foza orana

1. missel ( 29/07/2008 07:34)
mba alefao aty amiko
2. xxx ( 29/07/2008 09:40)
[Ny foza] dia biby kely izay any anaty rano no misy azy sady zay izy dia mitsetsitrany zavatra any anaty rano no fotontsakafony.
[ny orana] ndray dia latsaka avy any @abakabaka dia ilaintsika olo velona eto an-tany Izany hoe ny |ny foza orana] zany raha adika @teny mazava tsara dia biby voajanahary natokana hihinana ny zavatra maloto any anaty rano
Ary dia diso ilay hevitra hoe ny cox dia nantsoina hoe FOZA ORANO diso satria izy ireny dia mitady vola fa tsy mitsetsitra ny anaty zavatra maloto any anaty rano
fa raha marina izany fiantsoana izany dia zavatra maloto izany ny olo mividy an-dreny cox irany na koa hoe mpivarotena.
3. Lejoba ( 29/07/2008 11:01)
ty xxx ity tena tssssssssssssssss. X marina :evil: =))
4. ainaheri ( 30/07/2008 05:04)
hira ve zany sa inn e??
5. rabilabila ( 30/07/2008 06:00)
Diso be i xxx fa ilay ataon'ny Malagasy hoe " foza orana" amin'izao fotoana izao dia finday mora vidy ,ary mamono ara-barotra ireo finday hafa ,nefa tsy maharitra ela akory , na koa tsy lavorary ny fifamoivozana an-taroby.

Heno matetika :" Mety ho tapaka ity communication 'ty fa foza......." dia tapaka tokoa ilay izy ....................

Ny nihaviany dia karazana crustacée" safiotra" nisy nampiditra teto Madagasikara , ary nihinana ny biby maro an-dranomamy ( toa ny trondro fibata taloha ) , ary ny olana aminy koa dia ny firoboroboany hatrany ,ka manimba ny tontolo iainana .

Ny tsy fantatro dia ny hoe nisy namorona hira momba izany. :) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115