fitiavan'Andriamanitra

1. roli ( 26/09/2008 12:20)
(l) Bold text
Tena tsara tokoa ANDRIAMANITRA ,koa mifalia noho izany Fitiavany antsika izany.Mifalia mandrakariva fa tsara ny Tompo,ary ny fahatsarany dia tsy avelantsika ho very maina fa hijoroantsika ho tena vonona mandrakariva hanompo azy ,hiderana azy .Misaotra antsika rehetra.
novalian'i rafitia ny 27/09/2008 08:24
2. badboy ( 27/09/2008 07:56)
Otran'ny diso biriky zany ranamana!! Otran'ny misy dinika fivavahana sy finoana izay mantsy ato! :twisted: :twisted: :twisted:
3. rafitia ( 27/09/2008 08:24)
Bold text : (l) raha ho an'ny olona kristiana dia mahatsapa fa zvadehibe tokoa satria izy no namorona sy naharay izao tontolo izao noho izany dia mendrika hankatoavina.fa raha mifanohitra amin'izay indray dia maivandanja izany eo @ olon'izao tontolo izao.saingy ho an'ny ntaolo malagasy dia efa talohan'ny nidiran'ny fivavahana kristiana teto no nahalala sy nanana ny andriamanitra ninoany izy ary taty aoriana dia levona izany noho fanotofan'ny vahiny ny fivavahana avy any aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.075