ahoana ny fipetrany
1. diamondra27
(
11/07/2008 15:09)
lasa fisainana ihany aho tam le resaka fahoriana tatsy am dinika nataon'i ainaheri momba le olona maty vady.
Ny fanontaniako dia we:
misy olona mpivady X sy Y nanajanaka de maty i X ny zanaka zany dia tezain'ny Y
Raha manambady aza i Y atao we Z ny vadiny, ka maty i Y dia iza no mitaiza ny zaza i Z ve sa ny fianakavian'ny X sy Y dia ahoana ny fipetrany
Atao we vita mariazy daholo ireo mba tsy hisian'ny olana
Ny fanontaniana izany dia we lasan'iza ilay zaza, iza no mitaiza azy sy responsable

novalian'i haritianah ny 21/07/2008 11:22
2. mbaliana
(
11/07/2008 15:31)
tsy ny havan'n'i X sy Y ihany ve no tena responsable amin'izany e.. ireo no ten havany
4. fahamarinana
(
11/07/2008 17:35)
:arrow: mitovy hevitra amin'ny mbaliana koa aho,nefa moa raha raiki-po izy mianaka,raha manaiky ny fianakaviana 2 tota,azo atao koa ny mifanaraka tsara rehefa vonona daholo ny rehetra,eny na dia sarotra aza... (l)
5. Koditra
(
11/07/2008 17:46)
Fa maninn ko ary ry diamondra27 no mametraka cas mampiketriketrika be ôtran'zany, na ny tena aza tsy hita intsony oe hipetraka eo @ toeran'ny Z ve za sa ipetraka eo @ toerana misy ny fianankavian'ny X sy Y sa eo @lay zaza.
Samy marina sy azo eritreretina tsara ny voalazanareo, raha ny hevitro izany dia miankina @ fahitan'ny havan'ny X sy Y an' Z oe tena ho vitany tokoa ve ny fikarakarana h@ farany ilay zaza. Na atao aza hoe ho vitany @ voalohany, fa raha mbola apetraka koa ny hoe raha mbola hanambady olona iray hafa hatao hoe D i Z (tsy hoe diamondra27 akory ny dikan'ilay D a, ohatra fotsiny) , zay ve vao hanapa-kevitra ny fianakavian'ny X sy Y ? Mbola tantara be sy famakafakàna lavabe.
mbaliana:
tsy ny havan'n'i X sy Y ihany ve no tena responsable amin'izany e.. ireo no ten havany
diamondra27:
ka raha tena misy attache amle Z le zaza dia ahoana ?

6. fahamarinana
(
11/07/2008 17:55)
koditra:
fa raha mbola apetraka koa ny hoe raha mbola hanambady olona iray hafa hatao hoe D i Z (tsy hoe diamondra27 akory ny dikan'ilay D a, ohatra fotsiny) , zay ve vao hanapa-kevitra ny fianakavian'ny X sy Y ? Mbola tantara be sy famakafakàna lavabe.
:arrow: ity voalazan'ny koditra ity koa mbola tantara hafa koa...(l)
7. mbaliana
(
11/07/2008 18:00)
ka zay mantsy satria le olona fahatelo anie tsy misy idirany mihitsy satria tsy misy lien de sang mihitsy ... raha tsy hoe natsangana ilay Z anga ilay zaza dia amin'izaytsy miditra intsony ny havan'ny X sy Y
8. Koditra
(
11/07/2008 19:05)
za alo tena sûr fa raha hoe mi-existe ilau 4ème peronne atao hoe D io dia tsy maintsy ho raisin'ny fianankavian'ny X na Y ilay zaza, ny antony, Z mety hoe natokisany ihany satri mbola tao anatin'ny serasera niaraka fiankavian'ny Y.
Tsy misy mahafantatra ny toetra na fitondran-tenan'D ny fianankavian'ny X na Y afa tsy Z ihany. Noho izany, tsy maintsy hiahiahy ny hoavin'ilay zaza rizareo ireo.

9. Rasiligaoma
(
11/07/2008 19:43)
efa maths be ity ka dia:
X+Y=zaza
quand x--->l'infini
zaza appartient a Y
soit Z
et Y+Z = (x+y)^zaza---?
quand Y--->l'infini
zaza appartient a Z ve?
asa re!
X+Y=zaza
quand x--->l'infini
zaza appartient a Y
soit Z
et Y+Z = (x+y)^zaza---?
quand Y--->l'infini
zaza appartient a Z ve?
asa re!
10. ainaheri
(
12/07/2008 06:21)
Ny tena marina d arakaraky ny fifandindran'ny lafin'ny fihavanana teo @ izy 3 zany e,ra nifanaraka tsara tany amboalohany ataoko tsisy ny olana afaka mifampizara,week end any @ rar-n'i X d otr'zay sy zay ... @ zay kou tsy very we taiza marina ilay zaza,fa raha rar sarotony mety tsy hanaiky an'zany ny rar-n'i X na Y an,mety hongotany any @ i Z ny zaza ......Enjana ihany fa atao akory fa zay ny lalànan'ny fiainanana
11. diamondra27
(
12/07/2008 06:44)
mbaliana:
ka zay mantsy satria le olona fahatelo anie tsy misy idirany mihitsy satria tsy misy lien de sang mihitsy ... raha tsy hoe natsangana ilay Z anga ilay zaza dia amin'izaytsy miditra intsony ny havan'ny X sy Y
-------------------------------
tsy misy idirany lien de sang fa ry zareo vita mariazy de efa notezainy ilay zaza dia ahoana? Miala maina izany Z, mampalahelo be.
12. diamondra27
(
12/07/2008 06:50)
Koditra:
Fa maninn ko ary ry diamondra27 no mametraka cas mampiketriketrika be ôtran'zany, na ny tena aza tsy hita intsony oe hipetraka eo @ toeran'ny Z ve za sa ipetraka eo @ toerana misy ny fianankavian'ny X sy Y sa eo @lay zaza.
mbaliana:
tsy ny havan'n'i X sy Y ihany ve no tena responsable amin'izany e.. ireo no ten havany
diamondra27:
ka raha tena misy attache amle Z le zaza dia ahoana ?
Samy marina sy azo eritreretina tsara ny voalazanareo, raha ny hevitro izany dia miankina @ fahitan'ny havan'ny X sy Y an' Z oe tena ho vitany tokoa ve ny fikarakarana h@ farany ilay zaza. Na atao aza hoe ho vitany @ voalohany, fa raha mbola apetraka koa ny hoe raha mbola hanambady olona iray hafa hatao hoe D i Z (tsy hoe diamondra27 akory ny dikan'ilay D a, ohatra fotsiny) , zay ve vao hanapa-kevitra ny fianakavian'ny X sy Y ? Mbola tantara be sy famakafakàna lavabe.
--------------------------------------
koditra hiiii aleo za hitsiky kely aloha , tena mora koditra tokoa ianao izany an
;-)
ka ohatra hoe zaza 1 le izy, de ahoana ny ifandrohitana amin'izany satria misy ny havan'i X misy havan'i Y, tsy lazaina intsony ny havan'i Z satria izy koa mba namelona sy vady vita mariazy, moa mety mbola hanambady koa avy eo dia miampitapita be ilay zaza an.
Ny fisarahantoerana ( bebe sy dadabe anakiroa)amin'izany tsy hay intsony
13. diamondra27
(
12/07/2008 06:55)
Rasiligaoma:
efa maths be ity ka dia:
X+Y=zaza
quand x--->l'infini
zaza appartient a Y
soit Z
et Y+Z = (x+y)^zaza---?
quand Y--->l'infini
zaza appartient a Z ve?
asa re!
----------------------------------------
naturellement aloha zaza appartient a Z e
sa we droit de visite no azony
dia ny safidin'ny zaza izany eto tsy ilaina mihintsy ve fa ny hevitry ny olondebe ihany
ka raha ohatra ka misy tsy mifankahazo indray ny grand-parents sy le zaza dia ahoana?
mbola tantara lavabe ...
14. diamondra27
(
12/07/2008 06:57)
ainaheri:
Ny tena marina d arakaraky ny fifandindran'ny lafin'ny fihavanana teo @ izy 3 zany e,ra nifanaraka tsara tany amboalohany ataoko tsisy ny olana afaka mifampizara,week end any @ rar-n'i X d otr'zay sy zay ... @ zay kou tsy very we taiza marina ilay zaza,fa raha rar sarotony mety tsy hanaiky an'zany ny rar-n'i X na Y an,mety hongotany any @ i Z ny zaza ......Enjana ihany fa atao akory fa zay ny lalànan'ny fiainanana
-----------------------------
dia mampalahelo izany Z fa mba nanan tantara ihany tam Y nefa de zany sisa no fiafarany
17. mbaliana
(
12/07/2008 14:00)
hoy diams>
Ny lien de sang io no vahaolana raisin'ny fanjakana voalohany indrindra, ireo olona ireo no tediavina voalohany hoe aiza ny iray tampo na ny havan'i X sy Y satria ireo no tena havan'ny zaza... fa raha araky ny teninjy hoe raha raiki-pitia amin'ilay zaza i Z ka efa natsangany ho zanany tamin'ny mbola fahaveloman' i Y dia zay vao hoe lasan'i Z ny zaza fa tsy vitan'ny fitia ambava fotsiny io ... lasa mpinamana fotsiny mantsy amin'izay....
tsy misy idirany lien de sang fa ry zareo vita mariazy de efa notezainy ilay zaza dia ahoana? Miala maina izany Z, mampalahelo be.
Ny lien de sang io no vahaolana raisin'ny fanjakana voalohany indrindra, ireo olona ireo no tediavina voalohany hoe aiza ny iray tampo na ny havan'i X sy Y satria ireo no tena havan'ny zaza... fa raha araky ny teninjy hoe raha raiki-pitia amin'ilay zaza i Z ka efa natsangany ho zanany tamin'ny mbola fahaveloman' i Y dia zay vao hoe lasan'i Z ny zaza fa tsy vitan'ny fitia ambava fotsiny io ... lasa mpinamana fotsiny mantsy amin'izay....
18. ari.malala
(
14/07/2008 07:17)
raha atao hoe nifankahazo tsara ilay zaza sy Z (na tam fahaveloman'i Y na rehefa lasana i Y)d azoko ekena ilay hoe any aminy ny zaza no mipetraka. Izay lafiny izay koa mantsy tokony jerena! mazàna ireny olona mitaiza zana-bady ireny mantsy rehefa lasana ilay tena niteraka d manao toeran-tsy zaka! (cas efahitako im-betsaka izany)
19. fijo
(
17/07/2008 20:03)
raha ny izy aloh aizao dia ny havan'i Z sy Y ihany no tokony mbola mitaiza le zaza
20. haritianah
(
21/07/2008 11:22)
miankina @ fifandraisan'ilay zaza sy ny tavela eo na tsy tena rainy io na tsy tena reniny io sisa velona io fa raha nety ny fifandraisan'izy mianaka dia tsis olana zan.Efa naita cas salmzan ao ary havana akaiky.
Nanambady lé rangahy dia niteraka aveo maty ny vadiny, de nanambady fanindroany izy dé tay aoriana maty lé rangahy fa lé zaza dia notaizany lé ramatoa ohatrany zanany mits.Nony efa lehibe hanambady lé zaza dia nizara fanana ampilaminana t@ lé ramatoa.Tsis ady tsis ninonina.Fa miankina t@ nifandraisana ihany io refa tsara atram voalohany dia samy tsy misy té hifankafoy.
Iray koa miankina @ havan'ilay zaza koa refa havana tia miditra @ détail fiainan'olona reny alou dé maita kritika foana é.Ary misy ny ts manaiky dia lasa sarahana @ lé olona lé zaza.
Fa nisy kou aza cas 1 itako, tsy maty indray fa niteraka t@ na olona 1 le sipa, kanjo tsy raikitra ny andrizareo ny fanambadiana dia taty aoriana nisy bandy 1 indray naka azy vady aradalana, de niara nipetraka t@ zareo io lé zaza notezaina tao, taty aoriana dé lasa indra ramatoa fa naita bandy, lé zaza napetrany t@ lé bandy no sady ts nomen'ilay bandy koa satria efa noraisiny toiny zanany mits.
Dé zao lé zaza mipetraka @ lé bandy zay tsy tena rainy ankory ary tian'ny RAD lé bandy satria efa noraisindrizareo toiny tena zafikeliny mits ary ny Fianakams na ny andaniny na ny ankilany tsis niditra mits.Dia mety.