Fivoarana ara-pitondratena
1. xxx
(
09/08/2008 12:15)
Mahita ve ianareo fa ny heverina ho fivoarana raha resaka fitondrantena ankehitriny dia izay ratsy rehetra taloha ka ekena izao: ohatra taloha mahamenatra izany lhl mandry @ lhl, na vhv mandry @ vhv, na koa manambady efa tsy virjiny, fitondratena koa ny hoe milaza ny marina, tsy mamitaka...@izao kosa anefa dia lazaina fa fivoarana - izany hoe lasa tsara sy mety izay natao hoe ratsy taloha- ary ankehitriny raha te hanao ny marina dia ianao indray no miavaka sy hiomehezany hafa raha taloha ny manao ny tsy mety no miavaka...Dia karazana fiaraha monina inona moa zany ilay atao hoe mivoatra: raha ny fijery taloha dia hoe miharatsy fitondratena zany zao mivaotra izao...Satria raha tsara fitondrantena ianao dia lazaina fa tara tsy maharaka toetrandro!!!
novalian'i ari.malala ny 13/08/2008 14:13
2. Herimiafina
(
09/08/2008 14:33)
Ny fivoarana ara-pitondratena lehibe voalohany amikodia ny fahafantarana ny tena aloha, ny fetrany, ny heriny, sns, alohan'ny fahafantarana ny hafa izay tedavina lava hitovy amin'ny tena! :^)
3. Lejoba
(
09/08/2008 16:22)
"Jesoa Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay". Ho an'ny olona mafy sofina sy fo tsy te hanaiky ny didin'Andriamanitra dia "ny fahamenarany no voninahiny"
Izany hoe fomban'izao tontolo izao hanamarinan-tena io mody ataony hoe fivoarana lazainao io. Ny marina mitavozavoza hoy isika Malagasy tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra. Pempoiny @ izany ianao dia manjary misalasala tokoa hoe sao izaho no taraiky fa efa "mivoatra" ny fiaraha-monina.
Aza kivy "tano mafy izay anananao dia tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Baiboly Apokalipsy 3:11 :!:
Izany hoe fomban'izao tontolo izao hanamarinan-tena io mody ataony hoe fivoarana lazainao io. Ny marina mitavozavoza hoy isika Malagasy tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra. Pempoiny @ izany ianao dia manjary misalasala tokoa hoe sao izaho no taraiky fa efa "mivoatra" ny fiaraha-monina.
Aza kivy "tano mafy izay anananao dia tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Baiboly Apokalipsy 3:11 :!:
4. fahamarinana
(
10/08/2008 08:57)
herimiafina:
Ny fivoarana ara-pitondratena lehibe voalohany amikodia ny fahafantarana ny tena aloha, ny fetrany, ny heriny, sns, alohan'ny fahafantarana ny hafa izay tedavina lava hitovy amin'ny tena!
:arrow: itovizako hevitra ihany koa.Inontsika moa ny an'ny olona,azy izany,tsy tokony hitsara akory fa ny mety amin'ny tena no tadiavina sy izay mahasoa :ary io samy manana ny tanjony...Amiko ny maharatsy na tsara azy dia miankiana amin'ilay olona voakasika raha haka ohatra iray io voalazanao io aho :
xxx mpandefa:
ohatra taloha mahamenatra izany lhl mandry @ lhl, na vhv mandry @ vhv, na koa manambady efa tsy virjiny,
xxx mpandefa:
...Satria raha tsara fitondrantena ianao dia lazaina fa tara tsy maharaka toetrandro
:arrow: Amiko manokana aloha tsy voatery ho tsara fitondran-tena rehefa tara sy tsy maharaka toetr'andro...raha olona ratsy ve hampiova azy zany ?? :) (l)
5. simplex
(
10/08/2008 13:02)
ny fivoarana ara-pitondratena dia manaraka ny fivoaran'ny norme eo @ fiaraha-monina. Mitovy @ hoe taloha nanao salaka dia izao mipataloha ny hoe taloha tsisy gay dia izao misy.
Betsaka no mety ho anton'ilay fivoarana fa rehefa ny fiaraha-moninaa no mahita fa mety izany (na dia hoe tsy hitanao loatra aza) dia izay ndray aloha no mety :)
Tsy miteny ah akory hoe manome rariny ny gay sy lesbian sy ny sipa tsy virja akory fa hoy aho hoe izay no atao hoe "fahafahan'ny tsirairay", io ndray zao no eken'ny fiaraha-monina hoe mety sy rariny. Raha tsy mety aminao ilay izy dia aza atao fotsiny, fahafahanao koa izay ;-)
Ny fahafahanao mifetra @ fahafahan'ny hafa fa raha tsy mahakasika anao ilay izy dia tsy tokony hisy olana. Zany hoe ra misy sipa tsy virja any ka tsy enao no hanambady azy dia aza atao ho olana aloha :)
7. naughtyboy
(
10/08/2008 21:27)
simplex > ny tsy itovizako hevitra fotsiny de fahafahany tsirairay amiko de efa niova koko ho fahalalahany tsirairay zay manamafy ny fivoarany rafimpisainana manoloana ny vanimpotoana , ra fomba fiakanjo no kozina de zao zany
- fahafahany tsirairay de fialana @ reo geja mamatotra azy
oh.alaivo antsaina nge fa ny oul nanao salaka de namatotena ..
Nivoatra teo ny saina de nitady solony de tonga ny pataloa
- fahalalahana njay de ny efa afaka no mila malalaka koko
oh. afaka ary ny salaka fa nisolo pataloa ,ny oul talo de somary manao pataloha teritery zany daoly na jean na paty delefan ..ny kofa kely na sipa io de maroroka(malalaka) daoly ny pataloany @ zao fotoana mirobotsajotsaka foana reny.. :-D :-D
Ary ny itovizako hevitra @ simplex ndray de zao tsy maintsy misy ny(lalana=norme) mety sy tsy mety arahiny ts1/1 sy nyrehetra @ fivoarany rafimpisainana eo @ fiarahamonina ,iza no mahita sao lasa iborindrandridana eraky tanana eny ny pokona fa tsy anao patalo tsony :-D :-D
- fahafahany tsirairay de fialana @ reo geja mamatotra azy
oh.alaivo antsaina nge fa ny oul nanao salaka de namatotena ..
Nivoatra teo ny saina de nitady solony de tonga ny pataloa
- fahalalahana njay de ny efa afaka no mila malalaka koko
oh. afaka ary ny salaka fa nisolo pataloa ,ny oul talo de somary manao pataloha teritery zany daoly na jean na paty delefan ..ny kofa kely na sipa io de maroroka(malalaka) daoly ny pataloany @ zao fotoana mirobotsajotsaka foana reny.. :-D :-D
Ary ny itovizako hevitra @ simplex ndray de zao tsy maintsy misy ny(lalana=norme) mety sy tsy mety arahiny ts1/1 sy nyrehetra @ fivoarany rafimpisainana eo @ fiarahamonina ,iza no mahita sao lasa iborindrandridana eraky tanana eny ny pokona fa tsy anao patalo tsony :-D :-D
8. ari.malala
(
11/08/2008 14:48)
ohatra taloha mahamenatra izany manambady efa tsy virjiny
miala tsiny fa io no tena nanaitra ahy mafy d mafy. Raha tsy virjiny intsony ny vehivavy, moa tsy tokony hahazo tsiny iany koa ve ny lahy ? maninona no ny vevavy fona no mahazo torabato sy tsiny lava izao??? fa ireo lehilahy mitady virjiny ireo ve sur 100% fa tena mbola tsy nikasi-bevavy tokoa??? ny lahy sy ny vavy no omena tsiny hoy aho, satria ny lahy mahay mandangolango ary refa azony izay ilainy d iny fa lasa indray mifindra lasy.... Firifiry akory ny lelà efa manambady nefa mandangolango zazabodo... Raha tena tsapanareo fa mahamenatra ny manambady tsy virjiny intsony dia atombohy amin'ny tenanareo aloha hoe manaja ny vevavy izay miaraka aminareo na raha efa ao anaty tokantrano ianareo d ny zanakareo anarina tsara e! na lahy izy na vavy anaro tsara hahatana izany idealy ho virjiny miditra fanambadiana izany fa tsy ny vavy iany akory no tokony ho pure fa na ny lahy koa aza!
10. simplex
(
11/08/2008 15:38)
:D:D:D
ity ndray le kozy mampa-macho ana :°)
ari:eny, rehefa avy notenen'ilay vevavy hoe ireto avy ny lisitran'ny lelah nanaovako fa omeo tsiny izy ireo dia tonga dia hanome tsiny mafy dia mafy an'ireo bandy ireo izahay. 8)
Raha tsy virjiny intsony ny vehivavy, moa tsy tokony hahazo tsiny iany koa ve ny lahy ?
ari:satria tsy virja intsony izy nefa le sipany mitady virja :lol::lol:
maninona no ny vevavy fona no mahazo torabato sy tsiny lava izao???
ari:eny, noho ny antony hoe tsy afaka porofoina loatra izany :°)
fa ireo lehilahy mitady virjiny ireo ve sur 100% fa tena mbola tsy nikasi-bevavy tokoa???
ari:eny,
ny lahy sy ny vavy no omena tsiny hoy aho
atomboka @ ilay vevavy aloha dia rehefa fantatra ilay/ireo lehilahy dia omena ihany koa :)
ari:kanefa dia marary fo ery rehefa tsy langolangoina nge ee :-w manomboka izao rehefa te hanao firaisana ny lehilahy dia hikizitina be mintsiny :roll:
satria ny lahy mahay mandangolango ary refa azony izay ilainy d iny fa lasa indray mifindra lasy...
:arrow: tany nahavokisana tsy hijanonana ela :-P
ari:firifiry akory ny zazabodo faly ery langolangoin'ny lelah efa manambady? :P
Firifiry akory ny lelà efa manambady nefa mandangolango zazabodo...
ari:euh tsy tsapanay le hoe mahamenatra fa tsapan'ny vevavy ihany.
Raha tena tsapanareo fa mahamenatra ny manambady tsy virjiny intsony dia atombohy amin'ny tenanareo aloha hoe manaja ny vevavy izay miaraka aminareo
le hoe manaja vevavy tena hataon'ny lelah mintsy io tsy midaroka fa mandangolango :^)
ny tena marina misy problem ana optimisation be ity e:
* ra tsy virja tsony le sipa dia tsisy dikany tsony fa dia hanao mangetaheta ambony lakana eo fotsiny ve nefa robinet le izy?
* ra virja le sipa, dia hiafiana hiafiana, poinsa ihany anefa fa ny ankamaroan'ny mpisipa dia hisaraka. Ary le mpisolo toerana tsy hitovy hevitra aminao zany mintsy... lasa hoe mitatatra hoan'i rainy lezafy fotsiny zany tssssssssssssssss pas bien, pas bien du tt :)
ari:mino aho fa tsy misy RAD miteny ny zanany hoe oh rankizy ah ndana manao fiainana fa tsy ilaina zany resaka virja zany @ fidirana @ fanambadiana.
na raha efa ao anaty tokantrano ianareo d ny zanakareo anarina tsara e! na lahy izy na vavy anaro tsara hahatana izany idealy ho virjiny miditra fanambadiana izany
Firy nefa no mahatazona izany hatr@ farany? :)
aleo tonga dia tsorina @ zazavavy hoe ze ataon'tenisany any tsy haiko fa ny fantako dia tsy asiana ol ny kibo ra tsy vita mariazy an :-D:-D
ari:ny avantagen'ny lahy dia izy afaka manao pure a tt moment ;-)
tsy ny vavy iany akory no tokony ho pure fa na ny lahy koa aza!
:* :* :* :* :* hoan'ze vevavy mamaky eo
;-)
11. ni81
(
11/08/2008 15:44)
Marina ve ity ? "ny atao hoe adala dia izay tsy manao ny fanaon'ny besinimaro"samy manana ny eritreriny io kosa e! Ohatra zao: maro ny olona manao tatouage na lahy na vavy, ary misy aza ny an'ny sasany tena feno mihitsy ny tenany manontolo; dia izay tsy manao ve dia hoe adala?
12. ari.malala
(
13/08/2008 14:13)
simplex; tena tapaka ny tsinaiko mamaky ny zavatra soratanao! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))