islam
1. fijo
(
02/07/2008 21:51)
nanaraka dinika momba ny islam aho tamin'ny arte,dia nisy zavatra nahaliana ahy satria fanindroany izao no mba nahitako silamo sahy miresaka sy mametraka ny olana misy eo amin'ny silamo sy ny fiarahamonina.
hoy i "ABDENNOUR BIDAR3filozofy eto frantsa rangahy io ary silamo nanoratra boky hoe"self islam"
izao no nolazainy.eto europa dia mampatahotra ahy ny fihetsika ataon'ny silamo sasany satria mitsapa ny fitondrana misy hoe hatraiza no hasahiany mametraka ny tiany hoatao.(niresaka momba ilay tanan nanaiky andro iray hanidiana ny dobofilomanisana tsy azo hidirana hafa tsy ny vehivavy izy teo,ary niresaka koa ilay afisy sport nisy tao paris izay nahitan asoratra hoe sport hifaninanan'ny vehivavy silamo ary tsy misy mahazo miditra hafatsy ny vehivavy"lasa resabe moa izy io satria nolavin'ny ngahy mera.
dia mbola sahy nilaza koa io rangahy io,fa mihezaka misarika ny fiarahamonina hiemotra ny mpitarika silamo misy eto europa????????
ary ny vahaolana narosony dia hoe tokony hivory ny mpitarika silamo ary handinika izay fomba hampiharana ny fomba silamo mba hifanaraka amin'izay misy amin'izao vaninandro misy izao;
asa raha mb atonga any antsofin'ny lehibean'ny silamo io resaka io,fa mety hampihova zavatra rah amba misy maheno ihany.

novalian'i fijo ny 08/07/2008 20:41
2. sipagasy
(
02/07/2008 23:28)
tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny, mbola hisy doc tokony ho eo @ 90min eo ho eo koa ho avy asa angamba déb 2009 eo ho eo fa mbola eo am-panangonana ny horonana mikasika izany ny mpanao gazety izao. le nord (aty lille io) et l'islam,
tsarovy aho rehefa hahita izay ianareo........
ho ao @ arte ihany koa no hahitana izany.
tsarovy aho rehefa hahita izay ianareo........
ho ao @ arte ihany koa no hahitana izany.
4. tsimati
(
03/07/2008 09:24)
Mety misy samihafa kely angamba ilay hoe Silamo ao paris sy Silamo ao Europe. Ny tanana izay tsy an'ny Silamo no maro an'isa dia mazava fa tokony ary tsy maintsy manaraka ny zava-misy izy na mody any amin'ny taniny. ireo toerana Silamo kosa betsaka dia rariny raha mampiantra ny lalany izy. Tsy mitombina ilay hoe manaraka toe-trandro satria ny fanarahana toetr'andro no tena mitarika amin'ny fahaverezana na Silamo izany na Kristianina. na milaza malalaka aza ny saina tsy miaraka malalaka ilay saina ka manimba fiarahamonina izay.
Ny fitafy natao hoe ratsy satria ny makorel no tena mitafy azy ohatra taloha ialana fatratra. rehefa notafian'ny mpihira malaza dia lasa nalaza ary hatrany ampiangonana no hitondrana azy. Raha ao antokano izay mitovy ahavo eo amin'ny fomba fisainana sy fijery dia tsy misy olana. Saingy aza gaga raha be ny voaolana satria akaiky kely ary tsotra kokoa ny manolana olona efa hakaiky hiboridana.

5. sipagasy
(
03/07/2008 10:41)
ainaheri:
ngah ao anatin'ny mpanangom-baovao kou sipagasy?
ainaheri shuuuttt minoa fotsiny ihany! ;-)
6. badboy
(
03/07/2008 10:56)
fijo >> Tena ilaina ilay hevitr'ilay ranamana tao @ la 5 iny fa ny olana dia izao : firy ny olona manampahaizana silamo tahaka ireny ka mahasahy mitsikera ny silamo sy ny fomba fihetsiny??? Itanao anagamaba fa ny hevitra nasehony rehefa nanotaniana izy ny momba ilay zaza sembana satyria tsy nekendrangahy vadindramatoa ho lehilahy ny hampiteraka ny vadiny dia ny hoe tsy mivoatra ny fandinihana ny teny aoa anaty coran!!!! Io fomba fampisarahana ny vavy sy lahy, ary ny polygamie sns ... dia efa raikitapisaka sady enao nahita ilay fidinana andalambe nataon'ny vehivavy silamo miaro ilay voile, ka raha ny vehivavy voakasika aza tsy mety hivoatra inona no azon'ini rangahy tokona iny ho atao??? Ka hoy aho hoe tsara ilay hevitra saingy mijanona ho nofy ilay izy!!!! ;-) ;-) ;-) ;-)
7. fijo
(
03/07/2008 20:36)
ka izay mihintsy,raha tsy ny mpitarika silamo no manao hezaka miara mijery hoe inona no olana misy amintsika,dia tsy hisy raharaha vanona eo.
efa nisy bandy kely izay koa indray mandeha hitako tamin'ny la2 ny alahady ireny efa niteny toa io,fa tsy tsaroako le izy.izany hoe 2 "roa" izao no silamo mba henoko sahy mijery ny olana misy eo amin'ny fiarahamonina misy andry zareo
"reo toerana Silamo kosa betsaka dia rariny raha mampiantra ny lalany izy."hoadray,mba hevitra ahoana koa io le????raha eto frantsa ve hianao ,na betsaka aza de ny lalana charia no tianao hiantra eto???nefa tany republika no hiainana eto???tsss

8. tsimati
(
03/07/2008 22:11)
Ny olona notaizana tamin'ny fomba kristianina rehefa manampahaizana dia hafa ny fomba fijeriny ary hekena tokoa fa manaraka ny toetrandro. Saingy marobe ny manampahaizana Silamo ary tsy mampiova ny fomba fanadihadihany ny hoe "Allah" na Andriamanitra ny fahaizany. Amin'ny maha-Malagasy kosa dia vao mainka loza ny fomba fandinika io resaka kristianina io satria sady manomposampy no makany ampiangonana ary mifangaro daholo ny rehetra.
Manakaiky ny 20 Million ny isan'ny Malagasy nefa raha isaina ny isan'ny Profesora na Doctor (PhD) sns dia vitsy raha oharina amin'ny isan'ny manana izany amin'ny tany Silamo iray ka mitandrema ra-badboy fa be manampahaizana noho ianao miteny ny Silamo.
Ho an'i fijo indray dia efa niteny aho hoe tsy maintsy manaraka ny lalanan'ny tany na toerana misy azy ny Silamo na mody fa any amin'ny misy azy kosa izy na hitakombava daholo aza tsy misy hidirana.
Ny fivavahana sy finoana na maro aza ny Malagasy kristianina ary vita batisa na batemy dia saika mivavavavaka manaraka fomba no betsaka fa tsy tena kristianina.

9. fijo
(
04/07/2008 19:47)
misy ekeko ireo voalazanao ireo,fa ny zavatra tsapa anie dia mihezaka ny silamo ,hanery ny olona eo amin'ny tany misy azy,hanaraka ny finoany e,ary izay no tsy eken'io filozofa silamo io
10. badboy
(
04/07/2008 21:19)
fijo:
misy ekeko ireo voalazanao ireo,fa ny zavatra tsapa anie dia mihezaka ny silamo ,hanery ny olona eo amin'ny tany misy azy,hanaraka ny finoany e,ary izay no tsy eken'io filozofa silamo io
F'inona fa tsy zany!! Tsy haiko na efa henonla lesy rafijo ilay resaka cantine oe tsy maintsy ampidirana viande halal any ho an'ny zanaky ny silamo, na koa hoe tsy maintsy trondro foana ny loaka, ary dia ny niafarany aza dia hoe TSY MAINTSY ATOKANA NY SAKAFON'NY MPIANATRA SILAMO ARY ATOKANA MIARAKA @ ZAY KOA NY REFECTOIRE HIKALIANY SY NY MPANDROSO KALY, IZANY HOE TSY MAINTSY SILAMO, FA TSY MITAMBATRA @ REHETRA!!! Tena inona no tiany hatao, sa hoe ho ny lalàna silamo no hIatra tateraka eto frantsa???
Soa ihany fa tsy manaiky lembenana sarko @ io!! Vive sarko @ io resaka 1 io!!!
;-) ;-) ;-)
11. fijo
(
05/07/2008 19:15)
henoko iny fa ity no tena loza ,vao 2 herinandro izay,niditra klinika katolika ilay fianakaviana,dia notereny ny mpiasan'ny klinika hanala ny sarin'i jesoa tao amin'ilay hefitra nisy ny zanany vavy fa mahakizitina azy hono??????ngah anisy niteny hoe mankanesa any???
fa ny tena fopla dia ny vazaha koa manaiky rebirebeny amin'izany.
fa ny tena fopla dia ny vazaha koa manaiky rebirebeny amin'izany.
12. badboy
(
06/07/2008 07:22)

Tena mbola tsy koboko ,jay iny!!
Ka ny blème @ io raha azoko tsara lesy dia ny interprétation fopla an'ilay "laicité" izay principe ny république!
Efa nisy razoky nanazava t@ la5 t@ io hoe ny laîcité tsy midika hoe tsy maintsy hajaina ao anaty toerana 1 ny fivavahana misy rehetra, fa satria raha izay no izy dia ny église catholique tokony hisy toerana fanala na kiraro sy soratra arabo notsoahana avy @ ao coran, statut an'i boudha etc.... ka tsy ho tafavoaka sy ho lasa lavitra!
Dia hoy ilay ranamana nanampy ireo hoe, ny laïcité dia ny fanajanonana eny ambaravaran'ny service publique ny finoan'ny tsi11. Tsisy silamo sy catholique intsiony rehefa miditra biraopanjakana na hopitaly publique fa olona mitovy daholo. Ary tsy adalan'ny jiosy ny mande clinique privée satria rehefa mandoha vola dia afaka mangataka izay tiany hisy ao @ chambre sy afaka mandidy ny kaly hoanina!
;-) ;-) ;-)
13. fijo
(
08/07/2008 20:31)
ka ny silamo tsy manaiky izany hoe finoana ajanona ery ambaravarana izany ko.izay no olana.
14. badboy
(
08/07/2008 20:40)
Ka ilay ngozo koa manaiky lembenana de ataony, ary de tana ataony toko a moa! ;-) ;-)