valin'ny "japonais"

1. Zozoro ( 06/08/2008 08:55)
Ny valin'ny minijupe amin'ny teny japonais dia izao:
RADUKUTAKAMATé,
raha vakiana amin'ny teny frantsay dia hoe:
ras du cul t'as qu'à mater.
Amin'ny teny gasy dia efa fantatrareo.
Tsy nisy nahita aloha ê! : :(

Raha mbola mazoto ianareo dia ity misy anakiray:
Inona no dikan'ny" DESHABILLE TOI" amin'ny teny japonais. Mora kely
novalian'i Kapistra ny 12/08/2008 16:00
2. ainaheri ( 06/08/2008 09:45)
Fa maninona no manokatra dinika entina hamaliana azy,fa tsy valiana manaraka ilay dinika nosokafanao t@ voalohany ihany? Itovizana kou ilay hatsikana lelo,mamoaka ny valiny d manokatra dinika...Tsy azoko :roll: :roll: :D
3. Zozoro ( 06/08/2008 11:23)
Marina tokoa izany lazainao izany. Miala tsiny re ê! amin'ny manaraka dia hatao amin'io lazainao io. Misaotra amin'ny toro hevitra ê!
4. SHOAN ( 06/08/2008 12:38)
an an diso zany fa sakaféfésy no izy é !
:}
5. Kapistra ( 06/08/2008 15:59)
Zozoro:
Inona no dikan'ny" DESHABILLE TOI" amin'ny teny japonais. Mora kely

deshabille toi =fukunuge.
Miseho mahay teny japoney ity zozoro ity a!.
Ity indray ary misy teny japoney mba adikao amin'ny teny malagasy.
karakutemazuionnako.
6. Zozoro ( 07/08/2008 09:39)
Kapistra:

Zozoro:
Inona no dikan'ny" DESHABILLE TOI" amin'ny teny japonais. Mora kely

deshabille toi =fukunuge.
Miseho mahay teny japoney ity zozoro ity a!.
Ity indray ary misy teny japoney mba adikao amin'ny teny malagasy.
karakutemazuionnako.

Ny dikan'ny DESHABILLE TOI dia :
TAKATOUKITé na t'as qu'à tout quitter
Tsy mahay teny japonais aho akory Kapistra na ny iray aza fa vinavina hoe angamba izany no fiteny azy amin'ny teny japonais. Ny sakaféfésse lazain'i SHOAN dia culototte na slip
Dia tsy haiko aloha ny dikan'ny karatemazuinnako sa hoe : ka raha tena zoinako !!! izany ve sa inona ??? tena tsy haiko io fa mba lazao kely
7. Kapistra ( 07/08/2008 16:57)
zozoro>karakutemazuionnako.Ny dikan'io dia hoe sipakely masiaka.
8. Zozoro ( 07/08/2008 18:45)
Kapistra:

zozoro>karakutemazuionnako.Ny dikan'io dia hoe sipakely masiaka.

Kapistra kosa ê ! Tsy misy dikany io lazainao io, tsy misy hifandraisany.
9. Kapistra ( 08/08/2008 05:53)
Zozoro>
f'angaha hainao ny dikan'io ????no mahatonga anao hilaza hoe tsy misy dikany.
Andraso fa tsinjaraiko raha tsy hainao.
Karai=masiaka @ teny jap
mazui=mahasosotra
Onna=vehivavy
ko=ankizy
"karatemazuinnako "Ka raha tena zoinako 'zany ny dikany dia hoe sipakely mahasosotra fa masiaka.
Ary kay ve ndriako vaiavy e!
Ity indray ary misy iray sady farany.
Mahazo kadô siripirizy raha mahay ndriako.Ny hafa koa mahazo mandray anjara a!
namaniku ya udetamago. Teny jap adika teny malagasy ihany io.
10. Zozoro ( 08/08/2008 08:41)

namaniku ya udetamago = namako izany io dia tamana ( izany ve ?

:^) :^) :^) )
11. Kapistra ( 09/08/2008 06:25)
hoy i zozoro :namaniku ya udetamago = namako izany io dia tamana ( izany ve ?
Saika marina ,
Ny tena valiny dia izao resaka sakafo ilay izy.
namaniku=hena manta
udetamago=atody masaka apotsitra.
namaniku ya udetamago=hena manta sy atody masaka.
tsy azonao ilay kadô siripirizy.Na izany aza dia mahazo

:-* :-*ihany ianao tamin'ny fandraisana anjara.
12. Zozoro ( 09/08/2008 09:43)

Tena teny japonais ve izany no ataon'i Kapistra? Ny ataoko dia tsy teny japonais akory fa mba atao dika vilana hampihomehy fotsiny, alaina sary an-tsaina be accents ny tenin-drizareo dia mamorona fotsiny nefa misy dikany ihany ka !!! misaotra tamin'ny (':*')
13. Kapistra ( 09/08/2008 09:58)
Zozoro>
tena teny japoney io ka!
sady natao hampihomehy koa e!io sakafo atody apotsitra io mantsy spésialitén'ilay sipakely izay :-D :-D :-D
14. Zozoro ( 09/08/2008 19:36)
Kapistra:

Zozoro>
tena teny japoney io ka!
sady natao hampihomehy koa e!io sakafo atody apotsitra io mantsy spésialitén'ilay sipakely izay :-D :-D :-D

Mba hafa kely tokoa izany atody potsirina izany (':-D') ny atody vakiana no fantaro(mamaky atody) dia mazotoa homana ary ianareo sy ra sipakely ê! Matsiro ve ilay. Dia matsiro ve ilay namaniku ya adetamago?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. Kapistra ( 10/08/2008 19:42)
zozoro:
mazotoa homana ary ianareo sy ra sipakely ê

Sakafo narosondra sipakely ho ahy io ka!
Atody apotsitra sy saobakaka hono+sakay masiakabe. :-D :-D :-D
Tena tsy ahavoazako ilay izy.Raha mazoto hihinana ianao dia ho prezanteko aminy.
16. Zozoro ( 11/08/2008 15:35)
Ka i Kapistra aza milaza fa toa tsy mahavoa ilay namaniku ya udetamango, ka maika ve fa izaho, indrindra fa lazainao hoe: masiaka be.javascript:emoticon(':cry:') Aleoko ihany hena sy vary ka ! ro mazava ( RUMAZAVA en japonais) Saobakaka misy sira sy poivre indray dia tiko. (':P')
17. Kapistra ( 12/08/2008 16:00)
Ny tena marina 'zany zozoro dia fady anay ilay saobakaka a!
Mety ho tianao izany ito menu ito fa
misy sira sy poivre arak'io voalazanao io ilay izy.
http://www.ocool.be/fr/producten.asp?id=48&f=3
Ilay namaniku indray dia efa nanandrana aho fa tsara ilay izy ampiarahana amin'ilay saosy.@ voa1 aloha ohatran'ny hafahafa fa rehefa zatra dia tsara ihany ilay izy sady mahasalama.Sashimi no fiantsoandrizareo ireny sakafo mantamanta ireny.
http://blogs.timesunion.com/tablehopping/wp-content/uploads/2007/09/sashimi.jpg
http://dinner.files.wordpress.com/2007/07/new_sashimi.jpg
Dia mazotoa homana ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5545