Mofo menakely

1. Bola ( 11/07/2008 21:48)
Nisy nanontany io nefa toa tena tsy fantatro ny fanaovana azy...
Misy mahay ve dia misaotra betsaka mialoha! :)

dia hono aho inona ilay dikan ilay hoe HS soratanareo ireny fa tsy fangtaro dia inona no filaza ny P.S na post sriptum @ teny malagasy...Misaotra koa izay mahita an io!
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:11
2. ni81 ( 12/07/2008 04:49)
Fomba fanaovana mofo menakely
http://razafimalala.free.fr/Recette/mofomenakely.htm
Ny dikan'ny HS indray dia hoe hors sujet, fa ny dikan'ny P.S @ teny gasy angamba dia hoe efa vita ny zavatra nosoratana dia zay vao nampiana :lol: . Tsy haiko izay teny gasy tena mahalaza azy kanjo e. :)
3. tsanga ( 12/07/2008 05:41)

:roll:
4. lemenakely ( 12/07/2008 10:59)
Bola:

Nisy nanontany io nefa toa tena tsy fantatro ny fanaovana azy...
Misy mahay ve dia misaotra betsaka mialoha! :)

dia hono aho inona ilay dikan ilay hoe HS soratanareo ireny fa tsy fangtaro dia inona no filaza ny P.S na post sriptum @ teny malagasy...Misaotra koa izay mahita an io!

tsy fantatro intsony fa izaho aloha vahiny e ! odoie
5. xxx ( 12/07/2008 11:53)
mody fanina ve eh???
6. ni81 ( 12/07/2008 11:58)
tsy fantatro intsony fa izaho aloha vahiny e ! odoie
:lol: :lol: :lol: Menakely fihinana fa tsy ilay lemenakely oul e :-D :-D
7. yonikafopl ( 12/07/2008 15:24)
za vo saika hamaly we anontanio lemenakely we awona ny nanamboaran'ny dada sy mamany anazy hihihihihih :-P
8. lemenakely ( 12/07/2008 16:37)
yonikafopl:

za vo saika hamaly we anontanio lemenakely we awona ny nanamboaran'ny dada sy mamany anazy hihihihihih :-P

ary iza io sinoa io ry yonika mbà soloy fa leo MADE IN CHINA e ,mora simba ! anaovana indray mandeha dia simba hoy i FRANCIS TURBO izay
9. yonikafopl ( 12/07/2008 19:15)
lemenakely ny vita sinoa ihany no takatry ny volanay eeeee hihihihihih
10. Bola ( 13/07/2008 00:25)
ni81:

Fomba fanaovana mofo menakely
http://razafimalala.free.fr/Recette/mofomenakely.htm
Ny dikan'ny HS indray dia hoe hors sujet, fa ny dikan'ny P.S @ teny gasy angamba dia hoe efa vita ny zavatra nosoratana dia zay vao nampiana :lol: . Tsy haiko izay teny gasy tena mahalaza azy kanjo e. :)
a

Misaotra betsaka...nampiomehy fa ilay tamenak atody izany tsy tao anaty ingredients dia saika adino...Nataon ilay olona ery ambany miaraka @ commentaire ilay izy! :D
Misoatra t@ fanazavana rehetra dia ilay p.s izany atao p.s ihany raha tsy misy mahalaza azy fa noheveriko fa ireny HS ireny manko ilay izy! :D

Dia ho an ny hafa rehetra: misaotra nanoratra! :)

P.S ho an i Cla...azoko atao hoe Cla ve...: tia manao sakafo koa ve ianao fa toa hitako matetika @ valin teny...Sady mahay betsaka momba ny mikolokolo vatana sy ohatra izany... Manantena aho fa mahay mi apprecier anao tsara ny vadinao! :) Mirary soa indrindra!
11. ni81 ( 13/07/2008 10:50)
P.S ho an i Cla...azoko atao hoe Cla ve...: tia manao sakafo koa ve ianao fa toa hitako matetika @ valin teny...Sady mahay betsaka momba ny mikolokolo vatana sy ohatra izany... Manantena aho fa mahay mi apprecier anao tsara ny vadinao! Mirary soa indrindra!
Iza ilay Cla? :) Tsy azoko.
12. tess ( 13/07/2008 12:12)
:-D
13. ni81 ( 13/07/2008 15:32)
P.S ho an i Cla...azoko atao hoe Cla ve...: tia manao sakafo koa ve ianao fa toa hitako matetika @ valin teny...Sady mahay betsaka momba ny mikolokolo vatana sy ohatra izany... Manantena aho fa mahay mi apprecier anao tsara ny vadinao! Mirary soa indrindra!

Iza ilay Cla? Tsy azoko.
:-D :-D :-D :-D
Bola a! izay vao azoko ilay teneninao, tena tsy niditra t@ ny lohako fa azafady.
Izaho ilay niresaka tary @ hatsikana sy lalao kay no niantsoanao ahy hoe CLA...
Ny tiako nolazaina tao ange hoe: ny ray aman-dreny manaonao foana indraindray e, satria bandikely ilay izy, nefa ny anarana nomeny azy dia i CLARISSE, dia nosoratako nataoko ( ) teo @ farany io hoe CLARISSE io fa tsy anarako.
14. ni81 ( 13/07/2008 15:43)
P.S ho an i Cla...azoko atao hoe Cla ve...: tia manao sakafo koa ve ianao fa toa hitako matetika @ valin teny...Sady mahay betsaka momba ny mikolokolo vatana sy ohatra izany... Manantena aho fa mahay mi apprecier anao tsara ny vadinao! Mirary soa indrindra!
Mba mahafinaritra ahy ny mifanakalo hevitra sy mizara izay mba kely fantatro sy hitako fa tsy dia tena mahay mahandro aho akory kah.
Ankasitrahan'ny vadiko tokoa ny zavatra ataoko, indrindra moa raha zavatra tsy mbola fahandron'ny reniny taloha.
Toy izany koa ny fikolokoloana ny vatana, izay kely hita sy nandramana dia atoroko sao mety mba mahasoa. Raha fehezina dia tiako ny mizara fanandramana @ namana @ lafiny rehetra na tsy mifankalala aza e.
15. Bola ( 13/07/2008 19:57)
@ni81
:-D :-D :-D tsara izany raha azonao!!! Sady miomehy ihany aho... :-D :-D :-D
Tsara ny mizara ka...misy fiteny hoe ny tsara zaraina lasa roa heny na mitovitovy @ io fa tsy tadidiko!
Izay fa mazotoa aza dia tsara zany rehefa tojo ny tia manome sy mpahay mankasitraka ao @ tokantranonareo!
Izao izany ilay HS raha azoko tsara sa ahoana!
Mirary soa indray aza aloha e!
16. ni81 ( 13/07/2008 20:06)
@ni81
tsara izany raha azonao!!! Sady miomehy ihany aho...
Tsara ny mizara ka...misy fiteny hoe ny tsara zaraina lasa roa heny na mitovitovy @ io fa tsy tadidiko!
Izay fa mazotoa aza dia tsara zany rehefa tojo ny tia manome sy mpahay mankasitraka ao @ tokantranonareo!
Izao izany ilay HS raha azoko tsara sa ahoana!
Mirary soa indray aza aloha e!
Tena izao tokoa ilay HS ! :)
Mandra-pitafa e!
17. Bola ( 18/07/2008 18:30)
Ho an ireo efa zatra @ fatran javatra: ahoana no hahaizana hoe atody firy fa tsy misoratra eo @ ilay recette dia ankoatra izay misy afaka manoro ve aza fady hoe firy gramme no hitanareo @ levure 1 sachet izany @ izay mahita @ sachet fa aty tonga dia boite ka tsy haiko izay atao fatrany. Ny fahitako fotsiny angaha dia farine 500g matetika miantso levure sasaka sotro kely dia azo ampiharina io sa ahoana...
Misaotra betsaka!
18. ni81 ( 20/07/2008 06:19)

ny momba ilay atody dia arakaraka izay koba ataonao angamba; ka raha toa ka 250g-500g dia ataovy iray ve tsy ho ampy. Ny levure iray sachet aty aminay dia 15g.
19. haritianah ( 20/07/2008 20:11)
nanadrana nanao ilay mofo menakely ao, fa misy kely tsy dia naha tsara azy ka sao mba misy mahalala oé inona no antony.
Nataoko lé izy dia ny tsirony ao tsara, ny lokony ao tsara; ny endriny ao tsara fa saingy ny ao anatiny no ts nahafa_po anah.
Raha jerenareo ny mofo menakely any tanà reny dia ny ao anatiny tsy feno be zany fa ohatrany misy pokaty kely zany.maivamaivana tsara zany.Asa raha azonareo ny tiako lazaina ,ny nataoko dia ohatrany lasa feno be ny ao anatiny(salany mavesatra ny fijeriko azy alou) ka inona no tokony hataoko zany raha mba misy mahay dia mba valio ao zafady
20. Bola ( 20/07/2008 21:01)
haritianah:

.... fa saingy ny ao anatiny no ts nahafa_po anah.
Raha jerenareo ny mofo menakely any tanà reny dia ny ao anatiny tsy feno be zany fa ohatrany misy pokaty kely zany.maivamaivana tsara zany.Asa raha azonareo ny tiako lazaina ,ny nataoko dia ohatrany lasa feno be ny ao anatiny(salany mavesatra ny fijeriko azy alou) ka inona no tokony hataoko zany raha mba misy mahay dia mba valio ao zafady

Andramo hoe ilay rano afangaro azy somary atao matimaty fa tsy mangatsiaka.
Ny rano somary mafana manko (fa tsy mamay manjary maha masaka ilay lafar
ina) mampidofotra ilay pate avy eo...Ka andramo hoe aloha...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7584