Namana serasera

1. xxx ( 09/08/2008 08:38)
Misy fanamboarana ve fa tsy tafiditra mihintsy hatry ny omaly
Io maraina io dia ito no mivoaka rehefa mikliky Namana Serasera

[size=60px]It works[/size]
novalian'i sipagasy ny 15/08/2008 22:04
2. tslem ( 09/08/2008 09:08)
zah koa vao nanokatra namana sersera androany dia notre Afrique io no ao :cry:
3. yonikafopl ( 09/08/2008 09:45)
ary neveriko fa ny ordiako njay no niporina, fa efa hatry ny omaly tsy nety nisokatra mintsy ny namana serasera, de vo zao io de tonga de ny forum kalou no misokatra, de avy eo ra manindry namana serasera de io notre afrique sy le P jean Ilboudo iny no mipoitra. :( :(
4. hery ( 09/08/2008 12:04)
Efa ok kah.

:-)

Nalaza tampoka koa i jean Ilboudo :-p
5. sipagasy ( 15/08/2008 22:04)
Ary hono hoa e! ny blaogy.org ngah tsy mbola tafaverina kay e!!!!

Misaotra รด!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1731