tanana main'ny sakay

1. veromahefa ( 27/08/2008 08:10)
Inona tokoa rizareo no atao amin'ny tanana main'ny sakay? rehefa lay mikarakara azy iny manko dia mivaivay be ny tanana avy eo, tsy afaky ny ranon-tsavony sy ilay hoe lomana menaka! misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 04/09/2008 11:34
2. ni81 ( 27/08/2008 08:43)
Inona tokoa rizareo no atao amin'ny tanana main'ny sakay? rehefa lay mikarakara azy iny manko dia mivaivay be ny tanana avy eo, tsy afaky ny ranon-tsavony sy ilay hoe lomana menaka! misaotra mialoha
dia manaova gant alohan'ny hikarakarana azy zany e! :) ary sao dia alohan'ny hikarakarana kosa no hosorana menaka ny tanana?
3. veromahefa ( 27/08/2008 09:12)
asa akia, ary raha tsy manana gant fa tsy maintsy atao tanana ?
4. xxx ( 27/08/2008 10:02)
Alohan'ny handraisana sakay no asina menaka ny tanana ka! Dia hosorana isaky ny afaka. Raha efa mamaivain'ny sakay iny indray izy d aza sasana rano mangatsika fa alonay elaela am rano mahamay. Marary an! Rehefa tsy manaintana intsony ao anaty rano mafana zay vao ajanony. Ataovy isaky ny miverina ny mahamay.
Atao ahoana fa io ilay hoe "hano aho hihinanako anao" :-D
5. veromahefa ( 27/08/2008 10:58)
misaotra e!
6. nathie86 ( 27/08/2008 12:38)
atao lavitry ny lavakorona lol
7. diamondra27 ( 27/08/2008 13:16)
vero; dia tsy ahita zavatra hafa kosa ve raha tsy misy gant.
Ny contact direct izany no tena evite-na e
azo atao tsara ny mampiasa forisety sy antsy tsy kasiana tanana ilay sakay, dia rehefa tsy mahita gant dia sac plastika ireny atao solony akia a.
, fonosy tsara ny tanandry de mety foana io.

dia ity koa mety afaka mampiasa hety koa indry.
ilay hety eto dia natokana ho an'ny sakafo ihany ary ao an-dakozia ihany no tokony hisy azy sao mifangaro amin'ny hety fanaovana zavatra hafa.
8. xxx ( 27/08/2008 13:35)
Akondro haosotra dia vita na aiza na aiza.
9. sakaizakely ( 27/08/2008 14:18)
main'ny sakay = brûlures zany

xxx3 = mba torohevitra koa zany marina :roll: :roll: :roll:

raha vao resaka brûlures de tsisy afatsy ny fandemana azy @ rano mangatsiaka ihany question de bon sens

anontanio ny service des brûlés eny am hoptaly ané raha tsy zay no avaliny e

ilay faritra may iny atao eo ambanin'ny rano mivoaka ny paompy mandritry ny 10-20 mn eo averimberina mandrampahafaky ny fanaintainana na lomana rano am bol de solosoloina isaky ny mihamafana ilay rano, asio glaçon raha misy

efa may ve de mbola dorana am rano mamay kou

10. xxx ( 27/08/2008 16:53)
Tena marina io ahosotra akondro io ka!
11. xxx ( 27/08/2008 18:20)
rano mafanafana ka! tany an-dalana tany tokoa zah nieritreritra an'io hoe mahamay no nosoratako any izay ;-)
12. fahamarinana ( 27/08/2008 21:23)
:arrow: ary ahoana tokoa ilay hoe hipipizana rehefa may nefa ny pi2 hany ka mafana !!!sa ? (l)
13. sakaizakely ( 27/08/2008 21:39)
fahamarinana> aiza toko moa enao mpetraka ?
nisy emission spéciale Accidents domestiques sur la 3 niaraka tam reo animateurs n'ny Journal de la santé sur la 5 vao tsy ela, de nazavaindreo teo par A+B fa rehefa may de tsy misy afatsy ny mi soulager la douleur avec de l'eau fraîche mandrampiandry ny secours na mandrampandeha any am hoptaly
tsy azo kitikitihina, indrindra raha misy cloques misy rano sode vaky de vao maika mi s'infecter ny fery sady mahasarotra ny cicatrisation
donk resaka pipi e, dentifrice e, ovy e sns... de tsy mitombina daholo fa vao maika mamoadoza aza
14. fahamarinana ( 28/08/2008 08:05)
:arrow: ary manaonao foana ihany tsika taloha raha izany an,grave be....
sakaiza :eto frantsa aho...(l)
15. rush ( 28/08/2008 16:18)
hosorana hoditra akondro, kosehina zany no izy e, ny maso, tarehy na tànana refa may ny sakay,mazotoa!
16. endrika01 ( 29/08/2008 19:54)
sakaizakely:

fahamarinana> aiza toko moa enao mpetraka ?
nisy emission spéciale Accidents domestiques sur la 3 niaraka tam reo animateurs n'ny Journal de la santé sur la 5 vao tsy ela, de nazavaindreo teo par A+B fa rehefa may de tsy misy afatsy ny mi soulager la douleur avec de l'eau fraîche mandrampiandry ny secours na mandrampandeha any am hoptaly
tsy azo kitikitihina, indrindra raha misy cloques misy rano sode vaky de vao maika mi s'infecter ny fery sady mahasarotra ny cicatrisation
donk resaka pipi e, dentifrice e, ovy e sns... de tsy mitombina daholo fa vao maika mamoadoza aza



Fangah tsy rehefa maratra vao misy mampiasa lay pipi,misaotra an i sakaizakely t@information:D
17. xxx ( 01/09/2008 20:43)
sakaizakely:

fahamarinana> aiza toko moa enao mpetraka ?
nisy emission spéciale Accidents domestiques sur la 3 niaraka tam reo animateurs n'ny Journal de la santé sur la 5 vao tsy ela, de nazavaindreo teo par A+B fa rehefa may de tsy misy afatsy ny mi soulager la douleur avec de l'eau fraîche mandrampiandry ny secours na mandrampandeha any am hoptaly
tsy azo kitikitihina, indrindra raha misy cloques misy rano sode vaky de vao maika mi s'infecter ny fery sady mahasarotra ny cicatrisation
donk resaka pipi e, dentifrice e, ovy e sns... de tsy mitombina daholo fa vao maika mamoadoza aza




hhmm dia efa any @ tany mivoatra marina ny vazà kannn, ny anay malagasy aty anaty akata, tsy mahatakatra dokotera sy hopitaly, [ieh... satria raha vao mankany dia vola izay no aloha fa tsy misy sécu-nareo anie aty an-tanindrazana e!!!! samy miantoka na ny areza handidiana ny tena aza na ny vovo landhazo hampiasaina aminao aza...] ny anay hoy aho teo dia ny ady gasy ihany e!!! ny ravin-kazo sy ny zava-boahary no ampiasainay. Vao tsy ela akory aza izay nahitako ilay dinika teto nilaza fa tonga taty an-tanindrazantsika mihintsy ny menasofina mba haninona hono? tss haka 'huile essentiel' izao hoe na koa hijery zavamaniry hampiasainy @ fikarakarana vatana (l'oreal...) koa aiza reh ianareo izany e!!!!! manary ny fomban-drazana e!!!!!

fa izao e!!! koseho @ hoditr'akondro ilay faritra main'ny sakay ranona dia ho afaka ny fanaintainana an.
18. veromahefa ( 03/09/2008 10:59)
misaotra fa dia hampiharina tokoa moa zany ny hoditr'akondro...
19. sakaizakely ( 03/09/2008 11:24)
fahamarinana> ie, misy ny tena manaonao foana noho ny tsy fahalalana, tsy mba misy vulgarisation des infos médicales na scientifiques manko any amntsika de vonona ny hino ze honohono rehetra

ny solution hitako tena mandaitra : tsy mikasika sakay :-D :-D :-D :-D
za kou tsy mihinana manko

xxx16 > mora fantatra fona ny firesaky kapotsitra na tsy sahy miseho intsony aza

ze misy eto no ampesaiko de zay, nenao ampesao ny ravinkazo ra zay no mahafaly anao fa raha hikentrondava amiko eto vizana fotsiny eo
:-D :-D :-D :-D :-D
20. xxx ( 03/09/2008 14:11)
Tsy izy io ry sakaizakely fa i rush a! .Ianao mantsy efa lasa be any @ kapisotra ny sainao.Jereo fa ny voalaza eo ambony ihany no tiany hamafisina.
sady firesa-behivavy ilay izy.
rush:
hosorana hoditra akondro, kosehina zany no izy e, ny maso, tarehy na tànana refa may ny sakay,mazotoa!

xxx16:
fa izao e!!! koseho @ hoditr'akondro ilay faritra main'ny sakay ranona dia ho afaka ny fanaintainana an.
:roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1799