Ragirity Betain'orona: Avotra ihany Izy

1. salopard ( 04/07/2008 17:34)
avotra ihany ragirity betai'orona (INGRIND bettancourt)
misaotra

sisa ho avotana dia i i tezitra sy ra-Jean-Kely, ra serasera
tsy ampy dôzy aloha
sniff...
tchouFF...
novalian'i serena ny 22/07/2008 04:48
2. menalamba ( 04/07/2008 19:55)
Shhh...!!! Maka sopapa tsotsotra fotsiny itony ...mba mampiasaha saina fa aza variana @ zava-mahadomelina eo 8O :lol:
3. orona ( 07/07/2008 07:04)
ny ngeda aza adino :-D :-D
4. kala ( 07/07/2008 12:12)
:-D :-D :-D
5. endrika01 ( 08/07/2008 10:53)
Iza kay zany Ragirity zany ry i orona=))
6. serena ( 22/07/2008 04:48)
zany avy ve de tsy haindry ry endrika zvt nalaza be zany mba mihaino ihany woa vaovaoe 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2278