Voatora-bato indray ny filohan ny FJKM
1. xxx
(
31/07/2008 19:01)
Araka ny vaovao hita dia mbola voatora-bato indray ny filohan ny repôblika sy FJKM dia Atoa RAVALOMANANA MARC tao ANTSIRABE !Araka ny voalaza dia tovolahy marary saina izy ity.Ny zavatra mahagàga dia fanindroany izy izao voatorabato izao ,ary samy olona tsy salàma saina avokoa!
Ny fanontaniana mipetraka dia hoe na ny adàla aza ve efa manomboka tsy mahazoazo intsony an ingahy rainy intsony?
Mbà maro ihany izay filoha izay nanomboka t@ TSIRANANA ankoatran i tpkl RATSIMANDRAVA izay nisy nitifitra ,no tsy nisy nitorabato !
sa ity izany ilay hoe IZAY TSY NANOTA TAMINAREO NO AOKA HITORA BATO AZY! :idea:

novalian'i karavasy ny 12/08/2008 09:09
2. rakaroka
(
31/07/2008 19:21)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) Aiiiy, raha tsy 'zany kosa tsy fantatra hoe "iza aza no tsy nanota" izany koh :-P :-D
3. bazylou
(
31/07/2008 21:58)
mba vato aza fa tsy bombe , :-D :-D :-D :-D , tongava ihany any vakna e!! :-D :-D
4. kidoropamba
(
01/08/2008 09:29)
Kalamina fotsiny fa sinema anay io. Ireo mpanao gazety gasy no mandainga sy tia miteniteny fahatany fa tsy misy zavatra marina io.
Ny garAdikAORO nifanipy mofo dipAina io ka tsy nahay nitoraka ny iray dia latsaka t@ fiaran'i filoha hajaina.
Efa fomban'ireo garidakAoro ny tsy mijanona @ toerana iray misakafo fa eny ambony fiara fotsiny no mikaly (matianina ireo e). Ka raha vao nanipy ny mofo dipAina misy dobEra t@ namany anankiray i "J" (tsy tononiko ny anarany) dia tsy azony ilay mofo ka latsaka t@ biliNdE an'i filoha hajaina Ravalomanana. Dia io lazain'ny mpanao gazety fa hoe nisy nitoraka indray e. tsssss!
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^

5. tsimati
(
01/08/2008 14:37)
F'angaha manomboka amin'ny tsy fahazoan'ny adala izy ty ? Tena resake marina ka dia samy mifanala eto. Dia tongava soa ary ho lasa prezida kidoropamba ary Pray ministra lefitra i bazylou satria efa lasan'i badboy ny iray. :-D :-D :-D
6. kidoropamba
(
01/08/2008 15:27)
Nareo ve mihevitra fa mba azo hitokisana ireny lazaina isan'andro fa hoe "tora-bato" nahazo an'i filoha hajaina?
PirezidA tena efa tsy misy ilAna azy ary tena fAikany izany filoha ka misy adala tia mitoraka fiarany izany.
Tsy ny filoha hajaina Ravalomanana mihitsy no tahaka izany. Resaky ny mpanao gazety te hivarotra gazety satria maty noana izany.
Tafita Isika Malagasy
Dera sy laza hoan'i filoha hajaina Ravalomanana ^:^

7. nikah
(
02/08/2008 08:35)
Mbola ho avy aminy ny bombe ry bazylou raha mbola mitohy io ataony io fa ho hitatsika eo moa e! Aleo hitonatonana any vakina any ihany.Mba vato aza fa tsy tain'omby :-D :-D :-D
8. tsimati
(
02/08/2008 18:51)
Olona madio fisainana no miresaka bombe izay mbola tsy nisy tamin'ny tantaran'ny Gasy an ?
9. nikah
(
05/08/2008 11:54)
Tsy mbola nisy t@ tantaran'ny gasy ahoana ny bombe ???Fa aiza ary nareo zany ry tsimati.Ny bombe in-1 dia efa nisy fa ny tanjaky ny bombe no tsy mitovy.Fainona kay no filaza tony lakrimozena,fa tsy bombe lakrimozena,sa vato natoraky ny adala in-1 ?????Fa inona no naneporana ny mpianatra teny Ankatso t@ fotoana'androny raha mba nitaky ny zony ireo mpianatra,tsy bombe lakrimozena ???Fa ny an' Ravalo mety tsy dia sahaza azy loatra ireny fa bas qualité, ka tsy mendrika,fa ilay ambonimbony sy matanjatanjaka ireny no sahaza azy.Ireny 400 na 500 TNT ireny kosa e!
10. kabota
(
12/08/2008 06:59)
tsy ilaina ho filoha intsony Pst Lala satria tsy nahavita memoire izy io anontanio ange Pst Voahavy izay encadreurany
Tsy miavaka ny raharaham-panjakana sy ny raharaham-piangonana ka aleo olona manana hazon-damosina
Tsy miavaka ny raharaham-panjakana sy ny raharaham-piangonana ka aleo olona manana hazon-damosina