He izany fahazavana tao anatin'ny aizina !
1. niryna
(
01/07/2008 18:50)
Natory aho dia maizina avokoa izay jereko satria alina ny andro.Tsy fantatro hoe amin'ny firy izao.Ny tara-pahazavana no itako ka dia notapenako ny masoko ary dia navelako teo ny tanako hanako ilay hazavana.Na tiako anefa na tsy tiako dia tsy maintsy hipoitra ilay hazavana (maraina ny andro o!)
Androany koa aho dia toy izany ihany saingy raha nahita ilay fahazavana be nanenika ny trano aho dia notapenako kely aloha ny masoko dia nosokafako kely indray,somary nanarangaraniko kely indray aloha ,rehefa hitako fa nahazaka an'ilay hazavana ny masoko dia nahiratro tanteraka tamin'izany.Hafaliana moa ny ahy nahita izany hazavana be izany.
Amin'ny fiainana dia azoko oharina amin'ny olona io tantara kely io.Inona no mahasamihafa azy roa ireo?
Ny fahazavan'ny Tompo anie homba antsika hatrany . Amena
(l) niryna

novalian'i prime ny 10/07/2008 12:59
2. niryna
(
02/07/2008 17:25)
niryna:ireo olona izay mahita fahazavana na mahafantatra an'i kristy kanefa dia manda an'izany na manda ny fampianarany dia tsy mitady fahazavana fa mbola tia mipetraka ao anatin'ny aizina ihany.
Natory aho dia maizina avokoa izay jereko satria alina ny andro.Tsy fantatro hoe amin'ny firy izao.Ny tara-pahazavana no itako ka dia notapenako ny masoko ary dia navelako teo ny tanako hanako ilay hazavana.Na tiako anefa na tsy tiako dia tsy maintsy hipoitra ilay hazavana (maraina ny andro o!)
Androany koa aho dia toy izany ihany saingy raha nahita ilay fahazavana be nanenika ny trano aho dia notapenako kely aloha ny masoko dia nosokafako kely indray,somary nanarangaraniko kely indray aloha ,rehefa hitako fa nahazaka an'ilay hazavana ny masoko dia nahiratro tanteraka tamin'izany.Hafaliana moa ny ahy nahita izany hazavana be izany.
dia ireo olona izay nangetaheta ny tenenin'Atra,tsy nahafantatra izy aloha ka dia nianatra,nandray izay kely nomena azy ary farany dia nanaiky an'ilay hazavana dia i kristy izany.
Amin'ny fiainana dia azoko oharina amin'ny olona io tantara kely io.Inona no mahasamihafa azy roa ireo?
Ny voalohany izany dia ireo olona manda an'i kristy,manda ny tenin'Atra
Ny faharoa kosa dia ireo olona izay nangetaheta ny tenin'i kristy ka nandray Azy ,ary mampiasa izay nomena azy amin'ny fiainany.
Ny fahazavan'ny Tompo anie homba antsika hatrany . Amena
(l) niryna
4. niryna
(
07/07/2008 11:39)
Lek:
Ny mazava aminao mety maizina amin'ny sasany de ahoana?
Inona moa no atao hoe maizina?
Na fahatezerana, fialonana , lolom-po,fahankahalana,fiantsarambelantsihy,
fahasiahana,toetra ratsy,fampizarahambazana ny tokantrano ,ny fianakaviana na inona na inona ka tonga ao anatintsika ireo dia efa manokatra ny varavaran'i satana isika ireo no maizia resahiko eto koa.
5. niryna
(
07/07/2008 12:16)
19 Akory re ny haben'ny zava-tsoanao voarakitrao ho an'ny matahotra Anao! dia izay nataonao teo anatrehan'ny zanak'olombelona ho an'izay mialoka aminao!
Salamo 31:19
:D
6. prime
(
10/07/2008 12:59)
niryna> ilay rain'ny haizina no efa maizina ka mila miambina satria na ny jiro aza hoy Kristy raha atao ambany vata famarana dia tsy hitondra n'inon'inona fa mitovy amin'ny maizina ihany ny ao an-trano... sa ahoana hoy ianao?
Lek> tsara ilay fanamarihana ka mila famaritana tokoa ilay hoe inona marina ilay maizina dia inona ilay mazava...