Tsy manam-bola hono ny FANJAKANA e!
1. xxx
(
11/06/2008 20:20)
Tsy manam-bola hono ny fanjakàna handefasana mivantana ny ROLLAND GARROS sy ny EURO 2008,ary sur koa fa na ny JO aza
Mazàva ho azy ary niaraha-nahita koa ny nilazàna fa tsy manam-bola ihany koa ny handefasana ireo elegasiona ho any @ JO any PEKIN
Tsy manam-bola hampirehetana ny poteau eto ANTANANARIVO sy ny déléstage any @ faritany
Tsy manambola hikarakaràna ny tanora sy ireo sahirana etc....
Fa manam-bola kosa ividianana avion présidentiel mitentina 15 millions de dollars
Manam-bola hankanesana any LAS VEGAS any ALLEMAGNE any JAPON any ITALIE
Manambola ividianana MERCEDES sy BMW ho an ireo mpisolelaka TIM
Manambola @ ireo fanasàna sy cocktails isaky ny week end
Manambola hanaovana subvention manokana ho any TIKO sy ny MAGRO etc....
Taloha na nijaly nilaha-bary t@ 3maraina mbà afaka manaraka MONDIAL sy EURO ara-dalàna ihany,ary diso hevitra mihintsy ingahy RAVALOMANANA raha milàza fa tsy priorité ny resaka fialamboly sy ny fanatanjahantena
Marina raha ny fijeriko azy dia ampitovy ny vahoaka @ TAY mihintsy ity fitondràna entin ingahy RAVALOMANANA MARC ity,tsy mbola nisy FIASCO sy ECHEC toy izao !

novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:31
2. Jeankely
(
11/06/2008 23:59)
Maninona no mivadika xxx sa tsisy KIL koa ? Dia iza izany no TAY voalohany sa tsy ao anaty vahoaka ianao? Mazotoa ry Tay a. Efa hoe homano ny 2012 ry Tay a. :-D :-D :-D
3. gasypantin
(
12/06/2008 07:21)
Jeankely:
Maninona no mivadika xxx sa tsisy KIL koa ? Dia iza izany no TAY voalohany sa tsy ao anaty vahoaka ianao? Mazotoa ry Tay a. Efa hoe homano ny 2012 ry Tay a. :-D :-D :-D
ary manamôly nagamba ity jeankely ity tena olona tsy normal
5. Annie2006
(
13/06/2008 16:35)
Raha manao varoboa ny tanindrazana dia tsy maintsy misy vola ny fitondrana e. Fa vola maloto sy maimbo rà io volany io.
6. Jeankely
(
14/06/2008 01:31)
Rà n'iza. Ny anao toa tsy mbola tonga koa ? Sa rà n'i patrick2002, sa kiadi sa bazylou =)) =)) =))