ountsss!!
1. bazylou
(
24/07/2008 22:21)
Aza be resaka ho aho. Rehefa tsy mahavita ny fananany dia ny vazaha no hamely azy ary hajainy sy averiny aminao tokoa ny vola lany tamin'ny colonisation e!! :roll: :roll:
novalian'i karavasy ny 25/07/2008 12:40
2. tsimati
(
25/07/2008 03:01)
Misaotra anao nanamafy ny nosoratako izay nankarary fo ny sasany. Rehefa samy nareo mantsy no miteny masina ka tsy mifamely. Nilaza aho hoe "Elita Gasy tsy mahatafavoaka koa ahoana no tsy ho avy ny vazaha, nanambara ihany koa aho hoe sehatra tsy miankina Gasy tsy mivoatra ary kely hery koa ahoana no tsy hiandry sy hitady ny vazaha, niteny ny vehivavy tary @ sehatra hafa fa tsy hamokatra ny lehilahy Gasy ka ahoana ny vehivavy Gasy no tsy hitady vady vazaha, sns sns.
Manambara fa tsy hamokatra ny Gasy amin'ny ankapobeany ka asa na mbola harary fo ihany satria ny akamanareo no manamafy azy ity. dera sy laza ho an'i kidoropamba, bazylou, naughtyboy, badboy izay mandroso mihemotra manao resaka tsy mifanaraka.

3. badboy
(
25/07/2008 06:07)
Fa nakaiza ilay zamerika sy ny hafa nandrandraina fa toa niverina @ naloany ihany??? Hay ve hanaiky ihany tsimati hoe raha tsy frantsay no eo dia tsisy zvtr ho vita!!! :-D :-D :-D :-D
Vive lafrantsa, vive la francophonie, vive tsimati!!
;-) ;-) ;-)
Vive lafrantsa, vive la francophonie, vive tsimati!!
;-) ;-) ;-)
4. tsimati
(
25/07/2008 06:49)
Dia mamangy @ fahoriana fa nihena ny isan'ny Elita Gasy ra-badboy sy bazylou ary kidoropamba a. Zamerika tokoa
5. badboy
(
25/07/2008 08:19)
Ny nodimandry, Herizo RAZAFIMAHALEO, dia niofana tany zamerika sady mpibizina ary koa mpanohatra!!!
Isan'ny fanantenana @ fampiroboroboana ny teny anglisy tao Mkara ny tenany!!
Mirary fihononana ho an'ny ankohonany sy ny antokony!!
Fa ny tantara dia mitohy! Miverina @ taniny ny jiosy ary averina ho an'i César ny anjarany!! Miverina ny frantsay, izay efa teo, mbola eo ary tsy hiala eo!!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la frankofonie, vive tsimati hahita ny firoborbon'ny tenin'i molière !!!
;-) ;-) ;-) ;-)

6. tsimati
(
25/07/2008 08:25)
Anjaranao badboy no mifanazava amin'izay fa dia mirary fionona izahay e ary mipetraka hatrany ny tsy fiadivana vintana amin'akoho e
7. badboy
(
25/07/2008 08:51)
Misaotra manaiky fa tsy tokony hiady vintana @ akoho ny tenanao tsimati!!! :-D :-D :-D :-D
Frantsay no teo, ary io izy fa miverina, ary mbola ho eo!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, vive tsimati hahita ny fitsangan'i Rova @ alalan'ny vola frantsay!!
;-) ;-) ;-)
Frantsay no teo, ary io izy fa miverina, ary mbola ho eo!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, vive tsimati hahita ny fitsangan'i Rova @ alalan'ny vola frantsay!!
;-) ;-) ;-)
8. tsimati
(
25/07/2008 10:27)
Adala angah ? Jereo tsara ny daty fa izaho no nampiasa io fiteny voalohany ka tsy izaho no atoronao ny dikany fa izay voadona any. Lazao koa amin'ny manaraka fa tsy vazah ny Frantsay fa reninin'ny Gasy. :roll: :roll:
9. badboy
(
25/07/2008 11:07)
Nakaiza zamerika nimatimatesan'i tsimati, toa nodiany fanina ny MAP sy ny Rova!!
Vao nandalo anefa ny frantsay tonga de vola be milailay!! Ampiany ny sôsy @ MAP ary mbola homeny vola koa @ Rova!!:-D :-D :-D
Aza miady vintana @ akoho: frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, ho ela velona tsimati hahita ny fahavitan'i Rova @ alalan'ny vola frantsay!!!

10. tsimati
(
25/07/2008 11:28)
Sao marary ry badboy fa tsimati ngah no nikaondoha t@ MAP sa nandray anjara t@'izany ? Diso adiresy ianao fa rehefa samy tsy mahatafavoaka dia tsy maintsy miantehitra amin'ny any amposin'ny hafa ? Omeo ny porofo ary tantero eto hoe tamin'ny oviana tsimati no nanohana sy nanantena zamerika.
Ny tenako ny antenaiko hamelona ny fianakaviako ary mazava ho azy fa ny tenako no voa fa tsy miantehitra amin'iza aho rakolahy.
Ny tenako ny antenaiko hamelona ny fianakaviako ary mazava ho azy fa ny tenako no voa fa tsy miantehitra amin'iza aho rakolahy.
11. xxx
(
25/07/2008 11:39)
Inona indray ity miova hevitra ity rakolahy. Mba assumeo le izy ry tsimati an! tsy misy mahamenatra ange izany zamerika izany e!
Aza marary fo enao e!
vive lafrantsa et vive tsimati hoy i badboy izay.
Aza marary fo enao e!
vive lafrantsa et vive tsimati hoy i badboy izay.
12. badboy
(
25/07/2008 11:40)
Mbola ho avy koa ny frantsay hamtsivola mba hampiakarana ny karaman'i tsimati hamelomany ny fianakaviany!!! :-D :-D :-D :-D
Ka na mangidy ho an'i tsimati aza hoe miverina mahazo laka ndray ny frantsay sy ny teny français dia zay no safidin'ny fitondrana!! Io ihany no safidy tsara indrindra ka dia nataony!
K'aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, ho ela velona tsimati @ fahavitan'ny Rova avy @ vola frantsay ka mba ahafahany mampiseho ny zafiny indray ny kolotsaina malagasy!!

13. karavasy
(
25/07/2008 12:40)
Toa hoe tia hanohy fianarana any Jamerika koa hono badboy fa mody fanina sa ahoana ?