Pâte beignet

1. tsidina ( 29/09/2008 15:36)
mba mila fanampiana @ fanaovana pates beignet fotsiny satri matetika zah manao de henjana foana le pates sady mahery. Mba omeo re7 n'io azafady indrindra.
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:25
2. fahamarinana ( 29/09/2008 16:33)
:arrow: raha hanome re7 amin'ny internet toa tsy dia mety satria be karazany,ny ahy nefa ataokotaoko fahatany any dia mbola mety hatreto..aleo andrasana ny namana hafa manana re7 fanaony fa ndrao hiteniteny foana eto... :) (l)
3. ni81 ( 29/09/2008 17:26)
mba mila fanampiana @ fanaovana pates beignet fotsiny satri matetika zah manao de henjana foana le pates sady mahery. Mba omeo re7 n'io azafady indrindra.
raha vao tsy asiana levure izy dia toa lasa mahery foana. Tsy fantatro aloha fa zà rehefa manao mofo akondro dia manao toy izany raha vao tsy misy.
4. fahamarinana ( 29/09/2008 18:52)
:arrow: ni : iny mofo akondro iny mihintsy koa ny ahy no ratés foana,toa misy goaka zany fa tsy feno tahaka ny tany dago...dia lazain'i olona hoe asiana maizena e dia natao fa ehe,hoe asiana koba-katsaka eny amin'ny sinoa dia lasa mme nividy dia nanao fa lasa niova tsiro ndray,réussi fa toa mamasipasika izany..dia tsary nanamboatra ntsony koa avy eo fa leo e :? (l)
5. haritianah ( 29/09/2008 19:05)
Rehefa manao pate na beignet de asio atody+levure+menaka kely fotsiny(beure koa mety)de ronono no ataovy ranony.Dé avelao hilona kely farafaharatsiny 1h alou ny pate zay vao endasina.Malefaka tsara no matsiro bé.
Mofo akondro; vao annao ao t@ week teo, farine+levure+atody+menaka kely+sucre+ronono. Avela hilona alou ny patte de zay vao endasina mety tsara na dia ts asiana komba mbary ka.
Nefa misy koa manao azy asiany kombambary kely, ts azo atao maro nefa io fa manajary lasa mamasipasika lé mofo aveo.
Efa imbetsaka ao manao ireo fa mety tsara dolo.
6. tsidina ( 29/09/2008 19:10)
[quote=haritianah]
Rehefa manao pate na beignet de asio atody+levure+menaka kely fotsiny(beure koa mety)de ronono no ataovy ranony.Dé avelao hilona kely farafaharatsiny 1h alou ny pate zay vao endasina.Malefaka tsara no matsiro bé.
Mofo akondro; vao annao ao t@ week teo, farine+levure+atody+menaka kely+sucre+ronono.
Mba azo ndry omena ve nyfatran'ny lafarine sy ny ronono, ary ny atody? azafady


7. haritianah ( 29/09/2008 20:00)
refa manao ao, efa ts mamatra tsony fa efa zatra fa omeko fatra de base fotsiny ndry ary.
Ohatra raha farine 1kg, atody 8, de levure atao 1sht (levure chimique) lé instruction @ levure owé pour farine antsasa kilao fa ts manaraka an'iny ao fa ataoko @ farine 1kg lé 1sht.Menaka 4sotro fihinaanna vary
Afangaron dry ao anaty vilia bolina alou ny farine sy ny levure, sy sira , aveo vakio eo amboniny ny atody, asio menaka 4sotro fihinana vary, de arotsaka tsy kelikely ny ronono, atao kely alou de haroharoina hifangaro tsara. Raha mbola marihitra bé de ampiana kely indray jusque mahazo paté ts dia matsora ary ts marihitra bé koa.
Ts misy fatrany ny ronono fa asolo ny rano mba hapalefaka azy tsara.Azo soloina rano koa io ronono io.
Mba hapatsiro ny pate begnet koa dia mikikisa tongolo gasy+sakamalao +tongolo
dé arotsaka ao anatin'ny pate alohany ametrahana azy hijanona 1h iny.Plus de 1h vao maika tsara.
8. tsidina ( 29/09/2008 20:52)
haritianah:

misaotra betsaka aki haritina .




9. booboo ( 02/10/2008 14:24)
hu hu hu ! mety tsara aby ny mofo akondro fa merci ry zareo t@ recette a !
10. kelly13 ( 02/10/2008 15:29)
za kou te hihinana mofo akondro nefa tsy mazoto za hanao le izy za samy rery, tsisy kil reny ato antrano :( mba andefaso aho ry booboo fa mangididy mofoakondro ny vavoniko zao :wink:
11. ni81 ( 02/10/2008 16:11)
za kou te hihinana mofo akondro nefa tsy mazoto za hanao le izy za samy rery, tsisy kil reny ato antrano mba andefaso aho ry booboo fa mangididy mofoakondro ny vavoniko zao
:-D kelly13! eny @ sinoa repas à volonté ireny misy mofo akondro fa jereo mandra-piandry ny fandefasan'i booboo
12. booboo ( 02/10/2008 16:32)
kelly13 > efa gli aby fa tara loatra :°) :°) :°)
13. kelly13 ( 02/10/2008 16:42)
ni81>le eny @ sinou ankia misy katsaka a, tena tsy voako mintsy ny beignet misy katsaka dray dray dray! d jere nge ty ataon'i booboo e, efa nataony levona le mofo akondro :-D

booboo> :p
14. ni81 ( 02/10/2008 16:51)
ni81>le eny @ sinou ankia misy katsaka a, tena tsy voako mintsy ny beignet misy katsaka dray dray dray! d jere nge ty ataon'i booboo e, efa nataony levona le mofo akondro
marina tokoa fa asiany katsaka ilay izy dia somary masaisay am-bava.
Ka i booboo ange anankiroa ka tsy mahagaga e! Zara aza izy nanamboatra tao an-tranony, dia tsy nanaitra olona @ 9 alina hoe mandeha hividiano (ilay nolazainy tary ambadika efa elaela). :lol: :lol:
15. ssendra ( 02/10/2008 17:44)
kelly13:

za kou te hihinana mofo akondro nefa tsy mazoto za hanao le izy za samy rery, tsisy kil reny ato antrano :( mba andefaso aho ry booboo fa mangididy mofoakondro ny vavoniko zao :wink:


zao vao tam talata no nanao danin'ny koboko tam beignet akondro ananas ary pomme

:-D nisy kermesse kely zay taty dia refa mifarana lay izy de antsasa-bidy aby ny rehetra de nanao zay afako aho fa matsiro kosa an! toy ny antsika ihany fa ny azy tsy vatan'akondro be iny no ataony fa akorndro iray angamba zaraina telo de tsitsina kely maha be kizitina :?
16. kelly13 ( 02/10/2008 17:48)
ôtran'ny voatery hanao beignet akondro indray zany za marina! soa fa ho avy aty amiko ny zandriko @ ity WE ity d mba misy namana hihinana iany kou! za tsy hi inviter anareo fa nareo mihinana rery dol :°) :°) :°)
17. ssendra ( 02/10/2008 18:01)
eo de manakorazy tena eo ho ho avy ny zandry fa mahabotrabotra anie ny mofo ankorndro e! indrindra ireny efa mavesatra ireny :-D
ny ahy ny mofo voatavo zao no miandry ahy any am kouzine fa nanao izy omaly de.... :°)
18. rose4u ( 19/10/2008 10:25)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.456