Mihaino RVG @ Telephone

1. ainaheri ( 27/09/2008 06:12)
Za saika mba hanontany oé iza no efa nihaino RVG t@ tel-ny? Za manko naka option internet sy TV illimité,Ny internet mou zany tsy maintsy miditra ribrika orange ary ny télé TNT ihany,d nanohatra ary za mba nijery ity TV,tao daholo ny TNT niampy zay canal misy eto frantsa,d nojereko doli reo,fa avy teo centimes sisa ny credit-ko,natsoiko ny Service C d nolazainy fa TNT ihany ny ahy,fa raha mijery ny ankotr'zay d mandoa vola grrrrr,fetsy be sady mangalatra,tokony tsy nataony teo ny zvtr tsy nilaiko ,en + tsy maintsy mahalala ianao oe inn doli ny ao @ TNT sinon mijabaka!!
Fay aho ka zay no anontaniako raha efa nisy nihaino RVG t@ phone-ny?
Misaotra
novalian'i kelly13 ny 27/09/2008 14:29
2. kelly13 ( 27/09/2008 14:29)
:-D :-D mbola tsy mahalala an'i "voasary" nga ianao? arnaqueur b reo fa tention a! a la moindre fausse manip d tu paies
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.182