Havana

1. totsy ( 23/07/2008 12:01)
Hatraiza no atao hoe Havana amin'ny Malagasy ????,
2. ainaheri ( 23/07/2008 14:11)
Refa misy patsa :roll:
3. Xp ( 23/07/2008 17:29)
:-D :-D :-D
4. ikaretsaka ( 23/07/2008 17:49)
inona no idiran'ity dinika ity ato @ momban'ny serasera
5. tess ( 23/07/2008 18:30)
zà kou vao saika hanotany hoe misy hidiran'ny momba ny serasera ve ity????? :°)
6. ratonga ( 23/07/2008 18:38)
ka mpihavana daholo ngamba ny eto knou :°) :-D :-D
7. tess ( 23/07/2008 19:09)
fa efa eto ihany lay dinika de aleo hamaly kely!
mbetika tokoa dia hoe havana ihany raha misy patsa
misy vazà izay aza moa aty aminay aty....azo lazaina hoe efa manana ihany ry zareo fa misy vazà nanangana trano propriété be eo akaikinjareo eo dia hoy izy tamiko hoe havanay ireo manangana trano ireo hay aller voir tsy havany akory fa mamono lolo sy mandaijnga fotsiny :-D tsy mifankahalala sy tsy mifampiditra antrano akoryhihihih
8. ni81 ( 23/07/2008 19:27)
Hatraiza no atao hoe Havana amin'ny Malagasy ????,
Isika malagasy dia maro havana. Hatramin'ny zafim-paladian'ny mpirahalahy sy mpirahavavy ny antsika mbola havana foana. Ao koa ny mpifato-drà.
Matetika aza tsy misy rohim-pihavanana akory fa dia mitonona hoe: mpihavana.
Oh: manana namana izay aho, niara nilalao hatramin'ny fahakely izahay roa ary notantarain-dreniny t@ ilay zaza ny fiainanay t@ mbola kely. Dia @ zao fotoana izao ny zanany dia miantso ahy hoe: tatie, dia rehefa miresaka @ namany io zanany io dia hoe: havanay ireny; nefa raha ny marina dia mpinamana fotsiny izaho sy ny reniny fa dia mifankatia tokoa.
9. Veloo ( 23/07/2008 21:27)
ny fantatro dia cousine ny cousine ny cousina nay iny hihihihi any ka any am-parany lasa pihavana daholo ny manondidina :-D :-D
mi-fanpiditra ao daholo e
10. ari.malala ( 25/07/2008 06:32)
ny mpiray fasana kou v mpihavana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2008