his hamaly v?
1. Jhemas
(
29/08/2008 11:27)
Efa no mba naniriako hanana olotina zany mba hiaraka amiko, asa zay mety hamhitovy hevitra amiko amin zany
novalian'i nathie86 ny 01/09/2008 11:43
2. xxx
(
29/08/2008 12:15)
ny hadino kely teo anelanelan'ny ilay hoe : efa...no mba
efa ela angamba ô! :P
efa ela angamba ô! :P
5. nathie86
(
01/09/2008 11:43)
mety oe efa "ela" ngamba no tiany tenenina, in no mapné an'io sakaizakely io. Fa na izany ary tsy mazavazava lay oe "asa zay mety hamhitovy hevitra amiko amin zany"
