Anosibe toe-tsaina lomorina...

1. lemenakely ( 22/08/2008 08:27)
mba mahazendana ihany ny toetsainan ny olona sasantsasany raha sendra namaky ny l express androany zoma ao @ moov.mg.Misy manongotra tsikelikely ny vato eny @ arabe .Dia natao tsy mba hanana zavatra tsara mihintsy ve izany ny sasany!tsy mba manana toetsaina afatsy ny hanimba sy hangalatra? Tsy io ihany anefa no misy manao fa ao koa ireo mangalatra ny fitaratra @ cabine téléphonique Telma,ny rail ,ny câble optique ,ny pavée ...Raha vao zavatra no tsy misy miambina toy ny distributeurs de billet , ny panneau Madarail... Dia na misy mamotika na misy mangalatra..Mampalahelo
2. fahamarinana ( 22/08/2008 10:41)
:arrow: tsy tsaroan'ny lemena koa ve nisy androny ilay misy maka ny ampoule amin'ny feux ireny ? mahasondriana tokoa an...tsy mba hanana zvtr maharitra mihintsy isika raha tsy miova ny toe-tsaina,eny na hoe anatin'ny fahantrana araka ny lazaina ombieny aza. :( (l)
3. ni81 ( 22/08/2008 10:45)
Ka na ireny panneaux publicitaires ireny aza ange misy manendaka daholo raha vao @ toerana tsy dia be mpandalo e! 8O
4. fasaly ( 22/08/2008 11:52)
ka zay lay hoe efa voahozona tsy hanana zvtr tsara ny gasy e!
ary ilay fefinjaridaina nilay be tam fanomanana ny jeus des iles ireny aza nogotanjareo efa ho firy metatra nangalinjareo tamreny fa bandy kely vao tsy ampy taona no nanongotra azy ireny ......
ny fiainana sarotra sy ny fahantràna ihany koa no mahatonga izany ka hany lasa mangalatra sy mamono olona dool
tsy ny any dago ihany anefa no misy fangalarana toa izany fa efa manomboka misy n'aiza n'aiza noho ny fiainana miha sarotra eran)tany....
ny ny aty zao nihena be ny pouvoir d'achat de lasa mangalatra eny dool ny olona, ohatra iray... ritra tsy nisy vokatra niangana tsony ny tanimbolin'ilay rangahy, plaisir-ny ilay izy fa tsy hoe mpamokatra izy de lasa tao aby ny vokatra teo anjaridaina.....
5. xxx ( 22/08/2008 14:23)
enao kosa ry fasaly mahazo fessé an! za tsy mangalatra enao miteny hoe lasa mangalatra daholo ny erantany :-D, enao koa ve mangalatra?
6. simplex ( 22/08/2008 15:44)
xxx:
za tsy mangalatra enao miteny hoe lasa mangalatra daholo ny erantan
hita wa, za koa tsy mangalatra :) faharoa ah zany @ le fanaovana fesse :roll: :°) :lol: :lol:
7. Herimiafina ( 23/08/2008 04:27)
Misy zavatra iray mbola goavana tsy hitanareo nefa halain'ny olona fotsiny, inona ary izany o? Ny tani-mpanjakana anefa o! :-D
Dia mitovitovy amin'izany ihany ireo zavatra voalaza etsy ambony rehetra ireo! :^)
8. fasaly ( 23/08/2008 06:17)
xxx, simplex: he he he he! azafady fa tsy ny olona rehetra anie no mangalatra fa erantany misy olona mangalatra dool ny tiako lazaina :P
ny fessée ataovy moramora aloha amity :-P

HM raha ny tanimpanjakana izany ve no hizy angalatra tsy hataony maivoka, toa ny fanjakana aza no manodina ny tanin'ny madinika knou klk part :-P
9. Herimiafina ( 23/08/2008 13:46)
Raha manodina izy mety manontany klou, dia manome vola bakeo. Saingy raha tany efa nangalarina kosa dia tsy manodina angamba no ilazana izay fa maka ny efa azy! :-D
10. naughtyboy ( 24/08/2008 13:17)
ny mpangalatra kalo tsy foana,na ahoana na ahoana..nefa nisy fotoana
tao amintsika nanamarina fa niadana isika t@ io lafiny io t@ fahampanjaka nilaza:
" ..tain'omby nivadika aza tsy nisy nangalatra.." inona no antony?
fifampitokisana eo @ fiarahamonina sy fitsinjovana ny hafa..
inona no nampiova azy satria novoleny mpanjanaka ny toetsaina lomorina araky ny teniny lemena (individualism) ary nijanona ao atr@ zao ,tia kely sy tia tena .Simba reny harentsaina avy @ razambentsika ireny,ny toetsaina no tena mampahantra ny firenena sy ny vahoakany..
ankoatr'izay ra misy mpangarompaosy tratra eny andalambe de fitsarambahoaka no mihatra aminy(fahafatesana)zay tsy mety koa nefa reo olombitsy mangalatra ny
tany sy ny harembahoaka iray manontolo jerena fotsiny ka de lasa ihany saina ...
mihavery ny harentsaina malagasy re olona..
11. lemenakely ( 27/08/2008 10:16)
naughtyboy:

ny mpangalatra kalo tsy foana,na ahoana na ahoana..nefa nisy fotoana
tao amintsika nanamarina fa niadana isika t@ io lafiny io t@ fahampanjaka nilaza:
" ..tain'omby nivadika aza tsy nisy nangalatra.." inona no antony?
fifampitokisana eo @ fiarahamonina sy fitsinjovana ny hafa..
inona no nampiova azy satria novoleny mpanjanaka ny toetsaina lomorina araky ny teniny lemena (individualism) ary nijanona ao atr@ zao ,tia kely sy tia tena .Simba reny harentsaina avy @ razambentsika ireny,ny toetsaina no tena mampahantra ny firenena sy ny vahoakany..
ankoatr'izay ra misy mpangarompaosy tratra eny andalambe de fitsarambahoaka no mihatra aminy(fahafatesana)zay tsy mety koa nefa reo olombitsy mangalatra ny
tany sy ny harembahoaka iray manontolo jerena fotsiny ka de lasa ihany saina

...
Mbola tsy mety @ toetsaina gasy ny atao hoe fahalalahana fa mila fampitahorana sy fanaraha maso lava
mihavery ny harentsaina malagasy re olona..




12. naughtyboy ( 28/08/2008 14:03)
ozy lemenakely :
" Mbola tsy mety @ toetsaina gasy ny atao hoe fahalalahana fa mila fampitahorana sy fanaraha maso lava "
eka ozy,nefa ireny de anisany fiovana mila ampahafantarina ny malagasy inona no tombotsoa entiny sy ny ilana azy ,fa tsy ny fahafahana zay mbola ifikirany reo tomponan'andraikitra mpanabe ,fanabeazana ka atr@ fitondrana anie de efa atr@ fahaleovantena no niainana e 48 taona,tsy azo ialana io na ho ela na ho aingana fa ny fiomanana @ zany no atao tsara ...tsy ny politika ihany no resahiko eto fa na fiarahamonina,toekarena,fivavahana zay mikasika ny fiainany isambatan'olona sy ny firenena 1 manontolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4463