Dinika manokana

1. malalatinasoa ( 14/07/2008 06:59)
Efa ela be no te-handray anjara @ dinika manokana blagues sy couples mixtes, tsy mety tafiditra mihintsy na dia misoratra anarana aza satria voalaza fa:
"Tsy mbola neken'ny mpandrindra andray anjara",

rehefa misoratra anarana indray dia izao no mivoaka:
"Manomboka amin'izao dia anisan'ny mpidinika amin'io lohahevitra io ianao.

Fanamarihana : Mbola tsy afaka manoratra amin'io lohahevitra io ianao satria mbola dinihan'ireo mpandrindra ny lohahevitra ny fandraisanao anjara."

Ka amam-bolana ve no fandinihan'ireo mpandrindra ny lohahevitra? sa misy fikafika kely tsy araka any ho any?
Misaotra nanoro.


2. ari.malala ( 14/07/2008 07:40)
raha ny momba ny couples mixtes alou, ilay oul tena namorona azy nandefa ny fanasana taty aminay efa ela b no ts niditra t@ le pseudo io intsony e! fa manin raha manoratra any am booboo? ilay blagues, ts haiko ny momba azy, fa anoraty fona izay mpiandraikitra itanao ao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3841