Be gardadekOro aloha ny filohanay an!
1. kidoropamba
(
27/06/2008 10:55)
Faly be izahay raha nahita fa feno gardadekOro miambina ny filoha hajaina Ravalomanana t@ 26 jiona lasa teo iny. Hita mihitsy ary porofo mitohoka amin'iny tenda izany fa milamina ny tanAna ary tsy misy ny mampatahotra.
Ny hany namparary fo-anay kely fotsiny dia izy tsy mba nanao bain de foule satria efa niandry izahay amina dabilio hanaovana sonia hoan'ny taranaka ho avy.
Ary tsy hitanay koa ilay horok'izy mianaka satria tsy tazanay izy sy TGV fa ny tanAny mihetsiketsika ankelik'ireo gardadekOro fotsiny no hitanay.
God Save Ravalomanana^:^

novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:37
2. rahiratra
(
27/06/2008 15:29)
Dia inona no dikan'izany resak'izany izao ? Sao diso mahay loatra rakotolahy a?
3. lemenakely
(
28/06/2008 07:09)
kidoropamba:
Faly be izahay raha nahita fa feno gardadekOro miambina ny filoha hajaina Ravalomanana t@ 26 jiona lasa teo iny. Hita mihitsy ary porofo mitohoka amin'iny tenda izany fa milamina ny tanAna ary tsy misy ny mampatahotra.
Ny hany namparary fo-anay kely fotsiny dia izy tsy mba nanao bain de foule satria efa niandry izahay amina dabilio hanaovana sonia hoan'ny taranaka ho avy.
Ary tsy hitanay koa ilay horok'izy mianaka satria tsy tazanay izy sy TGV fa ny tanAny mihetsiketsika ankelik'ireo gardadekOro fotsiny no hitanay.
God Save Ravalomanana^:^
DEDAKA ! :evil:
5. tsimati
(
28/06/2008 09:38)
Efa hita fa dodom no fika entina hamotehana ny ilany mpifanandrana. Mody milaza ho hajaina hajaina dia mikorontana ny sain'ny kil hoe fa ity angaha adala nefa izay no tena tiany ahatongavana. Aza tratran'ny mody adala ihany. Aza adino fa rehefa avy manolana ny adala afa-maina ary tsy migadra ary mahimahiana sao be ny mody adala ka voavoa foana :-D :-D :-D
6. naughtyboy
(
29/06/2008 14:35)
marina neny lemenakely zay anisany toetra miavaka ahafantarana ty vhv lehibe tsy ampy fiheverana ty zany eto io no anisany mahatonga ny anarany razanety oe lalimanga dedaka ka eny ambony t.. vao miedinedina =)) =)) =)) =))
7. tsimati
(
30/06/2008 02:41)
fa aiza marina ilay kidoro f'angaha miasa herin'andro dia tapina sa miandry kely ? Manao ahoana moa ny mangahazo rehefa voatsipy karibonetra. Mivoraka sy mapasasaka ka izay no mampibotsina an-dranaughtyboy. mahareza ooo
8. kidoropamba
(
30/06/2008 09:47)
rahiratra:
Dia inona no dikan'izany resak'izany izao ? Sao diso mahay loatra rakotolahy a?
Reharehanay io ka aza atao mampialona. Reharehanay mpanohana an'i filoha hajaina. Io no maha filoham-pirenena an'i Ravalomanana be diplaoma filohanay.
tafita isika malagasy
God save Ravalomanana^:^
9. rahiratra
(
30/06/2008 10:52)
Resaka tsy mandeha ny anao na hirediredy eo aza tsisy TIM mila anao.
10. kidoropamba
(
30/06/2008 11:26)
Tsy ny ataon'i TIM aminao no jerena fa ny hezaka ataonao @ TIM indrindra hoan'i filoha. Io ilay tarigetra. Aza mialona fa tsy tafita.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
11. tsimati
(
01/07/2008 01:54)
Ianao tsy TIM ary tsy ialin'ny TIM satria manao resaka tsy alehany. Misehoa amin'ny tena endrikao fa tsy tafavoaka koa ity fika iray ty.
12. kidoropamba
(
01/07/2008 10:45)
Fika inona? Ianao ity izany ilay mpimasy mahay mamaky ny ao andohan'ny olona? hin hin hin hin!
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
14. kidoropamba
(
01/07/2008 15:57)
hin hin hin hin, kay mahay manisa sira ity akama tsimati ity?
Tafita Isika Malagasy
God bless the king Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God bless the king Ravalomanana ^:^
15. tsimati
(
02/07/2008 01:18)
na isanao sira aza ny vorona andanitra tsy ahoanay Malagasy. taiza no nisy nanao King izany raha tsy ny mirakorako :-D :-D :-D
16. kidoropamba
(
02/07/2008 14:36)
Raha mitohy izao dia mety hiala TIM aho.
Kanefa raha mieritreritra ny fanan'ny filoha hajaina ravalomanana aho dia aleo mijanona TIM ihany.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Kanefa raha mieritreritra ny fanan'ny filoha hajaina ravalomanana aho dia aleo mijanona TIM ihany.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
18. kidoropamba
(
03/07/2008 13:23)
Aza araraotina ny fahanterako fa raha mitohy izao dia hapetrako ny filaAna ao @ TIM.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
19. tsimati
(
03/07/2008 14:37)
Sady mbola tsy tao no tsy misy manaiky hanala pataloha ho lelafinao ao ^:^ ^:^ ^:^