Rija RASOLONDRAIBE

1. xxx ( 22/09/2008 08:59)
Tsy fantatro izay lohateniny fa izy hira mihetsiketsika misy hoe "...hamirapiratra ny tavany é é...homba antsika mianakavy anie ny Tompo..."...
Mitady ny tonony re reha mba azo atao! Mankasitraka ^:^
novalian'i xxx ny 06/10/2008 14:23
2. akonibetela ( 23/09/2008 11:42)
Azoko an-tsaina znay hira zany fa tsy de tena tadidiko. Raha tsy diso a, hira mihetsiketsika, navoakany faramparany fa tsy tena farany...za koa mila fa mba omeo e!
3. xxx ( 25/09/2008 13:23)
Mba vonjeo moa r'reto aaa!!!!! tsy mety misy mamaly nefa ilaina maika. Miangavy é
4. akonibetela ( 29/09/2008 10:10)
Dé lé izy ve misy hoe "Nanjavona hono ny sasany..."? :roll:
5. ni81 ( 29/09/2008 11:00)
Mba vonjeo moa r'reto aaa!!!!! tsy mety misy mamaly nefa ilaina maika. Miangavy é
ka mba efa nijery tao ve anefa e, sao misy ao ihany ilay izy fa sarotra be no haminany
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/mpihira&id=184
6. tsiambaratelo ( 01/10/2008 09:55)
ni81:

Mba vonjeo moa r'reto aaa!!!!! tsy mety misy mamaly nefa ilaina maika. Miangavy é
ka mba efa nijery tao ve anefa e, sao misy ao ihany ilay izy fa sarotra be no haminany
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/mpihira&id=184



Zah ihany kou makafy Rija R. fa tena tsy mbola haiko io hira io.:D
7. xxx ( 02/10/2008 08:52)
ni81: ka efa nijery tao a, efa nasesiko tsirairay fa tena tsy hitako e! hira mihetsiketsika izy, hira navoakany faramparany.

tsiambaratelo: tena raha ny faniriko sy ny sitrapoko dia hitsofoka eto mihitsy hanao ny feony fa tsy hitako izay hanazavako azy aminareo. Mitovitovy amin'reny "Tsy maintsy" ireny ihany ny rythme-ny".
8. arn ( 02/10/2008 09:36)
=)) =)) =)) =)) =)) Tsy ahiko mihintsy aloha le hira fa de mapme ny mamaky ny ttsinareo ka tsy haritro
9. xxx ( 02/10/2008 10:35)
arn: taolana ny nify é
10. ni81 ( 02/10/2008 11:26)
Tsy hay ny hiran'i xxx fa miala tsiny e! ovay hira hafa fa betsaka ny hira e :)
11. xxx ( 06/10/2008 14:23)
tsy maninona fa misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4063