mangataka tononkiran'i Mahaleo

1. picanex ( 18/06/2008 05:07)
slt dôly
mba mangataka tononkiran'i Mahaleo ze manana. tsy aiko tsara ny titre fa misy hoe "saingy mbola lavitra ilay bandy kely tiany, saingy mbola lavitra lavitra be..." duo miaraka @ vehivavy le izy
msôtra betsaka mialoha ô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108