Fitsapana Fatra(test de niveau) , valiny

1. hao ( 19/08/2008 17:21)
@ ankapobeny dia ambany be le fatra, ireto ny tsoaka (extrait):
badboy:
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona! Ny mahasamihafa azy indray dia ny fivavahanana fiantsonan'ny fanatika, ny psychologue fanasitranana ny fanatika!!

Tsy mila valiny! Misaotra tompoko!

Tsy mila valiny hono, sady Badboy no pseudo, de tena izy mihintsy arak'ireo rehetra ireo no extremiste sy fanatique, sady @ izay ato @ serasera razoky; sosokevitra: any @ fandefasana hafatra ary no alefaso, fa tsy aty @ sahantsera (Forum)

karavasy:
Ny fantatr'izao tontolo izao dia izay filoha misoratra sy mandray andraikitra. Na azo tamin'ny famonoana ny teo aloha, na azo tamin'ny hala-bato, na azo tamin'ny rariny dia tsy ny mpanohatra no zahavin'ny olona fa ny filoha amperin'asa.


de zao ve raneny no sisa fiarovanao ny filoha, de izay ve no ho lazainao @ taranakao, ny valiny ihany no ady eo, na t@ halatra, na t@ ady, na t@ vono...

noho ireo, sy ny hafa koa dia ity no valin'ny tsapa fatra (test de niveau), sy ny sandan'ny tsi-1-1:

Miala tsiny aloha fa ny fatra ANTONONY sy ABO, ny tena tsara indrindra dia tsy nisy nahazo (i hao dia tsy anatin'ny notsapaina fatra):

fatra ambany (0 ka h@ 7):

Karavasy= sanda 4,
Bazylou= sanda 5,
Badboy= sanda 7,
nanas= sanda 7
...
mila ezaka mafy

fatra anivo (7 ka h@ 12):
naugtyboy =sanda 8
fijo=sanda=10
kidoro=sanda 10
jeankely=sanda10
lizabzeth=sanda 12
ikaretsaka=sanda12
...
tsara fa tohizo, mila tosika kely fotsiny

ny sanda ANTONONY SY ABO dia tsy misy nahazo
novalian'i nanas ny 25/08/2008 16:44
2. bazylou ( 19/08/2008 17:33)
efa foy ve le atody e?? :-D :{
3. xxx ( 19/08/2008 17:39)
Malahelo mafy izahay amin'izao ataon'i hao izao fa tsy nahazo naoty. Tsy azo atao ny manavakavaka toy izao ry hao fa mba pandray anjara mafana koa izahay eto.
Omeo sanda izahay na dia aotra aza.
4. naughtyboy ( 19/08/2008 18:48)
:-D :-D ny nazava amiko tsara teto zao de anarana vaovao entiny zanety i hao .. =)) =))
5. menalamba ( 19/08/2008 21:35)
Mba ataovy mazava klongany ny diplôma azo @ farany ambo indrindra fa sao dia "prôfésora HAOnorus" ka tsy lasa..... :°) :^)
6. salopard ( 19/08/2008 21:54)
tsy ampy dôzy ve zany le tsy ampy fatra ry hao sa....

tsy ampy daozy aloha, fa sao misy bozaka aman'ahitra, sy afo sy kitay any ra-menalamba a! tena mila an'le mena ra-menalamba a! mavaivay ny kôfa-nao e!

sniff...
tchouff...
7. menalamba ( 19/08/2008 22:04)
Avy dé tsindrona fanjai-bé no misy aty fa ny kità tavela any tanana raha mahasaky .... :^) :-$
8. badboy ( 20/08/2008 08:46)
:-D :-D :-D >> Aza mamiratra ivelany tahaka ilay kidoropamba ka vao ahofaka dia hao sy kongona no hita tao!! :-D :-D :-D
9. ravatorano ( 20/08/2008 09:29)
=)) =)) =))
10. nanas ( 20/08/2008 14:38)
ary ilay mpitsara amin zao mba fatra firy? sao vao maika fatra mihiba leaza,aza hitako. Ny anay tsy quoi na ambany aza, fa rehefa mahalaza ny votoan-kevitra sy mahatafita azy soamantsara @ mpiserasera sy ny mpamaky hafa dia efa ok! Ianao moa zany ry Hao dia mitsara fatra, ande atao hoe expert zany ianao matoa mitsara fa mba aseho anay manana fatra ambany itony zany fomba fanehon-kevitra mahazo fatra ambony zany fa aza vasohina fotsiny zahay hoe "fatra ambany". Zay moa ilay hoe asehoy aloha ny proof vao mandiso ny hafa.
11. kidoropamba ( 20/08/2008 15:11)
badboy:

:-D :-D :-D >> Aza mamiratra ivelany tahaka ilay kidoropamba ka vao ahofaka dia hao sy kongona no hita tao!! :-D :-D :-D

Hazo lavo halandrivotra! na tianareo na tsy tianareo dia Ravalomanana ihany ny anay. Anareo mpanohitra no tena tsy misy ilAna azy.
Ny anay dia izay ataon'i filoha hajaina ihany no ataonay. Dera sy laza hoan'i tompo mahery Ravalomanana.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^
12. nanas ( 25/08/2008 16:44)
o ry profesora HAOris causa a! toa tsy valianao mintsy ilay fanotaniako e! matahotra mifanakalo hevitra angaha sa matahotra satria ambany fatra. Raha tena ambony fatra marina ianao mba valio ilay hevitra e! Rehefa tsy mahavaly dia ambany zany aminay ary tsy mila mitsara ny olona eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082