,izay tratra aleo faizina
Mety ho izany mihitsy fa ireo tena mandoto rano matetika e
6. fahamarinana ( 01/10/2008 19:07)
:arrow: ny iafarany tanam-polo sisa mandeha fa manahirana ihany zany very entana izany na dia hoe rembourser-ny Cie aza ny valeur-ny fa ny valeur morale-ny mbola hafa koa... :( (l)
7. ainaheri ( 02/10/2008 04:49)
Fahamarinana>> za kou mba gaga oe maninn zvtr be valera azo atao any @ bagage a main no alefa any?
Lemenakely>> Misy fahamarinany io,nefa hoy za zay oe ,mahabe fakampanahy ny zvtr otr'itony ka tsy mifidy fiaviana ny oul manao azy
8. xxx ( 02/10/2008 09:46)
[quote=ainaheri]
Tsy vao indray mandé fa mateti-piavy otran'ny sotrokely,t@ 2006 ny nahatratrarana farany d zao ndray,ary tsy ho hisy fiafarany satria zay maha-olombelona;tsy mahatohatra ny fakampanahy!!!Mino ve nareo fa eto frantsa irery no misy mangalatra otran'io??? http://afp.google.com/article/ALeqM5gjZ-M3DHxDR3ADONRJyeion7zLGQ

Miala tsiny @ teny vahiny
[/qu'ôte]


Io izany saonjo iray lohasa hoy ny Ntaolo tsy ilaozan izay tsy amarara ...Na ny bagagistes ao @ Air madagascar aza misy mangalatra,na ao Kenya na ao New york JFK aza misy mangalatra fa dia ny aza voany!

Ary ny compagnie aeriene iray dia tsy manolo intégral izay entana very tao fa forfait par bagages no aloany!araka ny convention de IATA


9. Herimiafina ( 04/10/2008 14:49)
Misy erantany io fa io irery aloha izao no rapporté sy mediatisé amin'izao fotoana izao! :^)
10. ainaheri ( 06/10/2008 05:00)
Ny tena marina kou angamba tsisy mitaraina ny oul...na mitaraina fa zvtr tsy misy valeur-ny d tsy vakin'ilay tompon'andraikitra loha :roll:
11. endrika01 ( 07/10/2008 12:53)
xxx:

[quote=ainaheri]
Tsy vao indray mandé fa mateti-piavy otran'ny sotrokely,t@ 2006 ny nahatratrarana farany d zao ndray,ary tsy ho hisy fiafarany satria zay maha-olombelona;tsy mahatohatra ny fakampanahy!!!Mino ve nareo fa eto frantsa irery no misy mangalatra otran'io??? http://afp.google.com/article/ALeqM5gjZ-M3DHxDR3ADONRJyeion7zLGQ

Miala tsiny @ teny vahiny
[/qu'ôte]


Io izany saonjo iray lohasa hoy ny Ntaolo tsy ilaozan izay tsy amarara ...Na ny bagagistes ao @ Air madagascar aza misy mangalatra,na ao Kenya na ao New york JFK aza misy mangalatra fa dia ny aza voany!

Ary ny compagnie aeriene iray dia tsy manolo intégral izay entana very tao fa forfait par bagages no aloany!araka ny convention de IATA






Ny aza mba voany marina.Mety eo @hoatrinona eo le forfait ry xxx ? :D
12. 08051972 ( 20/12/2008 17:22)
lemenakely:

ainaheri:

Tsy vao indray mandé fa mateti-piavy otran'ny sotrokely,t@ 2006 ny nahatratrarana farany d zao ndray,ary tsy ho hisy fiafarany satria zay maha-olombelona;tsy mahatohatra ny fakampanahy!!!Mino ve nareo fa eto frantsa irery no misy mangalatra otran'io??? http://afp.google.com/article/ALeqM5gjZ-M3DHxDR3ADONRJyeion7zLGQ

Miala tsiny @ teny vahiny


Tsy frantsay izao ireo mpangalatra fa soit maizina soit tavaratra ,izay tratra aleo faizina
Mial tsiny fa ôtrin'ny taitra be t@ le lokon-koditr nihizingizininao zà.Aza adino fa maizina koa isika Gasy! Tsy mandà zà woe faizina ze tratra fa kosa ny woe
"Tsy frantsay izao ireo mpangalatra fa soit maizina soit tavaratra " samy mitady sy mitady ravinahitra no alé aty f'aza mba miteny an'izany!




13. xxx ( 24/07/2009 08:39)
efa miharatsy ny fiainana aty Dago raha izao HAT izao no henoina eto foana
14. booboo ( 24/07/2009 21:18)
:�)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071