Tsy miteraka

1. nikah ( 02/08/2008 07:22)
S.O.S. Sao mba misy azonareo anampiana.
Manana namana izay aho,tsy mety mahazo zaza hatr@ zao,vao avy nodidina fibrum efa ho 3 taona zao,ilay dokotera anefa t@ izy avy nodidina dia nilaza fa possible ny mbola hiterahany.Hatr@ zao anefa dia tsy mety mahazo zaza mihitsy ilay namako io,efa natao daholo ny karazana traitement rehetra na tany @ hopitaly na reninjaza eny fa na hatrany @ fivavahana aza.Vao haingana in-1 dia nilaza ilay dokotera tao @ girard fa tsentsina in-1 hono ny tompe ka izany no tsy ahazoany zaza mihitsy.
ka sao mba misy manana torohevitra ,na mahafantatra professeur tena mahay fa dia efa tena lany volabe etsy sy eroa nefa tsy misy vokany .
Misaotra mialoha
2. ni81 ( 02/08/2008 07:27)
Misy Dr izay atao hoe RAFARANOME gynécologue ao Antananarivo ao fa tsy tsaroako na eny Antaninandro no misy azy io na aiza fa andraso hamariniko @ ilay namako fa tsy azoko @ phone izy raha tsy @ Alatsinainy.
3. nikah ( 02/08/2008 08:57)
Tena mba mila izay aky za ry ni81 raha azonao ny numero dia tena tsara.Misaotra mialoha.Fa tena mahay ann!
4. ni81 ( 02/08/2008 09:45)
Mahay aloha no filazan'ireo olona nandeha tao aminy e! satria ilay namanay iray izay efa taona maromaro no nisy olana momba ny fiterahana dia nilamina soamantsara ary nahazo zaza izy.
5. yonikafopl ( 02/08/2008 10:19)
Misy Gynecologue namako niara-nianatra tamiko zay,toa efa mba maro ihany ny vhv tsy niteraka notsaboiny dia avy eo nahazo zaza, ka so mba mahasoa ilay namanao.
Dr Nathanaela 0331127744 , toa efa tsy ao Tana intsony izy fa any am province hono fa antsoy ihany.
6. haritianah ( 02/08/2008 14:06)


Misy Gyneco Dr José RANDRIANAVONY koa @ clinique Anosibé en face ravoangy andrianavalona ny clinique ny dé mandray koa izy @ cabinet ny ao Antsakaviro. Tél 03204 86179 na 22 387 77 na 033 11 223 38
adresse lot II M 99 D Antsakaviro.
Tsara ao @ cabinet ny no maka RDV dé aveo izy ihany no manao ny traitement any @ clinic anosybe.
Tao @ Polyclinique Ilafy izy teo alou.Manana apareil mikarakara vhv efa mitovy amin'ny ety ivelany.
7. hery ( 03/08/2008 08:04)
Ny olona misy fibrome aloha dia afaka miteraka ihany raha toa ka tsy mibahana ny fitoerana na fitombon'ny zaza ilay izy. Raha ohatra ka mitombona hoe ny trompe mihitsy no tsentsina, dia ny trompe roa, dia tsy hisy zaza hipetraka mihitsy raha tsy esorina indray ilay fibrome.

Tokony jerena @ fitaovana hary fomba tsara hoe aiza marina ilay fibrome no mibahana.
8. haritianah ( 03/08/2008 20:56)
raha ny fahatsetsemany trompe dia misy solution betsaka azon'ny gyneco atao, apanarahany traitement pdt 3 na 6mois eo arakaraky ny fahitany azy @ fanaovana radio ny trompe.Manatona fotsiny gyneco efa fantatra fa mahay dia izy no manoro anao @ ny hatao anao.
betsaka ny avy didina fibrom no mbola afaka miteraka tsara, ary misy ny manao traitement kely alou.
Mirary soa é!
9. kalasnou ( 03/08/2008 21:32)
tena marina ny zavatra tenin'i dokotera izany hoe: tsentsina ny trompe,satria ny ovulation (izany hoe: ny période maha-bevohoka) dia eo @ trompe no tena andalovany ka raha boucher ny trompe dia tsy mety hifanepaka mihitsy @ spermatozoïde ny ovule dia tsy ho hitsy atody (oeuf) ho vanona mihitsy ary tsy ho hisy "nidation" mihitsy.
matetika ny mahatonga ny "trompe" ho boucher dia avy @ ireo MST toy ny
chlamidya, blennoragie, surtout ny chlamidya satria mamitaka be ilay izy, satria tsy fantatrao hoe misy ianao ilay aretina ianao raha tsy manao frottis hijerena azy, satria ny ankamaroan'i vehivavy dia mampifangaro an'ilay aretina @ "perte blanche" surtout ny ankizy any madagascar satria vitsy ny manao bilan isan-taona.
ny solution afaka homena ny mi-déboucher ny trompe, fa opération mazana raha misy complication
10. haritianah ( 04/08/2008 14:18)
kalasou, ts ireo lazainao ireo ihany fa refa mikroba ts afaka tsara ao anatiny vhv dia miteraka fahatsetsemana dolo, anisany ireo, mbola maro ny mikroba(gonocoque,tricomonis vaginale,champignon,sns...).
Makanesa @ gyneco ianao fa misy dégrény io fahatsetsemany trompe io, misy ny mbola azo soufléna, misy anefa ts mety atao an'io dia atao @ apareil coeulescopie(lafo io fa efa misy manana ao tana) rehefa ts voavahan'ireo dia ts mety intsony ny hanana zaza naturel avy @ trompe dia ts maints miditra manao insemination artificiel(mbola vita aty mada io) ts possible @ io dia ts maints mivoaka any ivelany manao FIV (Fecondation In Vitro).
11. kelly13 ( 04/08/2008 15:06)
tohizako eto fa ra oul efa bevoka (7SA) ka voan'ny toxoplasmose, d inona no mety ho vokany? miala tsiny @ i nikah, fa za mantsy mpi-jappy train :°)
12. bazylou ( 04/08/2008 23:15)
ie izahokoa gynecologue !!! tongava aty ary hotsaboiko e!! :-D :-D :-D
13. Lejoba ( 06/08/2008 14:32)
Ankoatry ny torohevitra efa nomen'ny namana, izay zava-dehibe tokoa toy ny manatona spécialiste dia misy fitandremana tsara ho fantatry ny couple.
Saro-pady be ny kibon'ny vhvv ary misy tena sensible mihitsy. Ankoatry ny hygiène corporelle mahazatra dia misy "fady" mety tsy mbola nisy nilaza taminao, asa raha ho sahinao tantaraina ilay namanao. Anisan'izany ny tsy azo atao ny manao firaisana mandritry ny règles (explication tech : processus de nettoyage ny règle koa izay corps tafiditra ao dia avoakan'ny utérus miaraka @ ilay mandeha iny, koa raha @ iny no mankany ny sperme dia lasa mi-créer anti-corps ny vatana dia rejeter-ny foana @ izay iny isaky ny tonga ao na ivelan'ny règle aza). Manaraka fadio ny sodomie satria mitondra loto tsy voadion-tsavony any anatiny any. Ankoatrizay, ny douche vaginale koa manimba flore ka tsy mahatohitra microbe intsony ny ao anatiny ao dia manjaka ny aretina smhf.
Fa na tsentsina aza ny trompe, raha gynéco mahay dia mbola misy azo atao ihany fa ataovy haingana.
Ary farany : évite d'en faire un obsession. Tsy sanatria manenji-dresy fa arakaraky ny tsy ahazoana zaza dia vao mainka mi-panique ilay vhvv nefa ny stresss koa vao mainka tsy mampiteraka (mahatonga ny vehivavy gasy aty andafy betsaka tsy miteraka na maniry zaza mafy aza, donainan'ny fiainana).
Amboary aloha ny sainy hoe mitsabo tena fotsiny aloha. Matetika rehefa avy opérer-na dia mipetraka ho azy ilay zaza.
Dia hoy ny gasy hoe izay mahasoa ataon'Andriamanitra fa ento am-bavaka :D :D
14. nikah ( 06/08/2008 15:36)
Misaotra be diabe anareo zay namaly synanome sosokevitra,indrindra t@ reo numero tel fa dia handeha handramana in-1 reo olona ireo. :-* :-* :-*
Misaotra indrindra ee !
15. niryna ( 25/08/2008 02:08)
Lejoba:


Dia hoy ny gasy hoe izay mahasoa ataon'Andriamanitra fa ento am-bavaka :D :D
=D
misaotra anao sy ireo namana rehetra koa aho nanampy ny namana.
Tsara ho fantatra fa marobe no mety mahatonga ny olona mety tsy hiteraka.
Teneniko eto fotsiny izay mba fantatro sao mba manampy ny namana rehetra sy ny hafa.
Ho an'ny rehetra izay mbola te hiteraka ity an.
Ny vehivavy dia tena saro-pady sy mety hisy fiantraikany koa ny zavatra atao na manaonaoa foana ohatra na koa hoe mihinana fanafody tsy mampiteraka ,dia efa misy fiantraikany.
Nisy vehivavy izay nilaza izy fa nihinana fanafody tsy mampiteraka ka rehefa nanadino tsy nihinana izy dia toa tsy bevohoka mihitsy,efa no roa taona angamba hono izy no tsy nihinana intsony dia tsy mety ho bevohoka foana.Tsy fantatro intsony izay fiafarany taty aoriana aloha .
Na izany aza ,mety tsy miteraka mihitsy izy na ilay fanafody no tsy nampiteraka azy.

Ao koa ny olona izay nikitikitihany ny tranon-janany taloha ka mety nanala zaza ary dia voakitika ilay tranon-jaza dia tsy mety miteraka intsony koa.
Misy koa ny fihinanana fanafody tsy mampiteraka ka mbola tsy feno herintaona akory izy no tokony hanadio ilay tranon-janany dia mijanona tsy mihinana ilay fanafody ary tonga dia milaza fa mitady zaza sahady ,mety ho hisy fiantraikany io ,mety ho sampona ilay zaza na ireny zaza meda saina ireny na misy kambo maro ny tongony na ny tanany na maro e.

Nisy tantara nitranga ity :nisy tovovavy bevohoka dia tsy fantatra izay nataony fa feno ra teo am-pandriana ary fatiny sisa no teo am-pandriana rehefa niditra ny mpiara-mianatra niray trano azy...

Nisy koa ankizy toa nodakan'ny dadany hono ny kibony rehefa nalazan'ny zokiny izy fa nandeha nijery cinema niaraka tamin'ny sipany ary dia tezitra hono ny rainy dia notsahiny ny kibony rehefa teo am-pandriana natory iny izy. Ilay vehivavy ve no tsy miteraka sa ny kibony nitsahin'ilay rainy no tsy nampiteraka azy ? tsy fantatra koa.

Nisy vehivavy iray izay ,fotoana 60mn fotsiny no maha -fecondee azy rehefa nataon'ny dokotera ny analyze rehetra ary tena lany vola be ry zareo nanao fitsaboana sy niaraka ny calcul rehetra nataon'ilay dokotera ary dia niteraka lahy izy mivady dia izay ihany.

Nisy olona tsy niteraka izy mivady(tsara ho fantatra izany fa tsy ny vehivavy ihany no mety tsy miteraka fa ny lahy koa a) rehefa natao ny fandinihan'ny dokotera dia ilay rangahy no tsy niteraka ary dia nanampan-kevitra ry zareo fa ny rahalahiny no hivady aminy mba tsy ho very ny taranaka ,ndry..
Toa samy nanao mamo hono izy roa ary niaraka izy telo( izy mivady sy ilay rahalahiny),tsy nahomby ilay izy noho ny henatra hono angaha izany.
Niverina fanindroany izy mihoatra ary dia niteraka lahy kely ry zareo dia izay ihany fa tsy nitohy intsony ilay fiarahana
Misy toerana efa manao fikarohana ho an'ireny olona tsy miteraka ireny ary misy efa fantatry ny dokotera fa tsy miteraka izy raha tsy izao no atao ohatra ..ilay ampidirina any aminy ny tsironaina (sperms) ,na mividy izany araka ny karazana olona tiany(fotsy ,maintsy,sinoa ,karana,amerikana sns) .io indray dia miteraka kambana ka hatramin'ny valo no isan'ny zaza aterany ( tsy fantatra hoe firy na firy a raha tsy aty aoriana .
Nisy olona mpivady izay koa tamin'ny fahatanorany dia nilaza izy fa mbola tsy te hiteraka fa hanao fiainana aloha hono ,rehefa nitombo ny fotoana ka te hiteraka amin'izay izy mivady dia tsy niteraka intsony ka nanangan-janaka maro izy ireo.

Nisy ramatoa indray izay tsy niteraka izy ary raha sendra nanaraka ireny convention ireny izy raha sendra niantso ilay mpitandrina hoe mankanesa aty hianareo izay manana olana amin'ny fiainana mba hivavahana ! dia nanatona ity ramatoa.Tsy kivy izy fa tena nanana finoana ary dia niteraka vavy,io
zanany io izao dia miaraka mitoriteny amin'ny reniny noho ny fahasoavana nomen'Atra azy ireo sy fijoroan'ny vavolombelona ary noho ny hiraka nampanaovin'Atra ny reniny...Dia izay ihany koa ny zanany.

Izay zavatra rehetra amin'ny fiainantsika izany dia araho fivavahana ary mandehana amin'ireny fiangonana mametra-tanana ireny na mampiasa ireny menaka fitsofana rano(anointed oil) ireny ,ao anaty baiboly io ,fa tsy rano voahasina a..
Izany akory tsy manakana ny fitsaboana a,eny mivavaka an'ilay dokotera mpitsabo koa aza adino mba omen'Atra saina sy hery izy hanampy.

Toy ny fiainana rehetra io ,misy olona tsy manambady na tsy tia manambady,misy olona tia miteraka na te hiteraka kanefa tsy omeny omen'Atra zanaka satria mety iny olona iny ohatra no ampiasainy hanampy ireo zanaky ny fianakaviana mahantra sy ireny kamboty nilaozan'ny rainy na reniny ireny..
Mivavaha koa raha omeny zaza izany isika dia izay no lahatra raha tsy omeny kosa dia aza kivy fa misy zavatra tiany ampiasainy antsika koa ao ary mihoatra lavitra noho ireny reny sahirana mitaiza ny zanany ireny mihitsy aza .
misaotra antsika namaky ny hafatro,mety ho HS kely fa azafady

(l) niryna
16. tsiambaratelo ( 22/09/2008 19:38)
Lejoba:
Ankoatry ny torohevitra efa nomen\'ny namana, izay zava-dehibe tokoa toy ny manatona spécialiste dia misy fitandremana tsara ho fantatry ny couple. Saro-pady be ny kibon\'ny vhvv ary misy tena sensible mihitsy. Ankoatry ny hygiène corporelle mahazatra dia misy \"fady\" mety tsy mbola nisy nilaza taminao, asa raha ho sahinao tantaraina ilay namanao. Anisan\'izany ny tsy azo atao ny manao firaisana mandritry ny règles (explication tech : processus de nettoyage ny règle koa izay corps tafiditra ao dia avoakan\'ny utérus miaraka @ ilay mandeha iny, koa raha @ iny no mankany ny sperme dia lasa mi-créer anti-corps ny vatana dia rejeter-ny foana @ izay iny isaky ny tonga ao na ivelan\'ny règle aza). Manaraka fadio ny sodomie satria mitondra loto tsy voadion-tsavony any anatiny any. Ankoatrizay, ny douche vaginale koa manimba flore ka tsy mahatohitra microbe intsony ny ao anatiny ao dia manjaka ny aretina smhf. Fa na tsentsina aza ny trompe, raha gynéco mahay dia mbola misy azo atao ihany fa ataovy haingana. Ary farany : évite d\'en faire un obsession. Tsy sanatria manenji-dresy fa arakaraky ny tsy ahazoana zaza dia vao mainka mi-panique ilay vhvv nefa ny stresss koa vao mainka tsy mampiteraka (mahatonga ny vehivavy gasy aty andafy betsaka tsy miteraka na maniry zaza mafy aza, donainan\'ny fiainana). Amboary aloha ny sainy hoe mitsabo tena fotsiny aloha. Matetika rehefa avy opérer-na dia mipetraka ho azy ilay zaza. Dia hoy ny gasy hoe izay mahasoa ataon\'Andriamanitra fa ento am-bavaka :D :D
Hoatrany anilay namana nolazaiko @lhvt ary ambany,tena tsy mety mipetraka lay zaza ,2semaines à 8semaines de lasa foana!Nasianilay mpitsabo nitsindrona calcium 4jours wé izy,gaga aho wé inn no idirany calcium @tsy fahazahoana zaza:D
17. tsiambaratelo ( 22/09/2008 19:47)
niryna:

Lejoba:


Dia hoy ny gasy hoe izay mahasoa ataon'Andriamanitra fa ento am-bavaka :D :D
=D
misaotra anao sy ireo namana rehetra koa aho nanampy ny namana.
Tsara ho fantatra fa marobe no mety mahatonga ny olona mety tsy hiteraka.
Teneniko eto fotsiny izay mba fantatro sao mba manampy ny namana rehetra sy ny hafa.
Ho an'ny rehetra izay mbola te hiteraka ity an.
Ny vehivavy dia tena saro-pady sy mety hisy fiantraikany koa ny zavatra atao na manaonaoa foana ohatra na koa hoe mihinana fanafody tsy mampiteraka ,dia efa misy fiantraikany.
Nisy vehivavy izay nilaza izy fa nihinana fanafody tsy mampiteraka ka rehefa nanadino tsy nihinana izy dia toa tsy bevohoka mihitsy,efa no roa taona angamba hono izy no tsy nihinana intsony dia tsy mety ho bevohoka foana.Tsy fantatro intsony izay fiafarany taty aoriana aloha .
Na izany aza ,mety tsy miteraka mihitsy izy na ilay fanafody no tsy nampiteraka azy.

Ao koa ny olona izay nikitikitihany ny tranon-janany taloha ka mety nanala zaza ary dia voakitika ilay tranon-jaza dia tsy mety miteraka intsony koa.
Misy koa ny fihinanana fanafody tsy mampiteraka ka mbola tsy feno herintaona akory izy no tokony hanadio ilay tranon-janany dia mijanona tsy mihinana ilay fanafody ary tonga dia milaza fa mitady zaza sahady ,mety ho hisy fiantraikany io ,mety ho sampona ilay zaza na ireny zaza meda saina ireny na misy kambo maro ny tongony na ny tanany na maro e.

Nisy tantara nitranga ity :nisy tovovavy bevohoka dia tsy fantatra izay nataony fa feno ra teo am-pandriana ary fatiny sisa no teo am-pandriana rehefa niditra ny mpiara-mianatra niray trano azy...

Nisy koa ankizy toa nodakan'ny dadany hono ny kibony rehefa nalazan'ny zokiny izy fa nandeha nijery cinema niaraka tamin'ny sipany ary dia tezitra hono ny rainy dia notsahiny ny kibony rehefa teo am-pandriana natory iny izy. Ilay vehivavy ve no tsy miteraka sa ny kibony nitsahin'ilay rainy no tsy nampiteraka azy ? tsy fantatra koa.

Nisy vehivavy iray izay ,fotoana 60mn fotsiny no maha -fecondee azy rehefa nataon'ny dokotera ny analyze rehetra ary tena lany vola be ry zareo nanao fitsaboana sy niaraka ny calcul rehetra nataon'ilay dokotera ary dia niteraka lahy izy mivady dia izay ihany.

Nisy olona tsy niteraka izy mivady(tsara ho fantatra izany fa tsy ny vehivavy ihany no mety tsy miteraka fa ny lahy koa a) rehefa natao ny fandinihan'ny dokotera dia ilay rangahy no tsy niteraka ary dia nanampan-kevitra ry zareo fa ny rahalahiny no hivady aminy mba tsy ho very ny taranaka ,ndry..
Toa samy nanao mamo hono izy roa ary niaraka izy telo( izy mivady sy ilay rahalahiny),tsy nahomby ilay izy noho ny henatra hono angaha izany.
Niverina fanindroany izy mihoatra ary dia niteraka lahy kely ry zareo dia izay ihany fa tsy nitohy intsony ilay fiarahana
Misy toerana efa manao fikarohana ho an'ireny olona tsy miteraka ireny ary misy efa fantatry ny dokotera fa tsy miteraka izy raha tsy izao no atao ohatra ..ilay ampidirina any aminy ny tsironaina (sperms) ,na mividy izany araka ny karazana olona tiany(fotsy ,maintsy,sinoa ,karana,amerikana sns) .io indray dia miteraka kambana ka hatramin'ny valo no isan'ny zaza aterany ( tsy fantatra hoe firy na firy a raha tsy aty aoriana .
Nisy olona mpivady izay koa tamin'ny fahatanorany dia nilaza izy fa mbola tsy te hiteraka fa hanao fiainana aloha hono ,rehefa nitombo ny fotoana ka te hiteraka amin'izay izy mivady dia tsy niteraka intsony ka nanangan-janaka maro izy ireo.

Nisy ramatoa indray izay tsy niteraka izy ary raha sendra nanaraka ireny convention ireny izy raha sendra niantso ilay mpitandrina hoe mankanesa aty hianareo izay manana olana amin'ny fiainana mba hivavahana ! dia nanatona ity ramatoa.Tsy kivy izy fa tena nanana finoana ary dia niteraka vavy,io
zanany io izao dia miaraka mitoriteny amin'ny reniny noho ny fahasoavana nomen'Atra azy ireo sy fijoroan'ny vavolombelona ary noho ny hiraka nampanaovin'Atra ny reniny...Dia izay ihany koa ny zanany.

Izay zavatra rehetra amin'ny fiainantsika izany dia araho fivavahana ary mandehana amin'ireny fiangonana mametra-tanana ireny na mampiasa ireny menaka fitsofana rano(anointed oil) ireny ,ao anaty baiboly io ,fa tsy rano voahasina a..
Izany akory tsy manakana ny fitsaboana a,eny mivavaka an'ilay dokotera mpitsabo koa aza adino mba omen'Atra saina sy hery izy hanampy.

Toy ny fiainana rehetra io ,misy olona tsy manambady na tsy tia manambady,misy olona tia miteraka na te hiteraka kanefa tsy omeny omen'Atra zanaka satria mety iny olona iny ohatra no ampiasainy hanampy ireo zanaky ny fianakaviana mahantra sy ireny kamboty nilaozan'ny rainy na reniny ireny..
Mivavaha koa raha omeny zaza izany isika dia izay no lahatra raha tsy omeny kosa dia aza kivy fa misy zavatra tiany ampiasainy antsika koa ao ary mihoatra lavitra noho ireny reny sahirana mitaiza ny zanany ireny mihitsy aza .
misaotra antsika namaky ny hafatro,mety ho HS kely fa azafady

(l) niryna



Mba lalina kou le ray,mandaka na manitsaka ny kibony zanany vavy izany :-w
18. juliechaida058 ( 07/11/2015 11:46)

nikah:

S.O.S. Sao mba misy azonareo anampiana.
Manana namana izay aho,tsy mety mahazo zaza hatr@ zao,vao avy nodidina fibrum efa ho 3 taona zao,ilay dokotera anefa t@ izy avy nodidina dia nilaza fa possible ny mbola hiterahany.Hatr@ zao anefa dia tsy mety mahazo zaza mihitsy ilay namako io,efa natao daholo ny karazana traitement rehetra na tany @ hopitaly na reninjaza eny fa na hatrany @ fivavahana aza.Vao haingana in-1 dia nilaza ilay dokotera tao @ girard fa tsentsina in-1 hono ny tompe ka izany no tsy ahazoany zaza mihitsy.
ka sao mba misy manana torohevitra ,na mahafantatra professeur tena mahay fa dia efa tena lany volabe etsy sy eroa nefa tsy misy vokany .
Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.195