ny zaza ambohoka

1. kelly13 ( 19/08/2008 18:47)
tsy haiko na ato na any @ fahasalamana na any @ resa-behivavy na any @ reny sera² no tokony handefasako ity fa na izany aza d "lasa ny eritreritro" oe ny zaza ao anaty vohoka (vohoka eo @ 5-6-7 mois ohatra), d lazaina fa maheno, mahatsiaro ny tsiron'ny sakafo ze hohanin'ny reniny, minono tanana, misokatra ny masony, manao tsingolobatita etc..., fa mba mitomany v izy reny ao anaty kibo ao? :roll: :roll: :roll:
novalian'i dodhiya ny 20/07/2018 04:53
2. ikaretsaka ( 19/08/2008 21:02)
izy maheno fa ianao tsy maheno kooo
3. kelly13 ( 19/08/2008 21:39)
maheno mitomany v? :°)
4. simplex ( 19/08/2008 21:57)

le mitomany tsy dia manin loatra fa hoe mandefa ranony sy ventiny ve izy ao ankibo ao? 8):P
5. Herimiafina ( 20/08/2008 01:24)
Ilay mitomany angamba mety tsy possible azony tsy mbola misy rivotra hahafahany manetsika ny tadimpeony ao anaty kibo ao!
Ny manary maloto indray dia possible, izay no ilana ny placenta sy ny liquide amniotika, loto izay arian'ilay reniny miaraka ny aminy avy eo. Degany an. :^)
6. fahamarinana ( 20/08/2008 06:45)
simplex:


le mitomany tsy dia manin loatra fa hoe mandefa ranony sy ventiny ve izy ao ankibo ao? 8):P

:arrow: Ny mandefa ventiny no tsy haiko aloha fa ny tsaroako tamin'ny zà bevohoka dia nanao échographie dia hoy ilay dr hoe feno be ny vessie-ny ity zaza ity dia nanontany aho hoe f'angaha manao pi2 koa izy ? dia hoy izy hoe manao tokoa ....fa tsy fantatro na mankaiza aloha. :roll: (l)
7. booboo ( 20/08/2008 07:38)
Tsy mi-caca ny zazakely ao am-bohoka fa kosa mi-pipi. Dia tsy mitomany koa izy satria io efa nolazain'i Herimifiana io.
8. kelly13 ( 20/08/2008 09:03)
le mi pipi klou fantatro e, nazavainy gygy ahy kou, fa le mitomany no nahalasa saina kely ahy, fa kay izy zany tsy mitomany ao. d ny tena mahavariana d refa une fois teraka le zaza d oe "io v no tao anaty kiboko tao?" d oe ahoana aza no tsy rovitra ny kibo etc... mahay raha ny ao ambony ao ka :)
9. chipie1 ( 20/08/2008 09:04)
za nahalala olona ni caca tao ankibo lé zaza , rano maloto be no nivoaka tao , tonga de nakany am hopitaly izy , dia avy dia navoaka ilay zaza fa soa ihany fefa 8 volana tao ankibo ... (efa te hivoaka be ngamba lé zaza :-D )
10. fahamarinana ( 20/08/2008 09:36)
keliterezy:
ny tena mahavariana d refa une fois teraka le zaza d oe "io v no tao anaty kiboko tao?" d oe ahoana aza no tsy rovitra ny kibo etc... mahay raha ny ao ambony ao ka

:arrow: nataoko fa zà irery koa no mieritreritra an'izany,lalina tokoa rehefa dinihana o? (l)
11. kelly13 ( 20/08/2008 20:17)
fahamarinana>fita oa ankia kou! d malahelo b aveo refa tsy mahita le kibo mihetsiketsika intsony :? d tonga ra babyblues :? :cry:
12. fahamarinana ( 20/08/2008 20:30)
:arrow: zay mihintsy ,dia mikonetaka eo..ouin oiun...fa tena lasa misy vide be tokoa an..nefa ilay kibo mbola mibontsina be amin'ny tavy amin'io fa tsy zaza intsony :wink: (l)
13. sakaizakely ( 20/08/2008 21:32)
kelly13> mandefa fisainana lavitra kou aky njy zany :-*

ny hitako tam magazine Parents de possible mitomany oun ny zazà à partir de 28 SG. Zany we misokatra ny vavany de misefosefo imbetsaka izy, mitomany mangina fa tsy mamoka feo (pleurs silencieux).

HM> \"miaina\" ny zaza ao ankibo fa otran\'ny trondro, mifoka sy mamoka liquide amniotique

http://www.e-sante.be/be/magazine_sante/sante_enfants_adolescents/pleurs_bebe_salle_travail-5877-420-art.htm

14. kelly13 ( 21/08/2008 19:54)
petitesakaiza (sa petiteamie hihihi)>fita fa lasa lavitra d lavitra mintsy le saina kou, hahahahha :-*
15. dodhiya ( 20/07/2018 04:53)
ary mb saika antany hoe firy volan eo manombok hita mietsika amzay le zaza ao akib e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1538