Nivadika ny tantara fa hery kay no kidoropamba
1. kanota
(
23/06/2008 02:03)
Dia rakatra fa hery sefo hajainan'ny SERASERA kay no kidoropamba. Hita ny fironan'ny serasera. Mody manao mpanohana anjambany ary mitady ahatezitra ny olona.
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:00
2. tsoraka
(
23/06/2008 02:12)
Misaotra amin'ny spapa ary efa somary koboko ihany izay fihetsika izay. Mandiniha ary jereo sy harao tsara ny fomba fanorany sy fanohizany hevitra fa aza maka antendrony.
3. kanota
(
23/06/2008 04:33)
Diniho tsara ny zavatra soratany. Raha mifandrombaka milaza TIM sandoka ary miteniteny fahatany daholo ny mpanohatra dia izay aza no tena mahatezitra olona kokoa ka izay no vohiziny eto. Manontany ny diplaoman'ny Filohan'i Madagasikara ny sefo hajainan'ny SERASERA ary asa na maninona izy no tsy manontany ny mpifidy hoe fa naninona no olona tsy ampy diplaoma sahala azy no nofidian'ny mpifidy. Efa rano raraka ary efa lany ilay olona aminay sy ny olona mitovy fijery aminay. Ny TIM moa dia tsy resahana intsony ny amin'izany ary nahagaga koa fa ny tompon'orin'asa mihintsy no tena nanohana io Prezida io tany aloha fa nanaraka fotsiny ny olona satria voalaza ho favoria. Kinanjo mitady hevitra indray hoe ahoana no hanafoanana ilay favoria?
4. tsoraka
(
23/06/2008 06:19)
Ya hitako ireto:
Namana vaovao: snouvouksira (22/06), noums (00/00), foosa (22/06), boncasnocle (00/00), hantina (22/06), ARIELA (21/06), andrikiady (21/06), kidoropamba (21/06), bbible (22/06), betsi2 (23/06), Tohiny...
Ary indraindray aza izy manao xxx koa. io dia manontany ny delestazy indray koa sefo hajaina hery tokoa. Rehefa mety aminy dia izay no izy ary marina tsisy ialana izay satria izy no afaka mampiato izay tsy mety aminy. Misaotra sefo hajaina hery fa kobo ilay fika eee

5. patrick2002
(
23/06/2008 19:19)
zay ny anao ra Hery ,hitany terroriste jeankely ianao nametraka fanontaniana hoe fa inona ny diplaomany filoha Ra-8 ,dia izy io hamotika ny serasera io .
Tena inona no hatao hanasitranana an'ity vehivavy ity :cry: :cry:
Tena inona no hatao hanasitranana an'ity vehivavy ity :cry: :cry:
6. kidoropamba
(
23/06/2008 19:43)
Mankasitra amin'ilay fanomezam-boninahitra na dia tsy nitady an'izany aza izahay.
Nosamborina koa ireo antandroy (Robert Razaka) nikasa anongam-panjakAna tany toliara. Gadrao daholo e.
Tafita Isika Malagasy
God Save Ravalomanana ^:^
Nosamborina koa ireo antandroy (Robert Razaka) nikasa anongam-panjakAna tany toliara. Gadrao daholo e.
Tafita Isika Malagasy
God Save Ravalomanana ^:^
8. kidoropamba
(
23/06/2008 20:14)
Mirosoa amin'ny lalindalina ary aza adino ny mifidy sy mampifidy ny vahoaka an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Tafita Isika Malagasy ^:^
Tafita Isika Malagasy ^:^
9. ratakktikk
(
23/06/2008 21:30)
inona no tsy zakan'ny vavon'i tsoraka am'le namana vaovao no avoaka eo ny anarany? sao d mba tsorahan' i Kidoropamba amzany ty tsoraka ty vao gaga!!!!
Le kanota koa @zay tena ol ty hanakorontana fotsiny fa tsy msaina. iva fsainana ts....
Le kanota koa @zay tena ol ty hanakorontana fotsiny fa tsy msaina. iva fsainana ts....
10. penguin
(
23/06/2008 23:14)
Fa na dia olona inona aza ve dia hety hitombona hoe mpanohana ny fitondrana no ho faly amin'ny fisamborana fahatany olona avy amin'ny faritra sy fanagadrana azy. Tsisy izany fa ny tiana ambara dia ny voalaza hoe manao tetika ambadika. Ny fahitako azy indray dia i patrick2002 no kidoropamba
12. kidoropamba
(
24/06/2008 08:57)
Diso be ianao ry peguin a. Miisa 12 indray no ho samborina any androy any. hin hin hin :-D , mazana hoa ity filohantsika hajaina Ravalomanana ity. Hitady hanongampanjakAna ry zalahy dia tratra io.
Gadrao ra-prezy fa manalokaloka ny fampandrosoana ny firenena a. Raha tsy izany dia mety ho saboten-dry zalahy indray ity subvention an'i TIKO ity.
Tafita isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Gadrao ra-prezy fa manalokaloka ny fampandrosoana ny firenena a. Raha tsy izany dia mety ho saboten-dry zalahy indray ity subvention an'i TIKO ity.
Tafita isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
14. kidoropamba
(
24/06/2008 11:47)
Azonao atao ny manompa satria ny kanosa sy malemy no tia manompa olona.
Na dia manompa variraraka aza ianareo mpanohitra sy ireo mpanohana ny Matsilo dia Ravalomanana ihany ny anay, ary Ravalomanana hatrany no fidIna.
Hita be mihitsy fa efa maka tahaka an'i Madagasikara ny zibaboeanina satria manomboka managadra ny mpanohitra tsy tia tanindrazana ny mpitondra fanjakANa.
Tena be modely aloha ny filoha hajaina Ravalomanana ka isaorana azy manokana.
Tohizo ny lalantsika
God save the king of Madagascar ^:^

15. penguin
(
24/06/2008 13:17)
mamorona mihintsy akanjo misy soratra hoe mpanohatra maminay miverena fa ianareo ihany no mahatafita anay.
16. kidoropamba
(
24/06/2008 14:49)
Ravalomanana? Ravalomanana Ihany!
Ravalomanana? Ravalomanana Hatrany!
Fahamarinana? Sy fahamasinana!
Fampandrosoana? Haingana sy maharitra!
Antoko TIM? Tapitra Isika Malagasy
Filoha hajaina? Ravalomanana.
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ = 8 ^:^
Ravalomanana? Ravalomanana Hatrany!
Fahamarinana? Sy fahamasinana!
Fampandrosoana? Haingana sy maharitra!
Antoko TIM? Tapitra Isika Malagasy
Filoha hajaina? Ravalomanana.
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ = 8 ^:^
17. penguin
(
25/06/2008 01:47)
Ny mpanohatra no tena masina fa ireo araho sy hiantehero raha tia hiadana. Tsy hisy ny fandroahana mpivarotra amorondalana raha mpanohatra no tonga eo amin'ny fitondrana. Avy dia madio daholo ny rehetra miaraka @ mpanohatra ary tsy hampigadra ny mpanohatra fa havoakany aza ny any ampigadrana =)) =)) =)) . Araho ireo raha tia hiadana
19. tsimati
(
26/06/2008 01:49)
Aza manondrana ry vahoaka fa ampio izahay mpanohatra androdanana ty fitondrana tsy mahampanana ty. HIzara ny fanana isantokatrano izahay re ry vahoaka ka ampio ahazo ty fitondrana. Tongava maro ry vahoaka rehefa miantso fitokonana izahay fa ho avy tokoa ny fiadanantsiaka. ^:^ ^:^ ^:^
20. naughtyboy
(
26/06/2008 21:24)
tony razanety tony no lehibeny mpandona tolambodinjanany lahy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D