Le coeur d'une femme...
1. Belami
(
01/07/2008 08:29)
" Le coeur d'une femme est un océan de secret "
marina ve zany ry zavavy isany ??? :wink:
marina ve zany ry zavavy isany ??? :wink:
novalian'i jobamilay ny 01/08/2008 01:16
2. xxx
(
01/07/2008 09:09)
Belami:amiko aloha dia marina zany ! ny vhv tsy ohatranraeo lhl ! zahay manana secret bdb......hummm...
" Le coeur d'une femme est un océan de secret "
marina ve zany ry zavavy isany ??? :wink:
:-$ :-$ :-$ :-$ :-$
izahay vhv romantik , susceptible , sady be secret :wink:
3. arialy
(
01/07/2008 10:43)
ny vehivavy marina be secret , za tena naha remarque an'izany aloha e, tsy maitsy mba manana ny jardin secret-ny daolo kosa e.
4. xxx
(
01/07/2008 14:01)
Izany dia manamporofo fa mpandainga sy manipulatrice fotsiny ny vhv satria ny vhv no mangataka foana hoe mila miteny ny marina sy izay ao am-pony ny lhl. Tsy tsikera akory ny ahy fa milaza ny zavatra misy fotsiny. :?
5. xxx
(
01/07/2008 15:26)
xxx fa na milaza aza hoe teneno dol ny marina ianareo lehilahy mazana mamorona!!
ka saleo be secret.
ka saleo be secret.
6. simplex
(
01/07/2008 21:30)
aleo ho secret any izay tiany hatao secret fa sao dia hanampy totraka an'le fahaizany mi-compliquer zavatra tsotra dia tsotra... samihafa ny secret sy ny famitahana na dia mifandray be tokoa aza.
:arrow: ra vao tsy virja dia annuler-vo ny mariazy :roll: mandaitra ao @ i reny malala :°) :lol: :lol: ;-)
7. tess
(
02/07/2008 04:57)
secret mijanona ho secret raha ilaina izany....raha tsy hanimba zvtr :°)
ny lahy kou be secret, samy manana ny secret dool sy mahay manafina ny azy....saleo tehirizina raha atahorana hanimba zvtr
ny lahy kou be secret, samy manana ny secret dool sy mahay manafina ny azy....saleo tehirizina raha atahorana hanimba zvtr
9. melody
(
02/07/2008 06:53)
" Le coeur d'une femme est un océan de secret "
raha océand de secret ny (l) vhv d inona ny any lhl satria samy manana secret daholo na lahy na vavy :-D :-D :-D
10. mangidy
(
02/07/2008 11:43)
Le cœur d'une dia océan de secret sady généreux no mystérieux nefa mi offrir ireo izay mi entourer azy une richesse ou l'on peut puiser sans jamais l'épuiser!
nareo lhl koa anie mba manana (l) sy secrets bdb e! :wink:
nareo lhl koa anie mba manana (l) sy secrets bdb e! :wink:
12. tess
(
02/07/2008 20:35)
:-D :-D :-D on diré ratonga i belami am lay hoe :-w
samia mitazona izay sekirény e! fa aza mifamitaka fotsiny :-D
samia mitazona izay sekirény e! fa aza mifamitaka fotsiny :-D
14. ainaheri
(
03/07/2008 05:12)
Tena be secret marina ny veh an,mahalitika zay ndrai²,na efa haroninao aza tsy mikozy mitsy an lol
15. tess
(
03/07/2008 05:28)
ratonga: :-D :-D :-D marina anie io e!
ainaheri: enao marina, ny lehilahy koa aza no tena be sekire tssss :x :-D
ainaheri: enao marina, ny lehilahy koa aza no tena be sekire tssss :x :-D
16. naritsimba
(
03/07/2008 06:03)
Izay ve vao mahatsapa izany isika eh, izaho dia efa ela no nahalala izany ary izay no mahatonga ahy nanoratra ilay dinika Fihatsarambelatsihy.
Nefa kosa aloha dia aleo tsorina fa tsy ny vehivavy rehetra no manana an'izay toetra izay. Ny secret = zava-miafina, ary ny zava-miafina dia ratsy @ ankapobeny matoa afenina.
Nefa kosa aloha dia aleo tsorina fa tsy ny vehivavy rehetra no manana an'izay toetra izay. Ny secret = zava-miafina, ary ny zava-miafina dia ratsy @ ankapobeny matoa afenina.
18. cynthiagasy
(
03/07/2008 10:40)
Marina ny vhv be afikafina fa raha angaronina io tratra foana e fa nareo lehilahy no tena be secret sady fetsy e hi, hi,hi
19. ainaheri
(
03/07/2008 11:16)
naritsimba>> mazava ho azy matoa afenina ratsy zay,mahotra ny toetra ratsiny lol
