Orange-Celtel: Tsy azo mihitsy antsoina tato ato zay
1. zandikely
(
12/06/2008 00:44)
Efa ho herinandro izay aho, miantso Orange sy Celtel fa tsy mahazo mihitsy. Avy aty aminay iany ve no tsy mahazo io sa tahaka izany koa ny toerana sasany.
Mandreraka, nefa ry zareo dia mi-geste ery ny hanao fisariana Fiesta e, nefa ny services tsy mahafapo ny mpanjifa akory!
Mandreraka, nefa ry zareo dia mi-geste ery ny hanao fisariana Fiesta e, nefa ny services tsy mahafapo ny mpanjifa akory!
novalian'i ari.malala ny 12/06/2008 07:16
2. xxx
(
12/06/2008 04:32)
non,zah miantso foana fa mahazo kah,ny any aminareo mintsy ngamba no misy blem
3. ni81
(
12/06/2008 05:29)
Ny orange ny anay dia mety foana fa io Celtel io dia manahirana be, indrindra raha miantso avy @ carte dia tsy any mihitsy e.
4. yonikafopl
(
12/06/2008 06:52)
Efa hatram herintaona mihintsy no manondrana reo operateurs reo, raha oll tsy manana patience de tsy mety mahazo mihintsy, satria dia mila manandrana miantso foana fa indraindray misy fotoana mampahazo azy. Ny telma sy ny fixe hatramzao no hitako mande tsara. Dia ny tena gravy an, raha miantso Orange avy aty aminay, de tsy mi poinsa mintsy nefa ny credit analanjareo, maha laginina mihintsy. :evil:
5. ari.malala
(
12/06/2008 07:16)
ary ny miantso ny conseiller clientèle ndry zareo? ny ana celtel fa tena mampivonto orona! efa ho 30min fotoana lany miantso 789 9 ftsn!!!! lazainy fa mbola miresaka ny mpikarakara e, aza miala fa horaisina avy hatrany ny antsonao e... na am firy na am firy io an! ndremande za nanandrana mints hoe taitra maraina b d nannandrana niantso fa mitovy iany ny valinteny azo! d refa mba voaray ndray enao d valinteny bidon b mandreraka b ny azonao ao pfffffffff
