Mba mila fanampiana kely!

1. Informateex ( 01/09/2008 13:58)
Manao ahoana daholo e!!!!! Azafady indrindra fa mba te anontany hoe izy @nareo reo no webmaster na mpanao software momban'ny informatique ka mba afaka mifanerasera amiko? Ity ny adresse e-mailko: informateex@gmail.com. Misaotra betsaka tompoko!
novalian'i ZZZZZZZZ ny 09/09/2008 15:39
2. ZZZZZZZZ ( 09/09/2008 15:39)
Izaho afaka eh!

Tsy tena Webmaster aho (fa afaka mi-exercer rĂ´le-na Web Master), fa Web Developer; ary application ho an'ny Web no tena fataoko.

Milaza raha liana eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3006