Toa te hiala pA ry zareo QMM fa omeny an' MITTAL ny baolina
1. kidoropamba
(
22/07/2008 16:01)
Mitandrema hoa ianao ry filoha hajaina Ravalomanana fa maro ireo manolotra vato mafAna ianao.
Io ary ilay nahiako: Ataon'ireto vahiny siPekilAsion ny tanindrAzan'i gasy. Raha natao varoboba mantsy ny Ilimenita tany faradofay t@ QMM dia efa gaga izahay hoe: ahoana ny @ tontolo iainana? ny ekonomia an'ireto vahoaka nesorina @ tany nihonenany? Ny ekolojia sy ny sisa?
Io ary fa rehefa azon'i QMM ny masonkarenany, ny tombotsoany, dia andeha hamidiny any @ ilay indiana MITTAL indray io fitrandrahana ilmenita any faradofay io. Tena spEkilAsion e.
Iza ary nihevitra fa tena hijanona ela hampandroso an'i Madagasikara ity QMM ity?
Resaka avo lenta io mAOdializasion io ka raha tsy mitandrina dia any @ varotra amorondAlana any senogaly no hivarotana an'ity madagasikara ity.
Aleo ampiana tsara ny filoha hajaina Ravalomanana @ sibivANsion an'i TIKO mba ahafahany mividy an'ity madagasikara ity fa raha izao no mitohy dia pehan'ireto vahiny be vola sahala amin'ny makorely ny tanindrAzan'ny gasy ka raisiny ny tsirotsirony dia ariany sahala @ kiLiNEXA avy eo.
Soa fa olona hendry sy maranitsaina ny filoha hajaina Ravalomanana ka hanaraka ankaiky an'ity bizna ity.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:19
2. xxx
(
22/07/2008 16:06)
Mila fanazavana misimisy izahay pi-livr fa tsy dia mahara-baovao loatra! inona indray ny zavatra vaovao hitan'ny Ravalo hampandrosoana firenena?
3. kidoropamba
(
22/07/2008 16:42)
Bizna hoa! Bizna hatrany!
vakio ity:
LAKSMI Mittal, l’un des hommes les plus riches du monde, bientôt à Madagascar ? D’après l’édition de lundi du quotidien britannique "Financial Times", le géant du fer et de l’acier Arcelor Mittal souhaite acquérir des parts de Rio Tinto. Rio Tinto est déjà convoitée par un autre géant du fer, BHP Billiton. Selon le quotidien londonien, le président-directeur général de l’entreprise, Lakshmi Mittal, pourrait avoir une part dans Rio Tinto en rachetant les parts d’actionnaires existants. M. Mittal pourrait également attendre que l’offre actuelle de BHP Billiton sur Rio Tinto soit amorcée pour faire intervenir les autorités de la concurrence. Toujours selon le quotidien londonien, la création d’un géant du minerai de fer quasi monopolistique forcerait BHP Billiton à se séparer d’une partie de ses actifs et à les vendre à bon prix à Arcelor Mittal. Rio Tinto a acheté le géant canadien de l’aluminium Alcan en 2007. Si l’on en croit ce communiqué, d’Andrew Carnegie, l’indien Laksmi Mittal, aura donc bientôt un pied à Madagascar. Du moins, s’il réussit son dernier exploit : racheter des parts de Rio Tinto. Ce dernier, on le sait, exploite l’ilménite de Fort-Dauphin à travers l’entreprise QMM dont il détient 80% des actions. Il s’agit du 2ème plus grand projet minier à Madagascar avec l’exploitation du nickel d’Ambatovy par Dynatec-Sheritt. Laksmi Mittal est, en fait, un citoyen britannique.
hin!hin!hin

4. xxx
(
22/07/2008 18:01)
dia aiza ho aiza ravalo no mandray anjara amin'ity resaka ity. Miala tsiny fa somary very fa efa donto sy marary lamosina amin'ity mibata entam-bazaha ity.
5. tsimati
(
23/07/2008 01:04)
Na QMM na MITTAL samy tsy Gasy ary samy tsy tiko koa vendrana izany ve ilay faharoa aminao no hoe "pehan'ireto vahiny be vola sahala amin'ny makorely ny tanindrAzan'ny gasy ka raisiny ny tsirotsirony dia ariany". Izany hoe mitsena ny tsisy tsirony izany ve ny MITTAL ? Sao miteniteny foana lahy ? Aza adino fa ny makorel aza manambola nohon'ny mpampianatra ary tsy nanenina ny voapeka. Ianao no napiditra resaka makorel fa tsy izaho ra-kidoro.
Na vahiny na teratany samy maka tsirony daholo fa tsy asa fanasoavana tahakan'ny an'ny relijiojy no ataon'ny orin'asa. Na olon-tsotra aza raha mitovy karama amin'ny any Madagasikara tsy hivaky loha andeha sy hitomany hitoetra ao Frantsa.

6. kidoropamba
(
23/07/2008 08:28)
Resaka bizna io ka tsy misy mandraharaha na dia hotrongisan'ireo vAzA any io firenentsika feno bandy kamo be tenda io fa izany no atao hoe: Fandrosoana.
80% mantsy no andry zareo, izany hoe ilay 20% kosa angamba mba hanaovantsika saosy kely hoan'i fandrosoana. Bizna sy mondialiZasion ihany no ady eo.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
80% mantsy no andry zareo, izany hoe ilay 20% kosa angamba mba hanaovantsika saosy kely hoan'i fandrosoana. Bizna sy mondialiZasion ihany no ady eo.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. rahiratra
(
23/07/2008 13:53)
Azo atao akory na trongisiny hatramin'ny vadinao aza rehefa mihanahana maty hozatra ianao. :-D :-D :-D
8. kidoropamba
(
23/07/2008 15:07)
hin!hin!hin!
rapida kosa nareo zany le gÔna a!Mavitrika raha hanao tanalahy an.
Sahala @ filoha hajaina mihitsy e. Tena ekipa solida marina nareo.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
rapida kosa nareo zany le gÔna a!Mavitrika raha hanao tanalahy an.
Sahala @ filoha hajaina mihitsy e. Tena ekipa solida marina nareo.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
10. kidoropamba
(
23/07/2008 15:50)
Efa tsy manambady aho, 20 taona lasa izay.
Fa hoan'izay vehivavy tsy manambady kosa dia mbola tsy mandA izahay satria vao Tanora 70 taona fotsiny. Resaka hafa moa izany ka any @ serasera hafa no hanaovana azy.
Fa ato dia Ravalomanana zinga rano iray fotsiny ato ary ny politikan'ny fampandrosoana haingana ao anatin'ny fahamarinana sy fahamasina tanteraka.
Tafita Isika Malagasy
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana ^:^

11. tsimati
(
23/07/2008 17:39)
izaho aloha tsy mankasitraka le mametaka sarin'olona vizana saingy sarimbokazo na sary saka na hafa tsy olana. Kidoropamba dia mpanadala ny olona vizana ary solan'ny olona ny vadiny
12. xxx
(
23/07/2008 19:34)
Tsy d manaksitraka ny kidoropamba za fa sendra mba namaky io vao² nolazain'ni pamba d nanaraka fa i tsimaty sy rahiratra kosa tsy mahazaka demôkrasia pôlitika no resahana ny vadin'i pamba indray no amadiahazalahy tokony sokafana any @ dinika hafa any io resaka vadin'i pamba io
13. barakobama
(
23/07/2008 20:35)
zô's lôm namaki gazet de oz lôm oe "lakashmirn'i mittal ny vovo", de zô namali an' lôm oe "qimemen le mittal milakshiri ny tanàna" :!: :!:
14. badboy
(
23/07/2008 21:04)
Mila vola vahiny ny firenena, mila orinasa matanjaka mba hampandroso ny toekarena, raha toa ka ny fahatongavan'i Mr Lakshmi MITTAL no hampivoatra ny ny orinasa any Dago sy hampisondrotra ny toekarena dia tsy dia misy olana!!
Sady efa nanaiky ilay Protocole de MADRID mba hiarovana ny asampamoronan'ny gasy ka tsy dia tokony hatahotra ny fiavian'ny ngeza intsony!! ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)

15. tsimati
(
24/07/2008 01:17)
Efa miana-desona i badboy fa tsy ny fihetsiny sy firesany tamin'ny herintaona intsony no lazainy an. Tsara ary omena tehaka.
16. badboy
(
24/07/2008 03:57)
tsimati >> Te ho mpampianatra mafy nefa tsy maharabaovao :-D :-D :-D :-D
Sady tsy kopy akory hoe ilay MITTAL ange ka sady matanjaka be ao frantsa no mbola hitondra ilay fahizamanaony any dago satria avy @ fandalovany frantsa nonahalalany ny fisian'i dago!!! ;-) ;-) ;-)

17. tsimati
(
24/07/2008 08:43)
hahaha sady gasy ve no tompony ? hahaha lalinabe an ? Gasy manja badboy io an ? Mba sokafy ihany ireo avy nosoratana owa fa mifandipatra. Mbetsika lazaina mivarotra tanindrazana amin'ny vazah avy eo oe oe fa frantsay. iza no tena mapme?
18. bazylou
(
24/07/2008 22:12)
azon'ny mittal dia ataony ohatran'ny arcelor avy eo!!! esssy e ragasy e :wink:
19. tsimati
(
25/07/2008 03:19)
Dia mifaly ary fa izay no nozahavina sa avy eo hifaly indray hoe hafa ihany ny frantsay handolihanay ? Mandohalika antanin'olona ianao tsisy miteny koa inona no olona rehefa samy milelaka sy tsy alehany ?