Tasy amin'ny helika

1. sitraka1 ( 21/08/2008 18:22)
Manahoana,
Za rey olona manana olana: misy tasy amin'ny helika 2, zany hoe main'ny deodorant zany lay izy e, nangidihidy be izy tamin'nahavoa ahy zay ka nohaoriko ary de namela tasy ratsy be. Nisy niteny hoe tsy mila asiana n'inon'inona fa afaka ho azy eny nefa efa 2 taona zao de mbola tsy miova fa ny fombany ihany. Ka sao misy mahalala ianareo ny zavatra hosorana aminy mab hanalana ny tasy. Misaotra o
novalian'i rush ny 28/08/2008 16:24
2. agoago ( 22/08/2008 08:04)
Tsy aleonao v manantona dematologue, toa zay mananao foana,tsy zakanao zany lay déodorant
3. tsidina ( 22/08/2008 18:54)
sitraka1:

Manahoana,
Za rey olona manana olana: misy tasy amin'ny helika 2, zany hoe main'ny deodorant zany lay izy e, nangidihidy be izy tamin'nahavoa ahy zay ka nohaoriko ary de namela tasy ratsy be. Nisy niteny hoe tsy mila asiana n'inon'inona fa afaka ho azy eny nefa efa 2 taona zao de mbola tsy miova fa ny fombany ihany. Ka sao misy mahalala ianareo ny zavatra hosorana aminy mab hanalana ny tasy. Misaotra o

slt, f'inona kay no anaran'ilay deodorant nampiasaindry? ny tsara aloha de mamonjy Dr e! fa ny hevitra mety hahafaka azy tsy fantatro an, fa zao, zah mbola tany dago tsy mampiasa io deodorant io mihitsy, fa ny fampiasako, dia citron no ahosotra ny helika de tsy misy fofona mihitsy, sao mety manampy kely andry io de mba andramo raha tianao.
Fa @ zao kosa zah rehefa mividy ireny deodorant reny dia mijery tsara, hoe , sans alkohol no vidina.
4. ni81 ( 22/08/2008 18:57)

ankoatran'ny citron dia mety koa ny karibonetra, ny alamo
5. endrika01 ( 24/08/2008 11:27)
sitraka1:

Manahoana,
Za rey olona manana olana: misy tasy amin'ny helika 2, zany hoe main'ny deodorant zany lay izy e, nangidihidy be izy tamin'nahavoa ahy zay ka nohaoriko ary de namela tasy ratsy be. Nisy niteny hoe tsy mila asiana n'inon'inona fa afaka ho azy eny nefa efa 2 taona zao de mbola tsy miova fa ny fombany ihany. Ka sao misy mahalala ianareo ny zavatra hosorana aminy mab hanalana ny tasy. Misaotra o

Mitovy @ zandriko koa ianao,ny azy aza teny misy mandrotsiroty kely be de be raha vao Deo misy alcool no ampiasainy,sady lasa misy tasy mainty be zany ao ambany helika.
efa nampiasa voasary makirana na citron izy fa eeeeeeeee,ieeeeeh tsisy fiovana mintsy,dia lasa mampiasa anilay Deo ahositra fa tsy ilay atifitifitra reny.

Fa lasa niova lay loko no nalefaka,raha misy de lay tsy misy alcool no ampiasao le Fa. :-* :-* :-* :-*
6. ni81 ( 26/08/2008 08:57)
Mitovy @ zandriko koa ianao,ny azy aza teny misy mandrotsiroty kely be de be raha vao Deo misy alcool no ampiasainy,sady lasa misy tasy mainty be zany ao ambany helika.
efa nampiasa voasary makirana na citron izy fa eeeeeeeee,ieeeeeh tsisy fiovana mintsy,dia lasa mampiasa anilay Deo ahositra fa tsy ilay atifitifitra reny.
ka ilay citron ange tsy hampiala ilay tasy fa asolo ilay déodorant fotsiny raha tsy nahazaka izy e!
7. endrika01 ( 28/08/2008 05:00)
ni81:
Mitovy @ zandriko koa ianao,ny azy aza teny misy mandrotsiroty kely be de be raha vao Deo misy alcool no ampiasainy,sady lasa misy tasy mainty be zany ao ambany helika. efa nampiasa voasary makirana na citron izy fa eeeeeeeee,ieeeeeh tsisy fiovana mintsy,dia lasa mampiasa anilay Deo ahositra fa tsy ilay atifitifitra reny.
ka ilay citron ange tsy hampiala ilay tasy fa asolo ilay déodorant fotsiny raha tsy nahazaka izy e!
Hay ve e,ka izy nihevitra we manalefaka an le hoditra kay tsy nisy fiovana fa henjana be.
8. peta83 ( 28/08/2008 08:50)
ie ra otrana manokana alo d FA sans alcool ko no ampiasaiko satry sady ts d lafo no ela vo lany.fa ny fantako fotsiny d hoe ny alamo ono maha-mainty helika d zay no ts itiavako an'io lotra. (l)
9. ni81 ( 28/08/2008 08:56)
tonga soa peta83 :)
10. rush ( 28/08/2008 16:24)
glycerine tsy parfumée no ampiasaina, ra madinty b d ny alina no ampiasaina, sasana ny maraina na tapohana kely, tsy maintsy maharitra vao afaka io tasy io satria ny hoditra no niova loko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5461