fanontaniana

1. lalah08 ( 18/07/2008 05:44)
'Zaho mba te hifanerasera @na mpanakanto eto Madagascar (DADAH @ tarika MAHALEO), manana ny adiresiny ve ianareo, sa inona no tokony hataoko?
Misaotra
novalian'i aloalo ny 18/07/2008 11:52
2. Koditra ( 18/07/2008 09:59)
Tsy nga raha DADAH de Fort-Dauphin ? :lol:
Samy tsy misy hananako daholo nefa ireo. Tarika BEMORALY mpanao vakisôva eto antanànanay mbola tsy niaka-tsehatra akory no misy raha azoazonao?
3. aloalo ( 18/07/2008 11:52)
tokony any @ artista sy hira no nampidirinao ity resaka ity.

Raha za enao d mody manao marary d any @ service misy azy, d tonga d izy no mitsabo anao. Manana zoky izy prof d'anglais nay talou zay, d any asina resaka hoe : mbola mampianatra any @ lycée d'A/be foana v ilay zokinareo zay ?
Na asio resaka zandriny, firy zay ny zanak'i Denis zay ? Fa mety wain raha asiana resaka Nono satria iza no tsy mahafantatra fa mpiralahy izy reo ? lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125