mikasika ny areti-koditra

1. tsidina ( 30/08/2008 20:22)
Tsy fantako re na inona no anarana ilazana ilay izy , fa ny fahafantarako azy dia hodi-potsy ihany koa saingy tsy mitovy @'ilay olana etsy aloha.
Zany hoe zao: ny tonton nay dia lasa fotsy daholo ny tananany sy ny tongony ary ny molony koa @zao, de gaga be anay, hoe inona ity? izy moa any ambanivohitra be no mipetraka. T@ fianakaviana rehetra taloha tany dia mbola tsy nisy nitrangany io.
de hoy zah hoe inona no anaran'ilay aretina io? ary inona no mahatonga izany? de mety ho sitrana ve?
novalian'i nanahary ny 23/09/2008 22:01
2. ni81 ( 31/08/2008 06:09)
Tsy fantako re na inona no anarana ilazana ilay izy , fa ny fahafantarako azy dia hodi-potsy ihany koa saingy tsy mitovy @'ilay olana etsy aloha.
Zany hoe zao: ny tonton nay dia lasa fotsy daholo ny tananany sy ny tongony ary ny molony koa @zao, de gaga be anay, hoe inona ity? izy moa any ambanivohitra be no mipetraka. T@ fianakaviana rehetra taloha tany dia mbola tsy nisy nitrangany io.
de hoy zah hoe inona no anaran'ilay aretina io? ary inona no mahatonga izany? de mety ho sitrana ve?
Misy namako anankiroa voan'io aretina io. Vitiligo no anarany. Tsy dia fantatro koa no mahatonga azy io. Rehefa nisy teo @ lohany dia lasa fotsy daholo ny volo teo @ ilay faritra teo.
Tsy dia haiko na mety sitrana izy io fa nomen'ny Dr (dermatologue) fanafody izy tsy hampitombo ireo tasy.
3. ni81 ( 31/08/2008 06:22)
Toy izao ilay izy eo @ tanana. Tsaroako tampoka eto fa nisy madama izay mpivarotra tao @ tranombarotra lehibe tao Andravoahangy tena lasa toy ny bobo mihitsy ny tenany manontolo.
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/6/64/Vitiligo03.jpg
Fanazavana fanampiny
http://www.doctissimo.fr/html/forme/beaute_maladies_peau/articles/fo_7714_vitiligo_peau.htm
4. fahamarinana ( 31/08/2008 07:38)
:arrow: ié ,vitiligo izay tokoa ary asa izy ireny na mety afaka,ny tsy hiparitahany angamba no voasoroky ny fanfody...asa anefa fa tsy dia mahay koa aho. :(
Misaotra any ni tamin'ny info.Amin'ilay hodi-tavantsika foncé koa angamba dia hita be be kokoa an. (l)
5. niryna ( 01/09/2008 03:18)
tsidina:

Tsy fantako re na inona no anarana ilazana ilay izy , fa ny fahafantarako azy dia hodi-potsy ihany koa saingy tsy mitovy @'ilay olana etsy aloha.
Zany hoe zao: ny tonton nay dia lasa fotsy daholo ny tananany sy ny tongony ary ny molony koa @zao, de gaga be anay, hoe inona ity? izy moa any ambanivohitra be no mipetraka. T@ fianakaviana rehetra taloha tany dia mbola tsy nisy nitrangany io.
de hoy zah hoe inona no anaran'ilay aretina io? ary inona no mahatonga izany? de mety ho sitrana ve?

mivadi-koditra no hiantsoana azy io raha tsy diso aho .
Ny molotra no lasa aloha ,ny ratsan-tanana sy ny tongotra ,ny manodidina ny maso,ny volo-maso,dia manenika ny tongotra sy ny tanana ary ny vatana tsikelikely.

http://www.jackson.ch/Anderes/vitiligo2.jpg

Ity koa misy iray
6. fahamarinana ( 01/09/2008 11:01)
:arrow: niryna :f'angaha ny any ingahy io koa tsy efa nafotsiana ihany koa e !!! ,mba amin'ilay jereo eto ka hita taratra fa aretina...sa ? :( (l)
7. niryna ( 01/09/2008 21:53)
fahamarinana:

:arrow: niryna :f'angaha ny any ingahy io koa tsy efa nafotsiana ihany koa e !!! ,mba amin'ilay jereo eto ka hita taratra fa aretina...sa ? :( (l)

tsy hitako aky izay jerena eto a.Izay hono no nahatonga azy namotsy ny vatany dia nandeha koa ny orona avy eo.

8. tsidina ( 02/09/2008 13:42)
De raha azoko zany ireo resaka ireo de tsy ho mety sitrana intsony le vitiligo? ary tsy manaranaka ve izy ity ?
9. niryna ( 02/09/2008 17:23)
Tsidina a>Misy hono efa tany ambohoka mihitsy izy io ary misy mivoaka tsikelikely,manaranaka ary misy fitsaboana ihany ary izay no antony nahatonga an'i Michael J io lasa fotsy ,nanao (bleaching ) izy ,izany hoe nesorin'ilay Dr daholo ilay faritra tsy nisy.Misy fanafody koa manampy an'ilay izy mba tsy hianaka be "corticosteroids" no anarany,ny dokotera ihany no mahafantatra izay tokony omena ilay olona marary.Ny toerana tratran'ny masoandro no mandeha aloha ka raha azo atao izany dia midify ireny na manao elo ,manaranaka ilay izy fa araky ny hoditr'ilay zaza aty aoriana ihany koa no isehoany. :cry:
10. nanahary ( 23/09/2008 22:01)
mba mety ho fatatrareo ny fanafody amin'ilay aretina hoe sponrosis .any aminy loha rehetra any izy io na ny tanana no tena misy azy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3004