Slt daolo!
Mba mangataka ny tonon'ny lay hira hoe "Apetrako eo Aminao",Miala tsiny fa ts aiko n mpihira azy fa ty misy sombiny kely @ lay hira:
Apetrako eo Aminao ny amiko avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa
Eny 'zay rehetra momba ahy
.........................................
Merci bcp d veloma daolo!