Tsy ny fahafaha-mividy ihany no mihena

1. hao ( 12/08/2008 19:05)
hoan'ny gasikely eto @ serasera
Fa ny fahafaha-mamaritra koa, ny fahafaha-mandalina, ny fahafaha-mamakafaka.

.

fa satria mba miezaka ihany ialahy-isany, sy itena-isany, dia izao:

raha ny regle n°1: aza miteny zavatra tsy resahina, dia aza manao resakin'ny tsy mahita ho tenennina
ny regle n°2 dia: mahaiza manainky raha diso, dia raiso ny fanitsiana omena

Fa Raha ny fatrako(ny niveau-ko), sy ny vaikako(force de conviction) no hampihariko angamba dia tsy ho zakan'ny tena isany sy ialahy isany.
ok fa @ manaraka e!
novalian'i karavasy ny 14/08/2008 12:27
2. hao ( 12/08/2008 19:06)
ambany le fahafaha-mamaritra, fahafaha-mandalina, fahafaha-manolotra vahaolana e!
3. Herimiafina ( 12/08/2008 19:34)
Ohatry ny misy adino izy izany!
Raha izao fijeriko azy izao dia toa ohatry ny ambany koa sa nihena ny fatran'ny VALIUM. :-D
4. rakaroka ( 12/08/2008 20:44)
Marina kosa aloha ny fanamarihan'i Hao eto , ahoana moa ny hanazavana, hiresahana ny "tsiraka" tsy niainana sy tsy tsapa ny ilàna izany :roll: :?:
Ny vahaolana koa tsy atolotra lava fa misy "ezaky ny tolorana izany koa !"
satria be ireo mpanababty avy hatrany, tahaka ny hoe inn koa no ilana ny teny franc tsa hay. Dia 'zao aza :-$
Tonga tatsy Tamatave ity "Touriste" Frantsay . Dia avy dia nifandrombaka hono ireto mpitarika posy hoe : "posy msé, posy msé" sady samy nanofy hahazo vola misimisy aby fa :-$ nisy iray hono mba niteny tsara hoe : "Monsieur, si vous voulez, je peux vous amener ou vous conduire là ou vous voulez y aller!...
Dia avy tsy nihambahamba hono ity vahiny voasarika fa ity olona ity no mba "afaka iresahana" ary dia lasany ny kil t@ io: Tantara marina io. Ary tsy voatery ifantsika @ io ohatra io ny hetsika fa isitonana lesona tsotra hoe
"Manatombo foana ny tombontsoan'ireo olona tsy nanifikifika ny hafa ary niezaka t@ fomba maro mba hanana fifandraisana @ manodidina @ lafiny rehetra.!
5. bazylou ( 13/08/2008 01:34)
fa ny fe koa§§§§§ :-D :-D :-D
6. bazylou ( 13/08/2008 01:41)
ory hao a!! foy ve ilayatody aloha e.?? dia ampiaro ary ilay vaika e!!!
sao dia vaikan'ny maty andrano fotsiny izy ity.. :-D :{ :{ :-D
7. maintylamba ( 13/08/2008 06:49)
fa le izy nga mo nis resak we de avalony atreo ny frantsay e!, aleo anombok aitana ny votoatiny aitana taratra ny met o vokany fa sur kos lo fa ts itovy ny fanagasina nataon dry dédé miints satri tô f mba mis ian ny gasy tonga saina
8. kidoropamba ( 13/08/2008 08:00)
Aza mamely ankolaka ny filoha hajaina Ravalomanana ianao ry hao fa kobo e:
regla voalohany hoy ianao: aza miteny zavatra tsy resahina, dia aza manao resakin'ny tsy mahita ho tenennina.
Hita fa tonga dia mamely ny filoha ianao eto: satria ny atileta no nalefa tany BeijinGY ka ny filoha hajaina nitondra honoris kaozA indray no resahin'ireo gasy.

ny regla n°2 dia: mahaiza manainky raha diso, dia raiso ny fanitsiana omena

Mamely indray koa ianao eto satria raha norArAna ireo mpanohitra kamo be tenda hivory dia ny maligasiZasion ny nolazain'ny filoha fa tokony avela ny ekisiperiAnsa handeha vao mitsikera.

Mamely firantsay ianao kanefa fantatrao fa mbola mandohalika eo anoloan'i gabonE, BaonGO ny filoha hajaina mangataka ny firankofaonia...ary koa mbola manambitamby mafy ireo vozongo mena sofina mba hamatsy hatrany ny miliona dolara avy @ AFD.

Tratra foana ianao ra Hao raha manipy hoditr'akondro a. tssssssss!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^
9. karavasy ( 13/08/2008 14:23)
Tsy hilainay zany franc tsa hay zany e. Na ho tapaka eo aza ny lalan-dra franc tsa hay tsy revinay.
10. Herimiafina ( 13/08/2008 15:51)
Toa ohatry ny nihena koa izany fanehoana hevitra izany klé. Mety latsaka angamba ny fatran'ny fahaizana mampiasa clavier QWERTY! :-D
11. kidoropamba ( 13/08/2008 20:00)
karavasy:

Tsy hilainay zany franc tsa hay zany e. Na ho tapaka eo aza ny lalan-dra franc tsa hay tsy revinay.

Io indray fa mamely an'i filoha hajaina. Tsy takona afenina intsony. tsssss!

tohizo ny lalantsika e
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana^:^
12. lizabeth ( 13/08/2008 23:11)
hao:

hoan'ny gasikely eto @ serasera
Fa ny fahafaha-mamaritra koa, ny fahafaha-mandalina, ny fahafaha-mamakafaka.

.

fa satria mba miezaka ihany ialahy-isany, sy itena-isany, dia izao:

raha ny regle n°1: aza miteny zavatra tsy resahina, dia aza manao resakin'ny tsy mahita ho tenennina
ny regle n°2 dia: mahaiza manainky raha diso, dia raiso ny fanitsiana omena

Fa Raha ny fatrako(ny niveau-ko), sy ny vaikako(force de conviction) no hampihariko angamba dia tsy ho zakan'ny tena isany sy ialahy isany.
ok fa @ manaraka e!


hum ! tsy ohatran'irony atao hoe prétentieux ve ianao izany ? tsy ho zaka ahoana ny fatranao sy ny vaikanao ? inona no idiran'ny fatranao sy ny vaikanao amin'ny fahafahana ? misy mpangeja angaha eto moa ? tsy ianao va izao no be fandaharana amin'ny aza mankatsy sy mankaroa fa ianao hoe angaha no tena izy !
hevitra no ifampizarana eto fa tsy misy hoe hevitra ilaina sy tsy ilaina ! ny tsy ilainao mety ilain'ny hafa !!! fa efa ampy izay ilay constat sy fitsarana fa asio démonstration amin'izay !
13. karavasy ( 14/08/2008 12:27)
Tsara atao mifanaikitra le hao sy kidoropamba. Ny iray Anaconda ny iray songomby be vava :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132