eritreritra mandalo précédent---
1. tslem
(
15/06/2008 05:47)
Mety possible ve any @ boite de reception an'ny hafatra mba asiana koa an'ilay hoe mialoha sy manaraka ary farany :°)
novalian'i ari.malala ny 17/06/2008 08:24
3. tslem
(
15/06/2008 07:05)
an,an,an kah fa lé refa misokatra mintsy ny hafatra d avy eo ilay hijery hafatra teo aloha na ny manaraka
le ohatran an'ireo fleche roa matevina be mifadika reo e,tsy haiko ny manao an ilay fleche menamena be ohatra ny an'i hery :)
le ohatran an'ireo fleche roa matevina be mifadika reo e,tsy haiko ny manao an ilay fleche menamena be ohatra ny an'i hery :)
4. xxx
(
15/06/2008 07:49)
ka tsy mistovitovy ihany ve ny système fa ny iray flèches roa miaka-midina fotsiny ny iray chiffres manao pages
5. tslem
(
15/06/2008 08:43)
tsy azon'i xxx na zah koa angamba no nandra tsy mahay manazava :(
io an'i hery io zao "ny boite de reception" fa ny tiko tenenina dia ilay refa misokatra mintsy ny hafatra ho vakiana dia mba tsy hiverenana any @ boite de reception ndray dia mba misy fleche kely na sahala am zany tonga d kliké-na ohatra handehanana any @ hafatra manaraka,asa raha mba efa mazavazava ratsy zay :P

6. xxx
(
15/06/2008 09:50)
zà ngamba no donto tena tsy azoko ry tslem ah :roll: :-D :-D :-D :-D
otran'ilay mijery sary ao amin'ny la sobika ireny izany na madagate :°)
otran'ilay mijery sary ao amin'ny la sobika ireny izany na madagate :°)
9. ari.malala
(
17/06/2008 08:24)
hery aty am forum kou v mety amizany? mba tsy haha voatery hiverina any am index foana d mba tonga d asina mialoha sy manaraka ny dinika (efa imbetsaka iany no ni proposeko anizany fa toa tsy prise en compte mitns le hevitro hihihi)