pazzapa à paris!!

1. nirinagirl ( 05/07/2008 12:22)
:D 8O
misy handreha pazzapa ve?
2. diamondra27 ( 05/07/2008 13:10)
tantarao raha hande ndry e .i miiorah no nitady namana teo omaly ho any ka resao izy
3. nirinagirl ( 06/07/2008 17:31)
tsy raikitra ndray fa efa "complet " hono zareo, dia hoe tongava ihany aprés 21h sao misy place, dia raha tsisy zany dia mitanitanina kely eo ivelany eo, tsy mampalahelo ve?sady zareo tsisy mamaly téléphone tsony ny sabotsy hariva!!!!dia mba mitantarà izay nahita ary!!!firy ny participants, tena misy talenta ve sa...?
4. kiali ( 06/07/2008 18:06)
nirinavavy>andao hiaraka hitanitanina eo ivelany eh!! :D
5. RATOVOARY ( 07/07/2008 08:03)
Io eny fa tonga ihany le sira nandrasako :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D>
6. nirinagirl ( 15/07/2008 22:22)
kiali:

nirinavavy>andao hiaraka hitanitanina eo ivelany eh!! :D



8O ... :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127