fAOndAsiON Ravalomanana: kitapom-bolam-bahoaka
1. kidoropamba
(
08/08/2008 13:16)
Raikitra Ary ny lanonana. Tafapetraka amimpomba ofisialy ny kitapombola Ravalomanana na hoe: fAOndAsion Ravalomanana .
Io no handefasantsika ny zanatsika any zamerika mandrato fianarana fa tsy ho boboka ao @ maligasizasion tsy hihinanan-kanina.
Tsy dokotera doBla fahatany ange ny filoha hajaina Ravalomanana fa mikranina raha zanak'olona an.
Ny hameno an'io kitapombola io izao no sisa tavela ka eto dia miangAvy ianareo rehetra any diaspora any mba handrotsaka dolara na ErO, na Yeny io, tsy maninona fa mila devizy ihany satria ny zanatsika any zamerika no jerena.
Mitaky ny hambompompirenena hananareo izahay ka handrotsaka be fa tsy faly manome piEsy fotsiny. Averiko eto aloha fa tsy mandray piEsy io kitapombola io fa lelavola ihany, ka ireny vola "maneno raha latsaka @ tany" iny dia tehirizonareo any fa tsy mila izahay.
40.000 dolara isantaona ary isaky ny ankizy ny vola ilAina dia ataoko fa tsy koi aminareo diaspora no mahita an'izany.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^

novalian'i karavasy ny 10/08/2008 09:56
2. xxx
(
08/08/2008 18:27)
Raha ny diaspora indray no andrasanao hanome vola dia ohatry ny miandry an-dravalomanana hampandroso an'i madagasikara enao. Ka eo indray zany ny tranonao ry zaza malagasy, fa ny voninahitra sy ny rehareha efa azon-dravalo.
3. bazylou
(
09/08/2008 02:49)
ary maninona raha omen'i kidoro azy ny fanananao dia handroso madagasikara e?? :-D :-D :-P :-P
5. kidoropamba
(
10/08/2008 09:12)
Aoka isika mba hanana ambompompirenena e! Na ireo vazA aza mandrotsaka ka ahoana isika gasy ray gasy reny tsy mba mihazakazaka mandrotsaka vola ao?
Matoa lasa any Sina ny filoha ka nisalotraankanjon'i afirika izay nomen'i kadAffY azy dia satria mitady vola ny filoha hajaina mba hampadrosoana ny malagasy.
Tsy betsaka ange no angatahina aminareo any andilam-bato e: 2.500 ErO na 3.000 dolara isaky ny gasy fotsiny ary isantaona dia efa ampy.
Sahia manao dingana lehibe hoy ny filoha hajaina Ravalomanana.
ARY: Eto no ahitAna iza marina no tena miaraka @ filoha hajaina na koa iza no manolotra vato mafAna azy.
Ho arosoko eto ny kaontiko atsy @ BFV/SG ato ho ato mba handrotsahan'ireo izay menamenatra ny vola ambanin'ny 300 ErO na 400 Dolara. Matokia nareo fa ho tonga ao @ faOndAsiON Ravalomanana ireo volanareo ireo satria fantako ireo olona mikirakira azy io.
Hoan'ireo menamenatra no nanaovako an'io fa tsy ho akory te hanodinkodina an.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

6. karavasy
(
10/08/2008 09:56)
Ho tanteraka anie ny fAOndAsiON KIROPAIMBE ahazoana mameno kitapom-bola hanaovana solonify. :-D :-D :-D