Manin-te hody

1. ni81 ( 26/08/2008 11:22)
Tandremo indray misy mitomany eo an!
http://www.dailymotion.com/bookmarks/rawestern/video/x4fdf2_manite-hody_music
novalian'i malalany ny 16/09/2008 11:34
2. ratonga ( 26/08/2008 12:04)
:cry: :cry: :cry: ra izany dé ndeha hody aho dienytsy mamo :-D :-D :-D
3. ni81 ( 26/08/2008 12:11)
=)) =)) =)) =))
4. natiora ( 26/08/2008 13:25)
omeko frais aller ngah raha hody
5. ni81 ( 26/08/2008 13:31)
omeko frais aller ngah raha hody
izany hono e! :lol: :lol:
6. ni81 ( 26/08/2008 13:38)
ra izany dé ndeha hody aho dienytsy mamo
zà koa mba handeha dia ataovy ao anaty valizy e! =)) =))
7. ratonga ( 26/08/2008 14:04)
lasa xxx ao anaty valizy zany :-D :-D :-D
8. degree ( 26/08/2008 18:46)
fa angaha de tsy tamana intsony ?????????????????????????? ^:^ mety ho tsofina rano raha hody :-w
9. ni81 ( 26/08/2008 18:49)
fa angaha de tsy tamana intsony ?????????????????????????? mety ho tsofina rano raha hody
iza? zà lay niteny oe ataovy anaty valizy ve?
10. ikaretsaka ( 26/08/2008 23:20)
tena izoa tokoa izany le hoe aleo ianao mody ndrao manody izoa ditr'izao ..sa nde hosy aho dieny tsy mamo?
11. fijo ( 27/08/2008 20:32)
rehefa ela marina anie ny aty lavitra aty ,ka tena marina io hira io e.saingy la vie izany e
12. nikah ( 28/08/2008 06:33)
ni81,merci ee!Tian'i Neninay be io hira io.
Sao mba mahita ilay Mamy ny mody an'i dadah (Mahaleo) koa ianao :* :* :*
13. fahamarinana ( 28/08/2008 13:05)
ni81:

Tandremo indray misy mitomany eo an!
http://www.dailymotion.com/bookmarks/rawestern/video/x4fdf2_manite-hody_music

:arrow: in-47 kosa ve no ahenoana ilay manin-te hody tsy lasa tavela eto ndray no farany... :-P (l)
14. Stretch ( 28/08/2008 18:07)
merci ny mpanotra e !
tena efa ela aho tsy nihaino azy ary tena manina tokony . . .

tsy mitomany ka . . .
misy an lay reprise ray zay ko tena tiko , ôtrany resaka tôka ihany ko :oops:
15. malalany ( 16/09/2008 11:34)
Ary aona lé hirany rossy oe: za rery ny aty e, otrany tany tsy misy oul aty e, aona nga ny titre-ny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912