raovina re e
1. colar
(
16/09/2008 03:55)
mba lasa wa ny saina we ovina no mba hisy fihaonana serasera ka we tsisy bal fa vazo sy maskita sy tsaky ary py fotsiny e,mbo asivo an zany rizareo a,rveko be zao zany,ny mpamalankira mihaino fa tsy manimba hira ,
novalian'i thiel ny 07/10/2008 11:43
3. thiel
(
17/09/2008 13:23)
Ka izy anie ry naritsimba toa any ivelany fa tsy mipetraka eto an-toerana ê dia tsy maharaka ilay film,tsy haiko aloha fa izaho tsy any intsony.
4. sipagasy
(
17/09/2008 20:19)
hihih colar ka raha misy ny mpitendry vazo sy ny mpihira dia tsy maintsy misy ny mpitehaka sy mpandihy kannnn hhmmmmm
5. glou
(
18/09/2008 14:43)
thiel> marina zany , ianao ary tsy any intsony :lol: :lol:
colar> refa aty dago ngahy de mitenena fa ho avy daholo ny kil @ angady sy harona eh
colar> refa aty dago ngahy de mitenena fa ho avy daholo ny kil @ angady sy harona eh
6. nirijimka
(
24/09/2008 14:14)
ohaohaoha! angady sy ny haroan hono ho'zy ra prezy! lisany aza tsy misy mahay mitana angady! lol
eo aza e!
tongava rah colar de reventsika ny aponga sy ny lokanga ary ny valiha sy ny kabosy de asintsika pi sy mozika ary kaly bobaka beuh e!
eo aza e!
tongava rah colar de reventsika ny aponga sy ny lokanga ary ny valiha sy ny kabosy de asintsika pi sy mozika ary kaly bobaka beuh e!
7. rastafarai
(
24/09/2008 23:39)
:} Ny any dago less ry Colar no mahay mirevy fa ny eto marionety daoly a!
Bal @ diska goka fona ny fihaonana leu...tsorina fa tsy misy ambiansy fa kajy no bobaka :-D
Bal @ diska goka fona ny fihaonana leu...tsorina fa tsy misy ambiansy fa kajy no bobaka :-D
8. angotiko
(
25/09/2008 16:20)
colar: tongava aloha aminn'y 8 novembre d ho tamana enao fa any daholo ny zavatra tadiavina e
10. Mimifali
(
02/10/2008 09:41)
colar:
fa misy inn amle 8 zany,d aiza fa ho avy za ra akaiky
mis excursion an NSD @ 08 saingy ianao toa ts eto dago dé ts mety ko! aty mants tsis marionety zany fa tonga dé mpanome ambiance be daolo! mba tongava indray andro any dé ho hitanao e! :{ :{ :{ :{ :{ :{
11. thiel
(
03/10/2008 06:44)
Mimifali:
colar:
fa misy inn amle 8 zany,d aiza fa ho avy za ra akaiky
mis excursion an NSD @ 08 saingy ianao toa ts eto dago dé ts mety ko! aty mants tsis marionety zany fa tonga dé mpanome ambiance be daolo! mba tongava indray andro any dé ho hitanao e! :{ :{ :{ :{ :{ :{
Ny revy any ivelany anie ry Mimifali,ilay mifampijerijery fotsiny no betsaka ê!Efa nahita ilay bandy tany Pars.
12. Mimifali
(
06/10/2008 09:56)
thiel> hay mou! za ve nahalala kou! everiko sahala @ antsika aty dago ngé e :!: :!: :!: :!: :!: :!:
14. thiel
(
07/10/2008 11:43)
Mimifali mihintsy contacter-na dia hahazo ambiance ianao :lol: :lol: ,cool daholo ê!